‘Ndao haka ny ara-dalàna ! Afaho isika !

Be tokoa ny resaka sy kabary avy etsy sy eroa , na lahy na vavy ,na antitra na tanora dia samy mivolana sy mandrisika an-drajoelina hiala…!

mpy ve izany , ampy hampiala an-drajoelina ve izany ?
Ataoko fa na ny Amerikanina , na ny SADC deia efa miomana manao ny rafitra mari-pototra mba hamehezana ny fampiarana ny » Accords de MAPUTO , faindrindra ny famerenana ny ara-dalana eto MDAGASIKARA..!
Raha mijery sy mandinika izy ireo ( ary izany no anton-dian’i Dr Zsimao teto Aminitsika ) dia tsy tena tsapan ’ izy ireo fa tena midy , tena mitolona , tena mivonona handray ny ara-dalana Iska , fa toa variana sy mihamina amin’ny fiangonantsika ao amin’ny sahan ’ny MAGRO fotsiny eto ANTANANARIVO..

FA TSY MIHETSIKA , TSY MAMPIVORY NY VAHOAKA IVELAN ’ANTANANARIVO ,TSY MISY FAMPISEHOANA NY FAHAVONONANTSIKA HIFANATRIKA AMIN’IO FITONDRANA IO , TSY MISY FIHETSIKA MAMPISEHO FA VONONA ISKA HIFANDONA AMIN’IO FITONDRANA IO !

AROSONTSIKA FOANA NY MIARAMILA MAMPIHOROHORO , ATAHORANTSINKA SATRIA MANAM-BASY SATRIA MAMAFY LACRYMOGENE..!

MBA MANANA ZATOVO MARO ISIKA HAFAKA MIFAMPITANA AMIN’IRENY MIARAMILA IRENY : TSY HOE MIANTSY AZY MIVANTANA FA MBAMISY FOMBA AZO HATAO MAMELY AZY IRENY AMBADIKA :

MISY KOA VOVO PARAKY MIARO VOVO -TSAKAY AZO HAFAFY AZY IRENY ( FONOSINA TARATSY MORA ROVITRA DIA ATORAK’AZY IRENY..RAHA VAO JAMBENA DIA EFA VONONA NY ZATOVO HANDROBANY BASIN’IZAY VOAJAMBA ! MISY KOA MAHAY MANAMBOATRA SY MAMPIASA COKTAIL MOLOTOV !

HIOMEHY IANAREO ! FA TSY HIHETSIKA IO RAHA TSY MIKETSIKA ISIKA..!

ARY RAHA VAHOAKA MARO NO MIROANA , DIA TSY ADALA ANIE NY MIARAMILA E ! MANDOSITRA IZY ,NA MILAVO LEFONA ARY MIFANGARO AMINTSIKA !

TSY REVI-GADRA IZANY NA KOA HOE MAAY MITENY AHO SATRIA TSY ANY AN-TOERANA..!

FA MINO MARINA FA MARO IANAREO NO MANANA IZANY HEVITRA IZANY FA EO NY TAHOTRA , INDRINDRA NY TAHOTRA AN ’IREO MPAMADIKA !

RAHA OLONA MARO NO MIARAKA MAMAKY NY PRISON , INONA NO AZON’IREO MPIANDRY GADRA HATAO ? AVELANY HO VAKY NY PRISON ,AVELANY HAVOAKA NY GADRA..!

AOKA ISIKA TSY MIANDRY HO TOLORANA NY ARA-DALANA , MIANDRY HOMENA LALAM-PANORENANA , MIANDRY NY VOKATRY NY ADIN ’NY SADC FOTSINY , NA NY VOKATRY NY ADY ATAON ’ NY FILOHA RAVALOMANANA FOTSINY FA TSY MIADY KOA ISIKA HAKA IZANY ARA-DALANA IZANY , IZANY LALAM-PANORENANA IZANY !

KOA NY FITAMBARAN ’IREO ADY IREO ( NY AN ’NY SADC , NY A ’NY FILOHA RAVALOMANANA MARC , NY ANTSIKA ) IZAY ADIKA HOE » FEUX CROPISES »DIA HAMOKATRA HAINGANA ARY HAMPIVARA HONTSANA IRETO TSY VALAHARA

IZANY NO HEVITRA AROPSOKO HO ANAREO MOUVANCES TELO..

KOA AOKA TSY HO LASA 6KO VAVANY TOA NY ARO TABEBAKA..!

MISEHO MIJOROA MAHASAHIA !’NDAO HAKA NY ARA – DALANA ! HAFAOH ISIKA ! ADY ITY FA TSY KABARY INTSONY

5 pensées sur “‘Ndao haka ny ara-dalàna ! Afaho isika !”

  1. Ireo hevitra lazainao ireo no tsotra indraindra. Fa nankaiza ireo olona nanao simia, na zavaboary, na ihany koa fiziolozian’ny biby? Betsaka no azo atao fa ny saina no tsy maharka ary ny herim-po no kely. Tsy misy ifanomezan-tsiny izany satria mamy hono ny aina!

  2. Tongava any antanindrazana mihitsy ianao hitarika ny olona @ izany; izay mankevitra de izy no loha laharana , fa tsy be resaka fotsiny sy manao hevitra taingina hoatr ‘ izany

  3. Satria malagasy isika : mihazoazo ohatra ny t.a.y tsy mety milatsaka.
    Satria malagasy voazaka hatramin’izao : mimenomenon-dava fa tsy misedra ny mafy hiaro-tena etsy,tsindrio fa lavo eroa
    Satria malagasy efa osa sy very : mifampinana an-trano dia mitodi-doha rehefa sarotra ny hatao
    Efa 2 taona mahery izao dia matahotra ny ho faty hono ? ary ity vidin-kanina sy ny havoretrana ary ny haretina ve tsy efa bombe misoko mangina isa-nandro isan-ora ?
    -Isika tsirairay ve dia tsy mahafantatra olona na dia iray aza taman-arivony nisehoseho tamin’iny révolution orange iny ? lazao azy fa fahavalo iny olona iny tompoko
    – Isika tsirairay ve dia tsy ahavita fikomiana indray andro nandritra izay 2 taona mahery izay ? efa tsy hanao isika tompoko
    – Isika tsirairay ve dia miandry mpitarika hitatana vao hamindra ? iny mpitarika iny no hanandevo hatrany tompoko
    Midera an’i Atoa Ravalomanana aho miady hoan’ny 20 tapitrisa malagasy, kanefa
    Io 20 tapitrisa io tsy nanampy azy tamin’ny sarotra dia io 20 tapitrisa io ihany no handaniany roan-doha.
    Olona mendrika izy fa asa raha tsapan’ireto malagasy izany tompoko.
    Tsy kilalao ny firenena tompoko ka rehefa tsy hivondrona raha tsy misy mpitarika dia samia mahay mifitra rehefa marary kibo.
    Koa aza manantena fa hisy ny avotra avy any ivelany ? fa hita mibaribary hatreto fa mahafinaritra ny malagasy ny voafatotra eo @ny hazo fijaliana.
    Ny tena mampalahelo ahy manoratra eto dia ingahy Ravalomanana izay miady irery dia irery ho an’ny malagasy kanefa raha izao no mitohy dia tsy an-jary akory ny zavatra rehetra nimasoany.
    Koa dia mahamenatra dia mahamenatra ny maha malagasy tompoko : ny mpitondra firenena tsy ho modely,ny vahoaka entina mivanaka.

  4. Incompréhensible comme attitude et raisonnement, de la part de DCR !!!!
    Comment peut-on prétendre défendre et réclamer un Etat de droit, tout en poussant publiquement les gens à enfreindre les lois, de même qu’à user de la violence ??
    Pour torpiller la lutte des LEGALISTES, on ne peut pas faire mieux !! Acte digne d’un anti GTT !!!!
    Face aux exactions, aux comportements indignes des putschistes, tout le monde avait eu envie d’en découdre, à un moment ou à un autre !
    Dans la vie, il y a mille et une manières de défendre ses droits, de réclamer son dû.
    Ce n’est pas en balançant des cocktails molotov sur des policiers que l’on va résoudre le problème !
    Des parents dignes de ce nom, ne pousseront jamais leur rejeton à aller casser la gueule de son copain, quelles qu’en soient les causes !!

  5. C’est sûr qu’il faut agir.Je peux comprendre la réaction d’Elas mais encore faut-il q’on mette en place une action imparable et terriblement efficace?Le problème c’est que ça pourrait durer longtemps.Le cas de Libye est une preuve.Sinon, on peut opter pour des stratégies moins spectaculaires mais aussi efficaces à condition d’être solidaires,organisés et déterminés:manifestations dans les rues et devant l’ambassade de reny malala;cesser de consommer les produits de reny malala y compris l’essence et continuer à informer les instances internationales par internet.Et pour les croyants,prier Dieu ou Allah.Am-bava omana am-po mieritra.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *