Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

6 Comments

  • Bemafohy dit :

    Eny amin’ny masoivoho tsotsoka koa angamba no tsara mijoro manao ohatran’izao koa satria efa fantatra fa ry zareo no mamatsy vola ny miaramila hanaporetana ny vahoaka.Tsara mihintsy aza raha manasa vahiny tsotsoka mitovy hevitra amintsika ho eny dia maneho pancarte isika fa tsy tokony hanohana fitondrana didin-jadona ny tany milaza fa manohana demokrasia.

  • Ziry Onésime dit :

    LASA IZAO! Aoka re tsy hihemotra intsony e!.. Efa ny Prof. no miantso antsika ka dia mino isika fa izy no iloa làlana!.. Mahereza daholo e!… Dia samy ho tahian’Andriamanitra!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Io voalazan’i Bemafohy io no tokony hatao ! Raha tsy izany dia mbola toy izao foana no ho hita soratan’ny mpanao gazety menasofina !
    Hoy hono i domelina :  » je ne sais pas vous, mais moi, j’en ai assez des pressions et du forcing des pays étrangers  » a déclaré le 6 novembre le Président malgache Andry Rajoelina, lors de son show politique au Palais des sports de Mahamasina devant des CENTAINES DE MILLIERS DE PERSONNES.
    « Nous allons leur prouver qu’ensemble, nous restons debout et nous atteindrons nos objectifs de développement ».
    Efa hatry ny ela no fantatra fa manohana an’i domelina ny frantsay, koa tokony manatitra « lettre de protestation » any amin’i Châtaignier ny Pr Zafy A., miaraka amin’ny vahoaka !

  • Babyfoot dit :

    Kintana,
    Efa mitady Porte De Sortie angamba i Domelina matoa nanao izany fanambarana izany ! Na koa kabary fampandriana adrisa fotsiny sa il a trop fumé ? MDR !
    Adisionentsika ao @ kaontin’ny « tenter le tout pour le tout » daoly izay lazainy e !
    Minoa fotsiny iany !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Blog « Atlas Alternatif », an’i Fréderic Delorca no misy an’io !
    I Delorca, dia gauchiste limite anar, anisan’ireo mpanenjika an’i Ravalomanana !
    Population française complètement désinformée, aussi bien à droite qu’à gauche !
    Le peuple ainsi que les partis politiques, sont « victimes » de campagnes de dénigrement machiavélique vis-vis du Président Ravalomanana !
    Ce qui est triste et écoeurant, c’est que ces campagnes sont orchestrées par des malgaches ; les mêmes qui ont soutenu domelina, et qui continuent de le faire, malgré la situation catastrophique dans lequel est plongé le pays !
    Les « initiés » seuls, profitent de la situation !!
    Azon’i Baby ?

  • Santosh dit :

    electromenagere dit :@Petite Fe9e : tu as pre9vu de bientf4t coloniser Mars ? :D@une bldnoe dans la ville : e7a t’apprendra e0 l’insulter ! :D

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*