Archive for avril 9th, 2011

« Médiation parallèle » ny ataon’ny COI hoy ny ankolafy telo ka tsy azo ekena !

« Médiation parallèle » ny ataon’ny COI hoy  ny ankolafy telo ka tsy azo ekena !
9 avril 2011

Tokony ho tamin’ny telo ora sy sasany hariva teo no nigadona teo amin’ny Masoivoho Maorisiana tetsy Manakambahiny ny delegasion’ny ankolafy telo nahitana an’i Pr Marcel Miandrisoa, Ruffine Tsiranana, Levelo Boniface, Dr Joseph, nitondra ny taratasy fanamarihana ny tsy fanekeny ny COI hitsabaka amin’ny raharaham-pirenena Malagasy. « Tsy mankatoa ny COI hanelanelana —> MyDago.com


  • '