TIM : Nampiseho ny tanjany indray androany !

Nanao fampisehoan-kery indray ny antoko Tiako i Madagasikara tamin’ity androany ity.Nilanja sora-baventy niodidina ny kianjan’ny Magro Behoririka.Tsy vita akory anefa ny fihodinana dia nanaovan’ny « herim-panoretana » ramatahora ireo Malagasy té haneho hevitra.Nirimorimo nanara-dia azy ireo ny fiara- tsy mataho-dalana, ny fiara-be « camion » feno miaramila nirongo fiadiana.Izany hono no misy demokrasia eto Dago !

1 pensée sur “TIM : Nampiseho ny tanjany indray androany !”

  1. Izany no atao hoe SADY MATAHOTRA NO KANOSA!… Maninona no sady tsy avela miditra i RAVALO sy RATSIRAKA no tsy avela haneho ny heviny ny olona izay milamina?…
    Tena tsy misy ilàna an’ireo FATn’alika ireo mihitsy!.. Ny miaramila koa moa dia tena mpisolela-b..dy fotsiny fa tsy hita izay ilàna azy!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *