Mamadi-dresaka indray Yvette Sylla sy Jean-Marc Chataîgner !

Jean Marc Chataigner & Yvette Sylla
Jean Marc Chataigner & Yvette Sylla
Jean Marc Chataigner & Yvette Sylla

Mamadi-dresaka indray ny FAT. Manao taon-dasa tsy tsaroana angamba fa vao omaly no omaly izy no nilaza fa rehefa vita ny rangom-pohy teny Ivato dia hanangana governemanta firaisam-pirenena, mody nampidirina tao ireo mpamadika palitao isan-karazany hamitahana ny SADC sy ny TROIKA dia ho azo ilay fankatoavana. Rehefa nivoaka anefa ny fehin-kevitry ny TROIKA ny 31 Martsa 2011 dia tsy nahazo fankatoavana iraisam-pirenena velively ny FAT koa dia mody lazaina sy handaingana indray ny vahoaka fa mizotra amin’ny fankatoavana iraisam-pirenena ny ny fehin-kevitra navoakan’ny TROIKA ny 31 Martsa 11.

 

Hanalana henatra izany dia mody nanao fitsidihana an-dRamatoa Yvette Sylla ny masoivoho Frantsay mba ilazana fa manaiky sy mankatoa izany ny firenena Frantsay. Tetsy an-daniny ihany koa nitsidika an’i Vital teny Mahazoarivo ny Masoivoho Indiana.

Tsy mahagaga izany fa ao anatin’ny an-kasarotana tanteraka ny FAT amin’izao fotoana izao koa dia mila tohana amin’ireo firenena nanohana azy tamin’ny fanonganam-panjakana.

Iray tamin’ireo firenena sahy niseho nanohana ny mpanongam-panjakana « putchiste » i Lafrantsa. Efa nataony daholo izay rehetra hitazonana an’i Andry Rajoelina eo, dia io fa miseho masoandro io indray ny tetika ratsy hafa.

Anisan’ireo firenena nanampy be dia be an’i Andry Rajoelina ihany koa i Inde. Tsaroana etoana ny fanampiana ara-bola ny fanonganam-panjakana araka ny « aveux » nataon’i Kol Charles ireny.

Ratsy tarehy eo imason’ny vahoaka Malagasy ny FAT, nanisy sira ny valala an-danitra, nidofotra indray ilay lokaloka niarahana nitsikombakomba tamin’ny Dr Simao sy Chissano, rehefa tsy mahita vahaolana matotra hitondrana ny firenena dia aleo mametram-pialana, indrindra ilay governemanta vao natsangana « ambony fasika « io.

Ratsy tarehy té hibika ny FAT koa ny volo no aolakolaka e !

19 pensées sur “Mamadi-dresaka indray Yvette Sylla sy Jean-Marc Chataîgner !”

  1. Mazotoa homana SYLLA-mangany miaraka amin’ny « chataignes » ianareo FATAn’alika e!
    Mihevitra mantsy ianareo fa dia mbola mety ho fahananareo lalitra izahay!… Ny olona kely loha no mbola mino anareo, fa raha izahay dia efa miteny hoe AOKA IZAY, VITA BASY!
    Na inona ataonareo na inona, DA EFA TOFOKA ANAREO IZAHAY!…. Ny teneninay dia izao: MBA TANY FA MAMOFONA DIKY!

  2. Mazotoa homana SYLLA-mangany miaraka amin’ny « chataignes » ianareo FATn’alika e!
    Mihevitra mantsy ianareo fa dia mbola mety ho fahananareo lalitra izahay!… Ny olona kely loha no mbola mino anareo, fa raha izahay dia efa miteny hoe AOKA IZAY, VITA BASY!
    Na inona ataonareo na inona, DIA EFA TOFOKA ANAREO IZAHAY!…. Ny teneninay dia izao: MBAY TANY FA MAMOFONA DIKY!

  3. aoka samy tsy hisy handika vilana fa izao no voalaza:

    6. Le sommet a réitéré ses décisions de mars de 2009 sur le besoin urgent de restituer l’ordre constitutionnel à Madagascar et a promis le soutien entier à l’équipe de médiation de la SADC dans ses efforts d’aider le peuple malgache pour parvenir à une solution durable de la crise à laquelle le pays fait face.
    7. Le sommet a considéré le rapport du Médiateur de la SADC et a noté le développement de la feuille de route qui permettra au pays de revenir à la normalité constitutionnelle.
    8. Le sommet a décidé de recommander la convocation d’un Sommet Extraordinaire [de la Sadc] pour considérer davantage le dossier Madagascar comme une question d’urgence.
    9. Le sommet a conseillé à tous les acteurs politiques malgaches de ne pas verser dans la violence ou la menace d’utiliser la violence durant la transition.
    10. Le sommet s’est engagé à soutenir et protéger les réalisations déjà faites et qui seront encore effectuées par la médiation et conseille à tous les partis politiques de coopérer et de soutenir ce travail de la médiation de la SADC pour aller vers des élections libres, équitables et crédibles.
    11. Le sommet a réitéré que le dialogue Malgacho-Malgache se poursuivra pour la recherche d’encore plus de consensus, d’inclusivité et de transparence.
    12. Le Sommet a loué Son Excellence Joaquim A. Chissano, ancien Président de la République de Mozambique et médiateur de la SADC pour Madagascar, pour ses efforts dans la recherche d’une solution durable pour la crise à Madagascar.

  4. Rehefa avy naka sopapa tany frantsa i Chat tay anie dia tonga nanao « rapport » tao @ Yvette e.

  5. O ry Baina a, mba lazao kely hoe: andininy faha firy no millaza fa miverina any madagascar aoà anatin’ny 15 andro Ra8? Olona efa alika maty no tsy mahalala menatr’olona ity. Aleo ihany mifanena @ mpamosavy toy izay mpandainga na mpamahandalitra. Ny olona analphabète tsy mijery facebook, fa olona nianatra jiaby ny ato ka tsisy olona azonao rebirebena amin’ny laingamatinao ato. Tsisy resaka SESI-TANY tao. Mahaiza mionona é ary mahereza fa ny PHAT no mitondra ny baolina zao na tianao na tsy tianao. Arakaraka ny rediredinareo no mahalava ny fitondrany, mety hatratra manda iray (5) izy eo raha toa ka mbola adala ihany ianareo. Ary raha mbola eo izy dia sesitany lava ny dadanareo. Aza misosoka alahelo é

  6. Resaka ka mba resaka !!!
    Fa mba iza ireo sipa, tara amin’io Vet’Sylla io ???? Satroka baonetra sisa no adino !!!

  7. Demony manan’ôho ty ma lefaka sa gila? Aza atao amin’akà hôvahôvalentigninao. Tsisy olo mijery koa fa tsy mahay raha mangigny, tantara mitohy ny eto . Anao koa tiahay mivolagna aminjôvy zaha zahava ny article nomoaly.

  8. taim-bazaha lany mofo, tsy misy maha izy azy any aminy any dia aty aminay no miseho ho zana-javatra.
    Tsy mila, tsy mila, tsy mila taim-bazaha indrindra razana frantsay ratsy loha, ratsy toetra ary dondrona sahy olona eto an(-tany.
    Tsy mila malagasy mangala-tahaka toetra vazaha lany mofo
    tsy mila malagasy misolelaka vodim-bazaha lany mofo

  9. Misy dikany anie ry Ziry – Elas – sy KM io fisehoana ataon’i Veta Sylla io e !
    Ny satroka bonetra sisa dia hita mampiseho ho LEHILAHY an !!!?

    Azonareo ve ny taiko hambara ? Samy manana ny tiany kooo !

  10. Tena vehivavy tokoa ve io sary io satria natao copie ilay lohany ? hihihihihi hafahafa ihany aloha ilay sary ! moa raha tena izy io dia hehehehe miomana ianao ry MAL Gachîs rehetra fa ataon’ny frantay kilalao ianareo mianakavy, tsy hisy rarahiny izay maha olona anareo fa ho ataony fitaovana fakana harena fotsiny ianareo.

  11. Solo Razafy,vous ne croyez pas si bien dire . Vous avez vraiment raison. Décidément, l’ ombre de la France continue à planer sur cette crise dite paradoxalement malgacho – malgache A peine nommée à son poste que voilà la mère Sylla s’ affiche avec Châtaigner annoncer en plus que les deux font la paire sur un sujet dont beaucoup ne partagent pas le véritable sens!

    Bref, Yvette Sylla et tous les fozas et apprentis fozas ainsi que le Jean Marc hâtaigner en question qui ont commenté – à leur manière – la réunion de la Troïka doivent faire preuve d’ un peu d’ intelligence et ne pas prendre tous les Malgaches pour des canards sauvages

    Leur interprétation de ce communique final n’ a d’ égal que leur comportement tout au long de cette crise . Les paraphes d’ une centaine de prétendus partis ou associations civiles des prétendus Accords d’ Ivato de la même manière que le référendum UNILATETERAL du 17 novembre 2010 relèvent de l’ incompétence de dirigeants d’ une République Bananière

    Il faut être nuls Madame Yvette et Monsieur Jean Marc pour tomber d’ accord sans la moindre vergogne – qui s’ assemble se ressemble ?! – sur l’ interprétation à donner à ce communiqué de la Troika qui est – contrairement à ce que vous dites – loin d’ approuver la démarche des TGistes – Putschistes malgaches

  12. Nosoloin’i Veta noix de Châtaigne indray izany izao ilay mangahazo maina nandritra izay roa taona izay?

  13. Attention !!!! alerte générale !!!!
    La france envahie comme la peste les territoires fragiles.
    la france, ce pays qui n’a jamais eu de capacité réelle que par la corruption, la paresse et la colonisation, cette forme d’esclavage de temps moderne.
    la france qui aujourd’hui agonise car rattrapée par ses méthodes archaïques et malhonnêtes, par les concurrences mondiales loyales et des vraies capacités des autres pays à faire face par le travail, l’ effort et surtout l’autonomie et la démocratie.
    Malheur à ceux qui ne comprennent pas cette facette visible depuis des années.
    Malheur à ceux qui ne voient pas plus loin que leur bout de nez.
    Malheur à tous ceux qui continuent à croire que la VRAIE VIE D’UN HOMME N’EST PAS JUSTE MATERIELLE

  14. Miaramila frantsay 1500 izao androany alatsinainy no tonga any Cote d’Ivoire, mody hoe hanao izay hiarovana ireo teratay, azafady teratany frantsay mipetraka any Cote d’Ivoire. Manitsakitsaka ny Etat souverain, hitam-poko hitan’ireo firenena lehibe rehetra, sady manampy ihany koa ny miaramila an’i ADO. Mitatitra sy manampy ara-tafika. Izany no toetra ho entin’ny frantsay aty amintsika atsy ho atsy.

  15. Ô ry Piggy la Cochonne â…
    mba dia tsy mety maotra ity déguisement-nao miaraka aminy volo « style Marlyn Monroë décrépie  »
    tsy- aleo ve tsotsotra aky ?classique ?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *