Saryko Gbagbo

Saryko Gbagbo

Isan’ny nanamarika ity tontolo andro ity izany vaovao izany, fa ny horesahina eto dia ny fitsabahan’ny Frantsay hatrany amin’ny raharahan- tokantranon’ny Afrikana.Io raikipohy nisamborana an’i Laurent Gbagbo io no saika nanaovana ny filoha Ravalomanana teto Madagasikara.Soa ihany fa olon-kendry sy maranin-tsaina ny filoha ka nahatakatra hatrany amboalohany fa ady amin’ny « fanjanahana vaovao » indray no mitsoka eto Afrika koa dia tsy nidongy hijanona sy hamahatra tao Iavoloha ny tenany na dia zony tanteraka aza izany amin’ny maha filoham-pirenena voafidim-bahoaka azy.

Roa taona aty aoriana, tsy mbola vita ny ady, mbola afaka mampiasa ny fahaizany indrindra amin’ny sehatra ara-diplomatika ny filoha Ravalomanana.Sahiran-tsaina ny Frantsay sy ireo gasy saribakoliny.Ampiasaina daholo ny hevi-dratsy rehetra fa tsy mahomby hatreto.Atobaka ny vola, ny herisetra sy ny fafy lainga fa mbola mijoro hatrany ny filoha sy ny mpanara-dia azy.

Etsy andaniny, mahavelom-bolo ny maro ny fihetsiky ny firenen-dehibe hafa ankoatra ny Frantsay toy ny Amerikana izay sahy mijoro sy milaza ny marina.Andrasana hatreto araka izany ny mety ho tohin’ity toe-draharaha atsy Cote d’Ivoare ity, izay inoana fa hisy ifandraisana amin’ny raharaha eto Madagasika sy ny faritr’i Afrika manontolo.

IL SERA DIFFICILE ET A LA FRANCE ET A OUTTARA DE JUSTIFIER DEVANT LA COMMUNAUTE INTERNATIONALE QUE L’ARRESTATION DU PRESIDENT GBAGBO A ETE EFFECTUEE PAR LA SEULE FORCE DES FORCES REBELLES PRO-OUTARRA !

.

.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

14 Comments

  • rabariseheno dit :

    Aza dia mampiresaka ry Solo Razafy a. I Ra8 nao ve dia mba marani-tsaina? Koa naninona no nanome toky an-kamorana hoe: tsy hiala eto aho fa miara-maty eto isika. Aza manao famakafakana bête ho aho. Iza no tsy mahavita ny ady eto? Tsy i Ra8voleur nao ihany no mampiasa vola etsy sy eroa? Ataon’i Monja Roindefo kofna eo ndray moa koa. I Ndefo foana a: vola!!! vola!!! vola!!! izy iry efa miha-mahia, efa mila manatavy tena ndray.
    Be dokadoka an’ity le Ra8 nefa dia olona tsy hendry fa adalam-bola.
    Atody nopohin-dahy, novoasim-bavy, hano fa adala tompo ry Monja……………..

  • Alidera A.R. dit :

    rabariseheno,

    dia ahoana moa izany raha ohatra ka nanaiky ny hiara-maty tamin’ireo izay nanohana azy tokoa Ravalomanana?

    amin’io fahendrena be anananao io, izay abaribarin’ny vola ambentin-teninao dia mba lazao anay eto hoe iza marina moa izao no tena tompon’ny fandresena raha i Madagasikara fotsiny no lazaina?

  • fanalita dit :

    raha tahaka anao ra8 ry rabariseheno mety efa maty sy tapaka lalan-drà,fa tsy araka ny fihevitrao izy akory.ary raha lehilahy ianao asehoy ze tena mba hainao sy ny fahaizanao fa aza variana manaratsy azy e.mikimpy ny masonao amin’ireo fananan’olona noravanareo sy nangalarinareo ireo?tsy fiara,tsy vary,tsy menaka,aiza zay mba tena anao madiodio e!

    raha voleur ra8 ny inona tany aminao no nalainy?moa tsy ny fananany no hizestiavanareo amin’izao?
    firy tamin’ny malagasy no mba nomenareo asa sy novelominareo tahaka ny nataony?firy km ny lalana goudron vitanareo milaza ho mahay ireo?aiza ny orinasanareo mba hifaninana amin’ny azy nolazaina fa monopole?

    mba misaina fa tsy lanjaina fotsiny io lohakely mahita mainty amin’ny fotsy sy mangidy amin’ny mamy io.

  • HoAiza dit :

    Ambetindresaka tsikaritra tetsy sy teroa tokoa androany ny hoe
    … trangan-javatra saika nahazo an’i prezida Ravalomanana teto antoerana no mahazo itony gbagbo.

    ampiako hoe: i Gbagbo nosamborin’ny frantsay VELONA, fa i Ravalo ve tsy efa nahitan-dry Ratsirahonana toerana nanasitrihana ny…

  • KintanaMananDrambo dit :

    Adinon’i HoAiza angaha ny voalazako taloha hoe : Tsy maintsy miala ny Président Ravalomanana, na velona na maty ! Izany no nifanarahan’ny foza niaraka tamin’ireo « mpiantok’azy », tamin’ny fin 2008 !
    Mivaoka daholo indray ny foza rehetra fa tsy tafa ny COI nantenainy !

  • Rakoto Andrianambinintsoamanitriniaina dit :

    MON DIEU, QUELLE FRANCE ! …

    La France a réussi un véritable « coup de maître » en réussissant à éliminer, non seulement politiquement mais « physiquement » son éternel rival M. Laurent Gbagbo ! Elle a réussi ce coup de maître en réussissant à associer cette fameuse nébuleuse « Communauté Internationale » ! En effet cette C.I. n’est qu’un lamentable épouvantail qui se prête à toutes les basses besognes pour servir la cause de la France ! Quoiqu’en disent les pro-Ouattara et les pro-Rajoelina ! Il est bien évident que se considérant comme le nombril du monde M. Andry Rjoelina aime se pavaner comme l’aîné des jeunes leaders libérateurs des peuples opprimés par des dictateurs qu’il assimile à M. Marc Ravalomanana et à M. Laurent Gbagbo !

    Il est bien vrai qu’on noye son chien de rage ! La France accuse Laurent Gbagbo de tous les maux et, raison pour laquelle, la France n’a pas hésité à prêter main forte aux forces dites « républicains » des Rebelles du Nord pro-Ouattara pour « capturer » M. Laurent Gbagbo et elle est en train de « souffler » derrière les oreilles du nouvel homme fort de la République Ivoirienne d « livrer M. Laurent Gbagbo » à la Cour Pénale Internationale pour « crime de guerres » ! Et la France passe sous silence les massacres perpétrés par les soi disant « forces républicaines » de M. Alassane Ouaattara dans des villages à majorité chrétienne ou animiste ! Ce n’est pas nouveau ! C’est la France qui imposé à M. Laurent Gbagb les porparlers de Marcoussis en vue de légitimer Alassane Ouattara ! C’est ce qu’elle entreprend actuellement à Madagascar ! Imposer M. Andry Rajoelina le putschiste comme « pésident de la république » ! Pour ce faire elle remue terre et ciel ! Non; c’est trop, c’est trop !

  • Rakoto Andrianambinintsoamanitriniaina dit :

    En voyant cette photo sur la « capture » de M. Laurent Gbagbo, je voudrais exprimer quelques petites remarques :

    - Qui est ce militaire en treillis traînant M. Laurent Gbagbo ? Il me semble que ce militaire a le tain très clair au premier coup d’oeil on drait un militaire français !

    - Cette scène me semble du « déjà vu » ! Vous souvenez-vous de l’arrestation de M. Rakotonirina Manandafy et consorts au Madagascar Carlton par des éléments des forces pro-H.A.T. ?

  • LAZALAZAO dit :

    mazava mihitsy izao fa ny frantsay dia manao fanajanahana an-kery ka izay tsy mihaino azy dia lasa ohatr’i Gbagbo. ary ny tena mampalahelo dia maro @ foza no tsy mahatakatra izany. heverina fa nivarotra tany t@ koreana i Ravalo ka hahogana. tsy fanany fa ny frantsafrika no tsy tia an-dRavalo ka mba ahirato haingaana ny maso. Fanajanahana mivananta izao sady ara-tsaina , ara-miaramila , no ara-toe-karena. Mba mifohaza ry Malgasy ary aoka koa isika hiray hna @ ireo afrikanaina , indrindra fa ireo GTT, dia mba manao hetsika any franta any. REHEFA tena feno ny oloana dia tsy mahetsika ny fantsay.

  • bako dit :

    OLoNA tsy ivoirien pur kosa ve ty ouatara ty dia havela hitondra an’i cote d’ivoire ???

    Isika Malagasy ve dia hanaiky entina komoriana ohatra ,tsy hateza eo amipouvoir io Ouatara fa ni triche é!tena tsy matahotody reto tsotsoka reto ,diso koa i Bagbho nampiditra obsERVATEUR frantsay tany aminy CI koa tsy mba manontany fa avy dia mi valider dia avy eo lainga hafafiny erantany ami média ,tena tsy matahotra An’Andriamanitra !

    Ary any @ndry tgvendrana angaha ry rabariseheno tsy mba misy site ahazoanareo mitafa fa miditra aty @site pro ra8 lava nareo mpiaro ny frantsafrika ireny amizao andro mazava zao dia mbola misy olona lozitra fona tsy tonga saina hoe françafrique zao mahazo an’i MCAR SY COTE D’ivoire zao ?
    Midira amigoogle dia hainareo ny dikany raha mbola maazo teny frantsay koa nareo fa tgv moa niveau 4ème !!!nefa mitomany pdt zay no tsy hahazoany reconnaissance satria be ny preuve fa mpanongana raha ny tian’i reny malala v tsy efa ela izy no nataony pdt fa ny marina tsy maty eto MCAR é!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Avelao izy hiditra ato ry Bako â ! Baromètre ny fihidiran’ny foza ato ! Tsy azonao sakànana koa ry zareo, satria betsaka ihany ry zareo no mamaky sy mitsikilo ato fotsiny.
    Tsy maintsy mandresy ny fahamarinana, fa na izany aza dia tsy maintsy mitolona !
    Tsara mba vakianareo ny zavatra nosoratako tao amin’ilay sujet hoe : « Accès à l’Ex Place de la Démocratie… ». Voan’ny sivan’ny « robot » ilay izy ( nisy liens roa )any ka ela vao nivoaka ; misy zavatra tsara ho fantatry ny rehetra ao !
    Post du :
    9 avril 2011 à 14h09
    Raha adika, dia mety ho voan’ny sivana indray !

  • iarivo dit :

    Rakoto Andrianambinintsoamanitriniaina !

    Comme tous les « zanak’i Dada » vous avez vraiment l’esprit borné, borné, borné !!!

    Cette photo n’est qu’un montage voulant représenter Sarkozy séquestrant personnellement Gbagbo via une photo récupéré à l’occasion de l’arrestation de Manandafy en son temps…

  • HoAiza dit :

    Iarivo = mpanolon-tsainam-poza!

  • lalah dit :

    Iarivo hita mitsy enao hoe zanakin ‘ ny renimalalanareo ,ina no mamparary fo anao @ zay sary any , enao mitsy no manana esprit borné comme sarkozy amin ‘ izao , tsy haiko enao alou na aty France no mimpetraka na any Dago , fa de tena mistyle mitsy enao @ teny vahiny , tadidio tsara fa tsy ho vaza raovina na hilona klin hertaona za hahaha, ny sarkozy anao mitsebaka @ ty raratokatranon ‘ olona rehetra ty nefa ny azy ato mihamahantra tanteraka ny vahoka hatraminy nitondrany

  • Saryteny dit :

    Veuillez s’il vous plait faire breveter cette photo à l’OMDA ,elle est tellement sensas!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site