Nametaveta zaza tsy ampy taona i Jao Jean ?

Araka ny fanambarana tonga teto aminay dia misy raharaha mamoafady nataon’ny mpikambana  ao amin’ny Kongresin’ny Tetezamitan’i Andry Rajoelina.Inty entinay aminao ity ny vaovao mahamenatra hataon’ny milaza ho tompon’ny fahefana .

Tonga teto antsohihy hanao fetin’ny Paska Atoa CST Rémi dit Jao Jean: nangotraka tokoa ny lanonana (dihy- koràna-fisotroana-sns…). Teo no nandrenesana ny hebohebon’I Jao Jean nilaza hoe: izy no nanàla amin’ny toerany ireto olona manaraka ireto:

Ministre Julien

DRSP (Directeur Régional de la Santé Publique)

Directeur régional Domaine (Mme Emma)

ary ny manetsa-be hono mbola ho avy (DREN, sns …).

Niakatra ny ambiance ary teo no niseho ny zavatra mamoafady nafitsok’i Jao Jean sy ny forongony: naniraka ity parlementaire be ity mba hitadiavana tovovavikely.Lasa ary Proviseur du Lycée Antsohihy sy ny Chef Cisco nanatanteraka ny iraka.

Iaraha-mahafantatra fa isaky ny misy vahiny entin’i Jao Jean dia io Proviseur io no irakiraka mitady tovovavikely.

Ella no anaran’ilay mpianatra hitan’i Proviseur sy Chef Cisco, kilasy Première izy io. Atoa RATSARA Aimé, mpandraharaha eto Antsohihy no rain’ny ankizivavy ary anabaviny no mitaiza azy.

Mampioro-koditra tokoa ny zava-niseho satria nampisotroina Coca Cola miaro fanafody mampalemy dia avy eo novetavetain’izy telo lahy ity ankizy ity.

Nitantara ny zava-nanjo tamin’ny mpitaiza azy ity mpianatra ity ary dia lasa ny fitoriana.

Mampalahelo tokoa satria ny CT HOUSSEN sy ny Chef de région izay forongon’i Jao Jean no niditra mpanelanelana ary tia hanao raharaham-piavanana.

Manaitra ny sainareo any ambony izahay fa izao tranga-javatra izao dia matetika miseho ary tsy refesi-mandidy Jao Jean. Lasa ny fanontaniana hoe: matahotra an’i Jao Jean ve ny Fanjakana? miray tsikombakomba aminy ve ny Ministre rehetra? sa inona marina ny zava-miseho?

Ny Directeurs Régionaux sy ny Chefs de Service izay tiany halàna dia affectés avokoa , olona manaiky baikony no hapetrany eo: izany no mahatonga an’i Jao Jean ho lany foana isaky ny fifidianana misy.

Izany ny zavatra iainanay eto Antsohihy koa dia mangataka aminareo hitondra vaha olana.

Hoy:

SOJABE ETO AN-TANANA

RAY AMANDRENIN’NY MPIANATRA

26 pensées sur “Nametaveta zaza tsy ampy taona i Jao Jean ?”

  1. TEna mampalahelo tokoa ity vaovao ity ary efa tazako tamin’ny gazety iray. Tsy raryny raha izao no ataon’ny olondehibe sy ny mpitondra amin’ny zaza. Raha mikipy amin’ny toy izao ny mpitondra dia tena fanjakana tsy tandalana marina no tiana hajoro. mendrika ny mbola ho mpanabe ve ireo mpampianatra voarohirohy amn’izy ity ??

  2. Tsy vanona , tsy valahara , tsy matahotra an ‘ Andriamanitra, tena mitovy laharana @ biby , rehefa tsy mahita lavaka hanatsofohana manina ra atsofoka@ an’ ny zanany vavy , fa tsy ny zanak ‘ olona no vetavetaina

  3. Jao Jean (I remi) tokony ho vonona tena satria tena tssizy mintss . minono fory ny mamany eh

  4. Raha toa itony ny fandehany,
    _

    http://www.courrierdemada.com/mg/index.php?option=com_content&view=article&id=16662:accusations-contre-jao-jean-lhomme-en-appelle-a-la-justice&catid=46:les-autres-titres
    _

    ==> lasa secte foiben’ny asan-devoly ny faritr’Antsohihy iray manontolo,
    ary i Josoa no dirigeant mampiroborobo izany.
    MAMOina daholo ny tanora…

    asa secte foiben’ny asan-devoly ny faritr’Antsohihy iray manontolo,
    ary i Josoa no dirigeant mampiroborobo izany.

  5. Ireo mpianatra avy ao Antsohihy : Anti-Merina gaigy miaraka amin’i Jao Jean !
    Raha merina ny zanakareo aza alefa any Antsohihy, fa tena Mpampiady foko no ady ary tsy tia merina maizina.

    Mino ianao tsara, tsy mino ianao, dia anao ny responsabilité !
    Marihinko fa miady amin’ny adi-poko ny tenako manokana !

  6. Ny mpianatra avy Antsohihy anefa tonga mianatra eto Antananarivo , tsy misy mikasika fa dia mianatra malalaka , io resaka fanabeazana araka ny hevitro , maninona merina foana no « victime »?
    anjara ny tsirairay no mamaly izany .
    Amiko aloha dia fédèralisme no ala-olana , samy mampandroso ny faritra misy azy fa kosa misy ihany ny gvmt central , soso-kevitra daholo izany , fa ny hampandroso ny tanindrazantsika ny tanjona e.

  7. Ho anareo any amin’ny Farit’i Diego !

    Ka manao ahoana ny fanjakazakàn’ny menasofina any ?! Sa voatambitamby amin’ny cadeau kely etsy sy eroa dia mivaro-tena ?

    Izany no mapalahelo an’i Jao Jean ka manjary ny zanak’ambaniandro no hanaovana valifaty !

    Tena amboa razana mihitsy ! Vadin-drenin’io !

  8. zava-miseho?

    Ny Directeurs Régionaux sy ny Chefs de Service izay tiany halàna dia affectés avokoa , olona manaiky baikony no hapetrany eo: izany no mahatonga an’i Jao Jean ho lany foana isaky ny fifidianana misy.

    Izany ny zavatra iainanay eto Antsohihy koa dia mangataka aminareo hitondra vaha olana.

    Hoy:

    SOJABE ETO AN-TANANA

    RAY AMANDRENIN’NY MPIANATRA

    Tsara ny manamarika fa ny toerana tena foiben’ny Mpanavakavaka foko dia : Ambilobe – Ambanja – Antsohihy – Antalaha !

    Toerana misy an’i Jao Jean avokoa ireo !

  9. Ka efa fantatrareo ny toetran’io Jao Jean io nefa dia mbola fidina foana izy, tsy hadalana ve izany? Fa angaha tsy misy lehilahy tena lehilahy ao Antsohihy e! amboary dia vita e! dia aoka izay ny fanenjehana Merina.

  10. raha lay jao jean amboa razana io dia sady trafiquant de drogue no mpanolana zazavavy kely ary ny toetsaina dia tsy mendrika ny ho cst fa mpandroaka t ain’ny Me rina nefa misolelaka ny vodin’ny MERI NA foana, ny PRESIDENT TOMPOINY IO ange ka M E R I N A hiringiriny sao tsy hain’ny atidohany feno T A Y, AN D E VO ny AN DE V O iny. Raha tonga aty France iny dia ahosinay amin’ny T A Y ny lohany.

  11. Tsy de itako loatra izay ifandraisan’ny acte nataon’ny Jao Jean sy ny adim-poko. Ekena fa ratsy ny zavatra nataony fa tsy ny mpianatra avy any Antsohihy no asian-teny hoe manavakavaka. Anti-merina hoy ianao……izany tokoa, za alou pour. Ary raha ny eritreritro no realizena de isaky ny mahita merina aho de mamono fa miseho azy ho fetsifetsy sy bezesta any dago. Saingy efa ny mondialisation no iainana ary za koa mba mivavaka de tsy mety ny manao ratsy olona na merina aza fa mba olona ihany. Fa de preferance za tsy minamana merina, mifampiraharaha @ merina izany raha azoko atao. Miaina normal aho aty, na tsisy merina aza eto an-tany za miaina ara-dalana ihany.

  12. Saily,

    Mijaly mihitsy izany ianao izany an!Mieritreritra mantsy ianao fa misy io Madagasikara io raha tsy ny Merina no teo…

  13. Saily misy marina ny teninao fa saingy tsy fotoanan’izany intsony izao ,samy manana ny
    kilemany daholo isika,ary raha ny zeste indray?ataoko fa mizeste daholo indrindra rehefa
    mba avy any an-dafy izay an!Izaho koa vao avy NOVOREANA sipa avy any @ sisiny, fa tsy izany mihintsy no
    hankahalako ny mpiray tanindrazana amiko,fa ny mitandrina kosa ,izay no azoko hatao eo @ fomba fikasoana
    @ namana,fa sao dia mba lasa lavitra loatra ny fankahalanao ny Merina??
    Tsy tokony hisy resaka hivoana mihintsy ato hampiadiana fa tokony samy mba mitandrina izany adi-poko izany
    ny tsirairay,efa RODOBE izao no malaza ary lala-tokana hivoahana @ krizy mahazo ny daholo be manerana an’
    i MADAGASIKARA.

  14. Ary tsy azon’i Manjaka ve ilay resaka hoe: » izay olona handany azy ihany no tafapetraka
    eo( mazava ho azy fa tsy MERINA) dia izy foana no lany any mba hanjakazakany ».Dia io
    koa anisany hankahalany ny merina sao manontoana ny TOMBOTSOANY mazava ho azy fa misy ny antony
    fa tsy misy olona hankahala foana @ tsy misy dikany eo fa ao RAH!
    Taim-baza ,fakon’olona i domelina fa tsy merina ,ka izay maha VAZAHA azy izay no hilelafan’i GASY foza azy,
    na dia » TAINY « aza fa tsy vazaha tsara,fa vao hoe » VAZAHA « dia hifanotofana, na dia efa hita izao aza fa fahanany ny
    malotony dia mbola OUI! OUI ! mesieee!maaadama! …… koa ahitsiko kely ilay voalazan’i Tsimanaiky fa tsy merina hiri-
    ngiriny mihintsy i domelina azafady!!!

  15. ny mahagaga de zao;any am vill ve mba mis manavakavaka zany;samy miaina am fiainany ny oul any; tsy manampotoana amzany; ra ifanavakavak ve ts aleo reo comoriana reo no iadivana farafaharatsiny; sady ela ko tsy aresy merina zany mits; za BEZANOZANO no miteny anzany;

  16. mba fantatsika ve fa ny tsimihety ;sianaka;bezanozano eny fa na de ny sakalava aza de merina avoko no niandohany; fa le iz zany resaka tany am fahapanjaka tany io mbola mitihy atramzao io satria resin Andrianampoinnimerina avokoa ireo mpanjaka taty am sisiny; EFA TSY FOTOANA AMZANY INTSON ZAO MIERITRERETA FA TARA BE TSIKA GASY ARATOETSAINA.

  17. <ranavalona;ze filazanao azy tsy manin; ela milazao tsy pelaka io; manin ra tadivinla jao jean de vonoy fa tsy ato ela no be vava eo;sa ela no tena pelaka,?

  18. Mba manontany fotsiny aho fa amiko tsy misy ny olana ,sady « eloky ny rainy tsy eloky ny zanany »
    Raha i Jao no nanao ny hataony tsy tokony ho ny zananay no hatao inona!! sa ahoana hoy ianareo??
    ja! hitanao ve ilay volomaso sy ilay tevitevika no nahatonga ahy nanontany fa tsy hoe inona !amiko koa efa la mode izany
    ka tsy maintsy manaraka ny toetr’andro,fa ny hivavahako mafy fotsiny ny tsy hisian’izany @ fianakaviako( sanatria!).
    Hataoko fa milamina ny @’io ry ja! OK!

  19. Aza manavaka rangaha. Samby fetsy ary samy misy adala, samby misy olobe tsisy jery, tsisy saina. I jao j no manao ny ataony dia ho tsimihety jiaby mihosotay. Fetsy ny merina fa zaho koa tsy bado ,Taloha zahay bado fa zeo ity samby nahita fianarana. FARANY VADIKO RANGAHY RETO MERINA , TELO NY ZANAKAY ZEO. NORMALY

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *