Vivato Rakotomaditra : « Traiter Andry Rajoelina comme il se doit », FOZAMADITRA

Vyvato

Vyvato
Vyvato
Fozamaditra
Fozamaditra mpamadika Tanindrazana
Mpilelaka Frantsay
Efa voakarama
Efa nahazo vola

Falifaly nahazo vola de hamidy ny vahoaka an
Vola vazaha an
Tsisy vola sinoa
Sinoa mividy bois de rôzy fôtsiny

MIALA ZE MADITRA!
MILA FAIZINA
FA MIJALY NY VAHOAKA

Maditra be takolaka misy volom-bava sa maditra lava nify
foza maditra daholo ireo
mila olon-kendry ny firenena

Masina i Madagasikara

17 pensées sur “Vivato Rakotomaditra : « Traiter Andry Rajoelina comme il se doit », FOZAMADITRA”

  1. Raha mbola tsy tonga saina hiala ami SaDEC i ra8 dia mety eo no ho raisina ,jereo ange ty hataon’ity Simao SY CHISSANO ,jereo fa na le pdt Mozambicain AZA ANY amitsotsoka amin’izao fotona izao hiresaka momba na’i Madagasikara hono fa inona dia hi s’occuper-ny an’i MADAgasikara fa tsy izay hampandeha ny machine ao aminy no hataony !

    REHEFA TSY AZONY COTE D’IVOIRE DIA NY MALAGASY NO HATAOn’ny tsotsoka tohatra fiakarana ara-toekarena ,FALY ERY RY ZAREO MIADY NY GASY MORA HANAGALARANY NY HARENA ambanin’ny tany !!!!

    ,tsy ampy tambazany ny SADEC ireo dia vidiny ,ka tena adala ra8 raha mbola manohy fampirahiraHina amireo ,efa hoe any @Amerikanina MAKA VAHAOLANA FA ireo tsy zakan’ny tsotsoka ,faraharatsiny ny OUA sy ny CEE fa le SADEC HADABOY fa tia koly2

  2. MANDRERAKA BE NY MIJERY TONY OLONA MPAMADIKA BE TAKOLAKA VOKY risoriso ,mba olona misy endrika halefa amimanaraka re é!

    Hialao le SADEC FA TSY AZO HITOKISANA INTSONY !
    AZA MIFIKITRA AMI HAZO BOBOKA RA8 a!

  3. – Be takolaka maimbo vava e !

    Ny lehilahy rehetra samy manana ilay »kotomaditra keliny » daholo hi hi hi !
    🙂

  4. Raha kisoa io efa namidy ary nahazoana tombony.
    Jereo ity takolany!!Fatiantoka daholo.
    Mahatsiravina

  5. Vivato Rakotomaditra – quel nom prédestiné ! – doit faire partie de ces politiciens véreux nouveaux riches actuels dont parle – dans son numéro de ce jour 03 mars le Courrier de Madagascar – sous le titre “Déclaration de patrimoine : Quid sur l’origine des milliards de nos ministres ? ”

    A LIRE ABSOLUMENT SUR LE NET OU SUR PAPIER

    Il n’ y a pas que les ministres , les HAT, les CST, les CT, les officiers supérieurs et officiers généraux, les hauts fonctionnaires … aussi !Les traitres comme Vivato Rakotomaditra comme tous les traitres de son espèce – Raharinaivo,Dollin,Ramakavelo, Andriamiseza … usent de tous les voies et moyens et autres artifices pour être dans les bonnes grâces de Andry Rajoelina et des chantres du pouvoir . Il n’ y a pas assez de mot fort pour flatter le ego des putschistes.Il n’ y a pas d’ interview , de déclaration où l’ on ne cite le seul nom du « jeune sauveur du peuple malgache « , de ses innombrables réalisations en deux ans seulement de pouvoir.

    Au fait, qu’ a fait Vivato, Raharinaivo, Andriamiseza, Désiré Ramaromisa, Pierre Tsiranana, Ramakavelo … avant d’ occuper leurs postes actuels et d’ être payés ainsi par millions de … ariary provenant des pauvres contribuables ?

  6. Dès que je vois cette face de hamster, cea me fait vomir!… tena tarehim-boalavo voky e!

  7. comme il se doit, efa rayer ny disk : domelina= sans quality, incompétent, pervers, zaza ratsy taiza, kely saina,
    DJ sait:
    boire, manger, inviter,inaugurer,se déguiser, copier,valser, peter, parler pour ne rien dire, gesticuler,se pavaner, jouer, voler, violer, maltraiter,
    voilà il est traité comme il se doit: il ne mérite aucun respect, aucune confiance, aucun estime, il est bon à foutre dans les ordures

  8. DJ androbe, vao mitsangana fotsiny Dada dia efa mitsipatsipaka, mihetsik’aretina.
    Tandremo ry Krichô sao ipitihan’ny rorany fa vita eo kou ‘ty

  9. Bjr,tsy dia tia mandany andro loatra eto amin’ity resaka adala ity moa ny tena,toa rediredy daholo ,tsy misy lohany sy vodiny ,ny marikiriko dia ny miteny ratsy indrindra. Sady toa ianareo samy ianareo no toa tsy mifanaran-tsaina na tsy mifankahazo resaka, mahagaga!!

  10. izay Mahita anie jamba e !
    ny dondrona no mitady hitondra vahoaka
    ny be kibo sy dongadonga tsy maintsy miteny sao maty mosary
    ny ray aman-dreny mpitaiza izao tezain’ny zaza bodo be lelo
    ny mpanao ratsy izao no mahazo vahana fa ny mpanao soa en exil
    ny mpamosavy izao mandeha mivoaka antoandro fa ny pastera hatao ampigadrana
    ny mpanao lalàna izao samborina fa ny mpitana basy no mameno tanàna
    ny ppn izao ampiakarina ny vidiny fa ny vahiny tsy maintsy hasaina misakafo
    ny fotsy lasa mainty fa ny mainty lasa bobo
    traiter-le comme il se doit, hoy koto be kibo

  11. elas,
    I Nadia manohana an’i be lelo io, mitomany ho Vazaha mety ho lasa bobo. La pauvre ! Na any afrika aza ny bobo tsy tian’ny mainty mpiaramonina aminy hi hi hi hi !

  12. aleo dada hody e!!!be vava fotsiny ny foza masiso nefa matahotra handray an i dada8
    ny atody avy no efa 500ar mbola ts tonga saina foana ry foza mianakavy,dada8 anie ka tsy ahantra na oviana fa ny gasy no tavela @adalam poza eo eh!!!!

  13. aza miraraha ny vavan ny tsy tia manko dadatoa fa ny foza no mahia n ny nataony ah!!!!
    isika moa dadatoa botabota fôna oh!!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *