Mitaky ny fialan’i Andry Rajoelina ireo Zokiolona !

Zokiolona 15 Avril 11
Zokiolona 15 Avril 11
Zokiolona 15 Avril 11

Nanao antso avo ny tsy hiverenan’ny fanjanahan-tany amin’ny endriny vaovao ireo fikamban’ny Zokiolona, raha nampiantso ny mpampahalala vaovao io hariva io. »I Andry Nirina Rajoelina hoy izy ireo dia sarobakolin’ny LaFrantsa koa ny miala no mety aminy ».

Amin’izao fahanteranay izao dia tsy zakanay ny fitondran’i « Lekely io » hoy Nenibe Fara, mitady hamerina ny Frantsay eto ny FAT kanefa izahay Zokiolona sy mpitolona tamin’ny fanafahana an’i Madagasikara teo ambany vahohon’ny Menasofina dia nandatsaka ny ainay sy ny herinay hoan’ny fahafahana sy ny fahaleovan-tena koa tsy azonay ekena ny famerenana ny fanjanahan-tany hoy ireo sendra anay.

Mankasitraka ihany koa izy ireo ny ezaka sy ny fanelanelanana ataon’ny SADC mba hivoahana amin’izao krizy izao, ary mangataka ihany koa ny hamerenanana eto an-tanindrazana ireo sesin-tany any ivelany handray anjara amin’ny dinika fikatsaham-bahaolana amin’izao krizy lalina izao.
.

Jereo eto koa ny sary Photos Zokiolona 15/04/2011 (1/2) miisa 12.
Jereo eto koa ny sary Photos Zokiolona 15/04/2011 (1/2) miisa 10.

.

.

2 pensées sur “Mitaky ny fialan’i Andry Rajoelina ireo Zokiolona !”

  1. MiLA MIETSIKA MAFY MADAGASCAR fa i COTE d’Ivoire efa LASANDRY FRANTSay DIA ISIKA koa ve ???
    aRY TSY MAINTSY HAMPIDIRina ny tafika vahiny ankoatry ny frantsay hiaro antsika amin’ny fanalana io dOMELINA MARIONNETTE NY frantsay io !
    QUE DES MENSONGES ,voilà ce qu’ils savent raconter les médias français sur Bagbho ,alors que tout ça c’est pour faire main basse aux richesses de ce pays et Bagbho n’aime pas qu’on recolonise de nouveau son pays !
    Nous devons manifester vivement contre ce pays colonisateur sinon c’et la francafrique qui règne en Afrique ,on accuse les justes et on met au pouvoir les voleurs ,les tricheurs !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *