Communiqué final et officiel de la Troïka (31 mars 2011)

SADC
SADC
SADC

Nous recevons ce communiqué final, tant attendu, de la Troïka concernant la crise à Madagascar. Nous avons aussi reçu, pour notre information et à titre de rappel celui de mars 2009. Je vous ai mis à disposition ici aussi les mots d’accompagnement qui ont été écrits par la mouvance Ravalomanana et Guy Rivo Randrianarisoa. Nous les remercions de leur aide.

 

Mesdames, Messieurs,

Nous vous prions de trouver ci-joint la décision finale du sommet « TROÏKA SADC » du 31 mars 2011.
Article 6 de cette décision, la Troïka fait référence à leur décision prise lors du sommet des chefs d’état de la SADC en 2009.
Aussi pour mémoire, vous trouverez joint la décision prise lors de ce sommet de 2009.

Codialement

Ankolafy Ravalomanana

Miarahaba,

Alefako aminareo ity ny decision finale tany LUSAKA. misy remarques kely aafady:

1. Tsy nandeha tany Lusaka izany ny filoha. Efa nisy ireo delegasiona nanao izany herinandro mialoha.

2. Amin’ny article 6 ity decision ity dia mamerina ry zareo fa mitazona ny teny rehetra nataony tamin’ny 2009, fivorian’ny filoha rehetra ny SADC. Koa alefako ihany koa izany io decision 2009 io mba hafahanareo mijery azy.

3. Raha toa ka te hahazo traduction malaky dia copier coller http://www.google.com/language_tools?hl=fr ato dia mety. Manatsara sisa ianareo avy eo.

Mirary soa indrindra

Guy Rivo Randrianarisoa

.
.
.

Lisez alors ici : Final Communique Summit March 2009
Et ici surtout aussi : Livingstone FINAL Communique Organ Troika Summit 31 MARCH 2011
.
.
.
.

13 pensées sur “Communiqué final et officiel de la Troïka (31 mars 2011)”

  1. Disons juste que la Reconnaissance Internationale pour la HAT est… nulle! et si l’on ne s’en tient qu’à l’article 6 de ce rapport, Rajoelina ne devrait jamais connaître le « bonheur » de cette reconnaissance internationale!

    On verra ce que la France dira…

  2. Dia mba sahy koa ireto olona ireto manoratra hoe notsipahana ny feuille de route kanefa nekeny sy nisaotra ny mediateur ny sadc ary hilaza ny heviny amin’ny manaraka.Donc voaray izany ny feuille de route ary io no ho resahana fa tsy feuille de routen’i ra8 na koa hoe voatsipaka.

  3. Ny amin’ny NON RECONNAISSANCE INTERNATIONALE aloha dia mazava fa tsy ho an’ny Foza mihitsy ny Reconnaissance,kanefa kosa, raha izao communiqué izao no jerena, dia TOA tsy misy fanambaràna mihitsy ny fahazoan’ni M.Ravalomanana hihazona ny Tany sy ny Fanjakàna, ary ny filazàna fa miaro ny Preida ny SADEC raha miverina aty Madagasikara izy dia tsy misy fanambaràna ihany koa !
    Ny dikan’izany ve dia hoe : Ianareo Gasy ihany nomitàna azy na tsia ?
    Mba azavao kely ary ny momba ireo Tompoko azafady indrindra !

  4. ary misy mandainga sy milalao zanak’i dada anie ny iray @girivo sy fetsison zany ;inona ny marina tany lusaka sa tsy tany hoa dadanareo.,?Menatra ny tsy nisy nandray ve dia mandainga i girivo;mifanipaka ;

  5. ary misy mandainga sy milalao zanak’i dada anie ny iray @girivo sy fetsison zany ;inona ny marina tany lusaka sa tsy tany hoa dadanareo.,?Menatra ny tsy nisy nandray ve dia mandainga i girivo;mifanipaka ;fa article 6 ihany angaha no ao @decision fa tsy misy hafa?Izay metimety roritina

  6. na lusaka na tsy tany dada tsy misy dikany izany. Ny marina an’io décision SADC io dia suspens ho an’ny rehetra. Aza mandika vilany mihintsy hoe nahazo fankatoavana ny puschiste, ianareo moa efa zatra mandainga sy mamitaka ka tsy manaitra ny réaction nareo puschiste

  7. Mazava be kosa ilay communiqué tamin’ny mars 2009 e, indrindra eo amin’ny and. 17. Raha araka ny hevitro izany dia anjarantsika amin’izay ny manao « pression » an’i Andry RADOMELINA.
    Koa noho izany dia mazava be ny tenin »i Prof. ZAFY!
    Ary ianareo FOZA ORANA rehefa tsy mahay ny dikan’ny teny anglisy dia aza miteniteny foana amin’ny eritreritrareo, fa mandehana aloha mianatra teny anglisy vao manoratra eto amin’ny Internet, fa manala baraka antsika gasy izany!

  8. Vrazi Ziry : on n’a rien sans se donner les moyens
    On ne fait pas d’omelette sans casser des oeufs…
    Trotraka ny vahohaka,
    ataoko fa rehefa tonga ny lera …dia tsy « mora-mora » ny fihetsika.

  9. Hahahahahaha ary mba mahay mamaky teny ihany kay ny farany ny zanak’i ra8 an!Fa angaha tsy voatsipaka indray ilay FR??hahahahaha miandrasa fa ny sadc sy ny ci tsy hanampy anareo izany.Mandrasa ihany e!

  10. EN TOUT CAS, BEAUCOUP D’EFFORTS RESTENT A FAIRE. ENTRE AUTRES, POURQUOI LA HAT NE VEUT-ELLE PAS LE RETOUR DE RAVALO AVANT LES ELECTIONS QU’ILS PREVOIENT?
    C’EST LOUCHE TOUT CELA CAR LE « JEU » SERA DELOYAL: QUE FAIRE DE TOUS CES GENS QUI LUI RESTENT FIDELES? LES IGNORER? CE QUI SIGNIFIE QUE LA CRISE NE VA PAS S’ARRETER LA: BIEN SUR, AVEC LES FORCES DE L’ORDRE QUI S’ALIGNENT SUR LA HAT, CELA DONNE L’AIR D’UN CALME APPARENT, MAIS C’EST « UN CHAT QUI DORT ».

  11. O ry SSShhhh a!
    Mba hainao ve ny atao hoe « lettre diplomatique »?… Tsy fantatrao angaha ny dikan’ny hoe « TSY MANAIKY AN’IO FANONGANAM-PANJAKANA IO « ny Troïka fa mitazona ny teniny tamin’ny Mars 2009?
    Tena hita mihitsy ny maha-foza orana milona ao anaty diky anareo ka tsy mahay misaina lalina!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *