le Président Marc Ravalomanana défie les médias

Filoha Ravalomanana
Filoha Ravalomanana
Filoha Ravalomanana

« Pas d’abus ni de censure à Madagascar ». Des allégations mensongères.
Le Président Ravalomanana met les médias malgaches au défi de publier son interview

Les affirmations selon lesquelles il n’y a pas de violations des droits de l’homme ni de censure à Madagascar sont un mensonge, et une insulte à tous ceux qui sont emprisonnés,  sans procès,  torturés, exilés, dit le président Marc Ravalomanana.

Il a répondu aux allégations formulées à Madagascar par le meneur du coup d’État de 2009, Andry Rajoelina.

Le Président Ravalomanana a défié les médias malgaches – en particulier le service de télévision nationale, sous le contrôle de l’Etat – de l’interviewer, pour tester la véracité de cette affirmation selon laquelle il n’y a pas de censure.

Et il a appelé les médiateurs de la Communauté de Développement de l’Afrique Australe (SADC), dirigée par l’ancien président mozambicain, Joachim Chissano, à clarifier le statut de leurs efforts de médiation, « comme il apparaît que, une fois de plus, le meneur du coup d’État est en train de tourner le dos à la médiation assignée par la SADC, en faveur d’une action unilatérale, aidée et encouragée par le monde francophone ».

Le président Ravalomanana a déclaré que: «Les États-Unis viennent de publier son document annuel de « Rapport pays sur les pratiques des Droits de l’Homme ». Il rapporte que Madagascar est dirigé par un «régime civil, non élu et illégal».

« Il signale les problèmes de droits humains qui suivent: «homicides illégaux et autres abus des forces de sécurité, conditions de détention difficiles aboutissant parfois à des décès, arrestations et détentions arbitraires, détention provisoire prolongée,  censure, intimidation, arrestations et violences contre les journalistes, restrictions sur les libertés d’expression, de presse et de réunion,  limitation du droit des citoyens de choisir leur gouvernement, corruption officielle et impunité, discrimination sociétale et violence contre les femmes, traite des femmes et des enfants, travail des enfants, y compris le travail forcé des enfants ».

« Essayer de faire croire qu’un rapport soigneusement étudié par la nation la plus puissante du monde est faux, et essayer de nier ses agissements pour s’accrocher au pouvoir ; est de la  folie. C’est une insulte aux milliers de gens qui,  chaque jour, sont en train d’être  littéralement torturés dans les prisons de Madagascar ».

«Tous les Malgaches savent ce qui se passe. Tous les journalistes de Madagascar savent que le dirigeant de ce régime est un menteur ».

«Je les mets au défi de publier cette déclaration. Je mets au défi la Télévision de Madagascar (TVM) à venir m’interviewer. Je sais qu’ils ne le voudront jamais – parce qu’ils savent quelles en seront les conséquences ».

« La  vérité, difficile et désagréable à entendre, est qu’il y a un règne de la terreur dans notre pays et ce régime, de plus en plus désespéré et à court d’argent, est en train de mentir pour tenter de se légitimer ».

« Nous demandons à la SADC de reconnaître que la situation devient, chaque jour, de plus en plus dangereuse à Madagascar. Ils ont besoin d’agir pour rétablir l’ordre constitutionnel, en ayant, avec tous nos concours, une élection juste et équitable, sous surveillance internationale. Le peuple de  Madagascar a le droit d’élire ses dirigeants politiques – et de ne pas être dupé », a déclaré le président Ravalomanana.

.

En fait ce défi qui nous a été transmis et que nous vous publions ne s’adresse pas spécialement à nous, MyDago (About us), mais surtout la la Télévision Nationale de Madagascar. Alors, « Wait and See » comme qui dirait !

En attendant, vous souvenez vous de cette vidéo de Ravalomanana ainsi que de la « famille » à Addis-Abéba ? [regardez ici l’article original « Voir Ravalomanana quitter Addis satisfait« . Merci à Laurenco Marques qui va quitter MyDago.]
.

20 pensées sur “le Président Marc Ravalomanana défie les médias”

  1. Merci, M. le Président.

    Le garçon mérite d’être incarceré dans une maison de correction, pour insulte du plus haut degré au peuple malagasy et à la nation la plus démocratique de ce monde…

    Que va répondre son ange gardien et accompagnateur Raharinaivo durant le verdict?!

  2. Ne parlons plus de Raharinaivo, ila perdu la boussole!. Concentrons nos efforts a vaincre le malheur qui est plutot la Francafrique.
    L’USA tres loin de nous, et ne sait pas la realite Malagasy,C’est une insulte ou de l’incomprehension politique. C’est de la salade Francaise, meme M. Sarkozy ne pourra pas l’avaler. Trouve plutot d’autres arguments Mister Andry, ca c’est de l’enfantillage.

  3. Ireo rehetra ireo no mbola eo sy mapijaly ny Malagasy dia satria ny Miaramila dia tsy manao ny adidiny ho an’ny Tanindrazana fa voavidy vola asa hatraiza re???mamita fiofanana aty Afrika aty za zao miaraka amin’ny namana Ivoarianina sns… dia samy mahalala ireo fa LaFrantsa no olana eto @ tany Afrikanina nozanahiny taloha sy ankehitriny ary ho mandrakizay

  4. Mazava ho’azy fa isika GASY ihany no afaka mitondra ny vaha holana amin’izao fanjakazakan’olom-bitsy ao an-tanindrazana izao! Averiko indray fa manana olon-kendry sy manam-pahaizana i Gasikara! Ka tsy tokony hanaiky izao fanjakan’i Baroa izao ny Malagasy! Tokony hiezaka haingana isika rehetra hanilika ity henatra be ity, ka hampahafantra ny Malagasy ireo olona tokony hitondra ny tanindrazana! Tokony ho tsiaroantsika lalandava, fa voahitsakitsaka ireo havantsika sy namantsika any ambany vohitra any, satria lainga tsara lahatra no ataon’ireo mpangeja azy isan’andro . Anjaran’izay nahita fianarana ka hendry sy manm-panahy ary manam-pahaizana ny manao izay tokony hatao hamonjena ny Malagasy !
    Fa inona no mampisalasala an-tsika ? Mpangeja an-keriny « vao omaly » io ve no avelantsika hisoloky sy hangalatra ny harenan-dRAMALALAGASY? Io olona tsy ampy taona io ve no avelantsika handroba ny Fanabeazana sy ny Fampianarana ny taranaka malagasy ?
    Io mpangoron-karena io ve no avelantsika hivarotra ny ala sy ny harena ambanin’ny tanin’ny Vahoaka Malagasy? Tokony samy hieritreritra iska rehetra! Ilaina maika ny FIARAHA-MIHETSIKA! Satria izay mitambatra VATO, fa izay misaraka FASIKA, hoy ny ohabolan’ny razantslka!
    MITOHY NY TOLONA…..

  5. Comment le TVM osera-til relever le défi du Président TARAVLOMANANA?…. Déjà que le petit crétin à la cervelle d’oiseau s’est fait ratatiner par Oelitiana Realy lors de l’émission télévisée de Dimanche dernier!
    c’est clair qu’il n’osera jamais le faire sous peine de perdre ses petits intérêts et bénéfices! Croisons seuement des doigts que la CI et la SADC ne soeint pas subjuguées par de tels mensonges et intox!
    Elles devriaent exploiter et analyser à fond le rapport des USA sur Madagascar!

  6. Atoa hajaina Ravalomanana ihany aloha no tena izy.
    Radomelina tonga hatreny ampaladihin’i Atoa Ra8.
    Radomelina olona tsy vory saina fa zaza tonga hilalao.
    Ny tarik’i radomelina dia olona mamono tena fa efa diso fanantenana nilaozan’ny toe-trandro, mifikitra amin’ny ratsa-kazo boboka.
    Iza no tsy mino ?

  7. I bitron’Ambatobe aloha dia tsy alehany mihintsy tany am-pianarana.Asa raha manana BEPC?Izay resaka économie na politique dia zedra be.Tonkony hanangom-bola ny malagasy n’aiza n’aiza hanaganana radio ao Afrika atsimo mba hahazoan’ny malagasy eran’ny nosy miheno ny tena vaovao sy ny zava-misy.Ny ankamaroan’ny haino aman-jery dia voavidy vola.Ny RNM sy ny TVM dia birao faharoan’i bitrodia ka mety koa raha asiana radio gasy any Allemagne na any Russie satria mbola be gasy ireo toerana ireo na any amerika.Iretsy roa voalohany aloha no tena mety satria mitovy ora amin’i Mada.Le bad boy était cancre durant sa scolarité et il est normal qu’il manque de clairvoyance dans ses analyses.

  8. il manque de tout parce que ce n’est pas un homme :
    avec sa petite tête de lézard
    avec ce corps filiforme de ver de terre
    avec ses dents de lapin
    avec ses oreilles de lièvre
    personne ne peut pas voir le reste caché dans une enveloppe sans cesse renouvelée
    ah ! son langage c’est une imitation des mots entendus ici et ailleurs, et tout le monde sait qu’il ne comprend pas vraiment leur sens, voilà pourquoi son manque de cohérence et des promesses d’ivrogne. On ne peut pas dire qu’il est capable d’analyse puisqu’il répète comme un coq du matin au soir.
    Quelle nullité cet individu, il ne vaut rien.

  9. Ny Hasina aurait dû souffler à Radomelina que:
    s’ils le veulent, les USA peuvent filmer et entendre ses entrevues avec ces francophiles

    qui se défilent

  10. On aimerait des vidéos « youtube » récentes , des interviews sous-titrées , des prises de position ,Analyses …
    afin de pouvoir les diffuser …
    Merci Sapa

  11. Brrrrr, mangatsika be ato zany. Fa maninona oa ny olona refa vô-ongana de tsy manaiky mintsy fa tsy maintsy manakorontana??? Izy marina angamba no tena filoha nahavita azy sady lanim-bahoaka teto Madagasikara. Ekena, ary tsy maintsy hatao izay hiverenanay eto.
    Aoka tsy ho diso ianareo fa ny anay dia ny fiaraha-mitantana ny tetezamita sy ny fanomanana fifidianana filoham-pirenena no tianay atongavana. Izany oe: miala Andry Radomelina sy ny équipe-ny, miditra ao @ tetezamita ny ankolafy telo.
    Ny zavatra mampalaelo @nareo fanatique reto koa dia ny fanaratsianareo ny zavatra ataon’ny FAT nefa nareo tsy niteny t@ ra8 nanao an’izany?? Ohatra: nisy ve mpanohitra niteny teny @ TVM izany t@ ra8 teo?
    Dia mitovy @zany iany le tsy fitiavana ny SADEC sy ny frantsay. Fa nareo ve mihevitra oe ny Amerikana na ny anglophone no vahaolana ???? Raha te androso i Madagasikara dia mila manaiky ny condition apetrak’ireo firenena lehibe ireo satria ireo no mamorona ny vola avy @ alalan’ny projet goavana izay tsy maintsy omena azy ireo: IZANY OE NA FRANTSAY NA AMERIKANA DIA TSY maintsy mitrosa any aminy. Ka na t@ Ra8 teo aza dia izany no zava-misy.
    Kanefa kosa : ALEO IANY I DADA, hafa ihany ny fitantanany na dia maro aza ny lesoka .

    Ho anareo pro-ra8 sy pro-FAT: Aoka nareo tsy ifanaratsy fa mitovy ihany nareo: samy mitolona mba hametrahana mpangalatra sy larbin-n’ireo firenena vaventy eo @ fitondrana. Aoka koa mba samy hanaiky fa SAMY VENDRANA NAREO.

    Farany: ny ho avin’ny taranaka dia tokony ankinina @ tsy fitongilanana, tokony ajanona ny fanatisme diso tafahoatra, izany oe refa tsy mety ny ataon’ireo mpitondra dia tsy mety fa tsy oe rehefa ny an’ny sasany dia tsy mety fa rehefa ny an’ny tena dia tsy maninona.

  12. de indrindra indrindra ho anareo pro-FAT: tsy maintsy misy fetrany ny zava-drehetra, mbola ho avy , ary tsy o ela ny anesoranay anareo eo ary dia anjaranareo ndray no mitsôaka, fa izahay tsy hamela anareo itsôka. VIve Madagascar

  13. Ho an’i mapme:raha jerena amin’ny maso tsy miangatra dia mivoatra kokoa ny tany zana-tany anglisy taloha noho ny zana-tany frantsay.
    Manaraka izany na manana solintany aza ny zanatany frantsay taloha:Gabon,Côte d’ivoire,Algérie dia mbola mahantra ihany,ny zanatany anglisy manana solintany :Brunei,Bahrein,Koweit dia azo lazaina hoe manana ary io no tokony ho jerentsika satria lasa ohatran’i Côte d’Ivoire sy Gabon eo isika na manondrana solintany aza.I Nigéria zanatany Anglisy niseho namela an’i Total mitrandraka ny solintaniny dia io koa fa tsy tafavoaka.
    Ankoatran’izany ny amerikanina no tany voalohany nanapa-kevitra ny hampandroso ny Sinoa amin’ny alalan’ny investiments mafonja natao tany dia narahin’ny japonay satria raha mandroso i Chine dia afaka mividy ny vokatra amerikanina be dia be satria ry zareo iray lavitrisa ny mponina ao aminy dia tsena be ho an’ny amerikanina izany.
    Ny antsika zanatany frantsay dia i reny malala foana no antsoina rehefa misy olana ao amintsika nefa mazana ry zareo ny ao ambadiky ny olana(ratsiraka 2002).Raha miditra ao amin’ny commonwealth isika dia misy tany ohtran’i Canada,Australie,Singapour etc… manana daholo ireo ary mety hahazahoana tombony ny fiarahana aminy.
    Misy zavatra mety tsy nety nataon’i Ravalomanana (communication ohatra) fa nampandroso ny firenena lavitra izy noho ity bitron’Ambatobe ity ary niaiky azy ny firenena maro.Izay no tsy mahavendrana anay raha mitady ny fiverenany ary tiako ho marihina foana eto fa ny ankolafy ankavanana dry reny malala no te hitazona io mpanome lesona io fa hafa ny firohana ny ankolafy ankavia izay azo lazaina hoe:humain kokoa.

  14. ho an ‘ i mapme , izay lay mahavoa antsika na eano pro tgv na enao pro ravalo , manana tsangan- kevitra ijoronao , fa sady mamely ny atsy no mitsipaka ny aroa@ izao zava -misy ao antanindrazana izao de tokony hijoro ny tsirairay hanavotana any Madagascar , nilaza enao hoe tsy hitanareo mihitsy ny lesoka natao ravalo teo @ fitondrana , tsy misy olombelona parfait zany eto antany fantrao tsara izany ary n ‘ iza n ‘ iza teo @ fitondrana tsy maintsy naka daholo fa ny an ‘ ny sasany efa trop atao fangoronan karena fotsiny ny fimpetrahana eo ka izay no mahatonga ny olana ankehitriny ramapme a,fa n ‘ inona filazany anti ravalo , de nahavita zavtr izy , niaina tsara ny malagasy na tsy nanankarena azy , jereo @ maso tsy miangatra , inona ny zava misy ankehitriny de mbola sahinao ihany ve no hampitovy and-Ravalo @ tgv n ‘ importe quoi
    ex: Ravalo
    orinasa ( asa ho an’ ny rehetra)
    lalana ( fandrosoana firenena iray )
    sekoly ho an ‘ ny zaza malagasy refanampiana ny ambanivohitra sy ny fanaovana ireo fifaninana@ sehetra rehetra (vitrine , commune pilote , ville piloteetc…….)
    Ary ny an ‘ i andry rajoelina norobaina sy nodorana daolo na fananan ‘ olo tokana na fananam pirenena ,bois de rose miondrana atsy sy aroa , ripaka ny ala , harena ankibon’ ny tany tratra atsy hita ary manginy fotsiny sns tsy voatanisa de mbola afaka hiaro ny tgv iahny ve @ izany , jerao @ fo tsy miangatra ireo rehetra very asa ary mbola tsy an ‘ asa @ izao ,ireo gadraina sy samborina ^ resaka tondro molotra fotsiny , zany ve no ho eritreretinao hitondra firenena , tsy boite de nuit ankory madagascar mbola hitohy……..

    lalana (fifandraisana sy fandrosoan ‘ ny ambanivohitra)
    sekoly

  15. Ho an’i Mampme,
    Hevitra avy amin’ny famakafakana no itenenana fa ny Filoha Ravalomanana Marc inany aloha hatreto no afaka nampiainga ny fandrosoana teto.
    Ny iainana nanomboka tamin’ny nisian’i Tgv teto dia fanapotehana, lainga, fanaporetana, diktatiora. Ny zava-doza ho an’ny firenena avokoa no ataon’ity fat ity.
    Tsy misy miteny mihitsy eto fa nety daholo ny zava-nisy tamin’ny fitondran’ny Filoha Ravalomanana, fa rehefa aravona dia ny fitondrany no nanome anay asa, nanokatra an’i MAdagasikara amin’ny fivoarana, nanomboka najome ny Malagasy ireo foto-drafitrasa tena ilaina, nanome lanja ny manam-pahaizana, nanaja ny zon’olombelona.

  16. Ialaha) Ahoana moa no hafahana manala ny aretina raha tsy fantatra tsara ny nahatonga azy? Izay vao omena ny fanafody sahaza! Firenena io, iza no nahatonga izao fahantana izao voalohany? Dia ry zareo nandeha tamin’iny lalana iny, lalan-tsarotra, lalan-doza nidirana ihany. Tsy krizy izao fa vokatry ny fanonganam-panjakana dia hialany frantsay amin’izay rehefa azony ilay nilainy fa lozan’izay nanaiky nampiasainy. Izao koa angamba no sahaza aloha mandra paha tonga saina antsika satria tsy misaina fa hamafazana lainga dia roboka, ny solution dia isika mihintsy no mila tonga saina ka misafidy tsara izay lalana aleha ka miverina aingana fa tsy hanohy an’iny lalana iny fa ho fat any raha mitohy ihany!

  17. Alohan’ny hanoizako ny resaka: MANAIKY NY FANONGANAM-PANJAKANA NATAON’I RAJOELINA SY NY EKIPANY NY TENAKO, manaiky fa halatra sy fanararaotana no ataon’ny FAT @zao, manaiky fa betsaka ny zavatra tsy rariny tsony zao.
    EKEKO zany, ary tsy izaho mintsy no hiteny oe i Lucky Luke dia nahavita noho i Ra8.
    Fa ny ahy dia tsotra ihany, tsy ny soa vita ny ahy no jereko fa ny tsy NETY NATAO satri MALAGASY AN’ETSINY MARO NO MIANKINA AMINY, ny fiainan’ny malagasy no tantanany. Eo no mahatonga atsika gasy mbola voazanaka ara-tsaina: Firaisam-pirenena e, fihavanana e, famotsora-keloka e, sns……. Hany ka TSY MATY MANOTA NY MPITONDRA.
    Maro @nareo manohana an’i A/toa Ra8 no milaza fa tsisy olona lafatra izany: AMIKO DIA TSOTRA ihany: refa manao zavatra iray tsy mety dia tokony miaraka tsy manaiky fa tsy oe rehefa ny ahy dia tsy maninona fa rehefa ny an’ny sasany dia tsy mety. Tsy MENDRIKA NY HIVERINA ETO TSONY I RA8 AMIKO toy ny mbola tsy hiverenan’io FAT io eto M/car itsony rehefa ho avy ny fotoana.

    Lalah> enao nilaza oe: Ra8=lalana sekoly orinasa. De mba tantarao koa ny tsy nety nataony e!!! Ny an’ny FAT anie efa fantatra fa tsisy mety e!!! Dia ny tokony hitolomana dia ny fialan’ny FAT fa TSY NY FIVERENANY RA8

  18. Fa maninona no tsy manana « choice » ny Malagasy??? Tsisy afa-tsy ny Mpangalatra Mpanongam-panjakana(Rajoelina) sy ny Mpangalatra Mpanararaotra(Ra8)??? Raha tsy ireo ve de Mpiondana satroka penjy dondrona(Lava sôka) na Lahy antitra efa naloan’ny Gasy(Deba). DE TSY HANANA CHOIX MINTSY VE ISIKA???
    FANTATRO FA TSY HIALA AMIN’I dADA IANAREO eto, fa ny ahy(mety hoe ny anay) dia tsotra iany:TOKONY TSY HO ISY IZANY FIFANDEFERANA SY FAMOTSORA-KELOKA IZANY fa izay nanao ny tsy mety dia tokony ho dakaina sy GADRAINA. tsy resaka ra8 ihany izany fa na ny FAT aza: tsy maintsy miara-mitolona mba tsy ahafahan’ireo FAT ireo mitsôaka sy ialokaloka any ivelany. TSY MAINTSY MANDRESY NY MARINA

  19. Ny zavatra tokana hanohanako an Ravalomanana dia ny toetsainy tena Malagasy tsy voavidin,ny firenena hafa. Izy irery ihany no candidat election tsy mba nandeha tany frantsa alohan’ny fifidianana. Olona toa izay ihany no mendrika ho an’ny repoblika malagasy. Ka na dia nisy tsy nety aza ny nataony dia mazava fa tsy nanao izay hanafitohana ny repoblika velively izy. Ny tsara nataony tsy ho tanisqaiko intsony. Mbola ho ela isika malagasy vao ahita olona iray toa azy. Ny olona toy ny bitro dia feno dia feno sady mandaka ny repoblika no mandoalika @ firenena hafa noho ny fitiavantena.
    Mendrika olona tia ny Malagasy sy ny repoblikany afaka ny malagasy. Ota fady ny fanaovana tsinontsinona izany repoblika izany. Ankoatr’izay azoko leferina raha toa manasoa ny mpiray tanindrazana amiko. Tsy fitsarana ny ratsy vita no tena ilaina fa fananganana repoblika matanjaka.

  20. Marina ny anao.

    Miteniteny foana aho angamba raha hilaza hoe « toe-tsaina pure gasy »…

    Ary midika inona hono itony dradradradrain’i Edgard sy ny prostitué(e)s any @dra France rehetra hoe ‘île-de-France’ ê?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *