Ampy izay !

GTT Montpellier

GTT Montpellier
GTT Montpellier
Inty no varainay avy amin’ny GTT Montpellier anio hariva ka atolotray anao mpamaky.

Ampy izay ! ataovy ny hitsaharana amin’ny fomba rehetra, io fitondrana sandoka, mpangalatra ary mpamono olona io.
Andao hatsangana ny gouvernemantan’ny « 3 mouvances », efa manana chef de gouvernement (Atoa Manandafy), ary ny minisitra rehetra itsika, tamin’ny fifanarahana tany Addis- Abeba, izay vitan’ny rehetra sonia.
Fantatra sy hita mazava fa toetra ratsy hamono vahoaka (vizana sy noana), sy ny mpanohitra fotsiny amin’ny fitarihana resaka tsy misy dikany, tsy misy vaha olana ary mbola manohy ny fitondrana sandoka ary ny fitsetsafana ny harena rehetra na ambony na ambanin’ny tany.

Aza avela anjaka ireo saribakolin’ny mpanjanaka sy ny mpanjanaka.

TIAVO, AROVY ARY KOJAKOJAY NY ANAO

1 pensée sur “Ampy izay !”

  1. Marina ny constat, fa rehefa niaritra roa taona ihany, dia TOKONY ho afaka miandry kely angamba, satria efa HAKA FANAMPAHIN-KEVITRA GOAVANA NY SADC atoato!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *