Les vrais patriotes

Les vrais patriotes

Malgré tout ce qui se passe aujourd’hui, nous ne pouvons qu’espérer et garder notre foi. Faisons de notre courage, de notre volonté, de notre espoir, nos meilleures armes pour changer le cours des évènements. Unissons-nous pour vaincre le mal qui est la règne des foza, cette bande de criminels et de malhonnêtes. Ils sont prêts à tout pour rester au pouvoir, nous devons faire tout pour les écarter du pouvoir et ramener la légalité. Faudrait-il encore préciser que nous constituons une majorité, n’y croyons-nous pas ? Avons-nous peur de nous révolter ? Ou peut-être pensons-nous que nous sommes bien faibles par rapport à ces foza ?

Il nous faut trouver la réponse au plus vite pour que la situation n’empire pas. On ressent vraiment l’absence de Dada car s’il était à Madagascar, le cours des évènements aurait été meilleur. Malheureusement, ces foza l’empêchent de revenir craignant justement les conséquences de sa présence. Sommes-nous donc si incapables de nous réunir à son absence ? Où est donc notre volonté de participer au changement des évènements et à la sortie de cette crise ? C’est un appel lancé à tous ceux qui prétendent aimer notre pays, à tous les patriotes qu’il soient d’ici ou d’ailleurs.

Si la situation continue à se détériorer, nous n’allons pas être capables de répondre à nos enfants quand ils demanderont comment Madagascar est arrivé à ce stade. Il est encore temps de hausser les têtes et construire un meilleur avenir pour nos enfants. Vive Madagascar, vive son peuple et vive notre unique Président Marc Ravalomanana.

Les vrais patriotes ne reculent devant rien…



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

15 Comments

  • tangalamena dit :

    Des renseignements ont révélé que 10 tonnes d’or sont sorties illégalement de Madagascar», a affirmé Gilbert Raharizatovo lors de l’émission Resabe sur Ma-TV.

  • KintanaMananDrambo dit :

    Malheureusement, l’honneur des malgaches et l’avenir de ce pays, ne valent pas plus qu’une bouteille de THB et pas même une brochette de maskita !!!!
    Il est plus utile pour certains, de parader durant la RNS que de penser au devenir de ses compatriotes !

  • RàGAsy dit :

    Traître à ton pays tu resteras.

    Le putschiste Rajoelina, valet et porte-parole de Chataignier est à court de scénario.
    Après le fameux « attentat » à la bombe dont il a « failli » mourir, il a renouvelé le contenu de son panier de crabes, les jeunes crabes remplacés par d’autres plus voraces.
    Et le sort des Malgaches ? il s’en moque royalement. Lui et tous ses acolytes.
    Du moment qu’ils peuvent se remplir les poches, plus rien ne compte. Mentalité de traître. Et tout ceci à cause de la France !

  • RAMAHATSIARO dit :

    io hatao hira faneva:
    « MADAGASIKARA TANINDRAZANAY »
    AOKA TSY HADINOINA NY LASA SY NY HERIM-PON’ny TEO ALOHA

  • Lu dit :

    Fanontaniana no apetrako ho antsika Malagasy.
    Dia ho tonolo mirehitra Afo ve no avelatsika ho an’ny zanatsika?
    Ny antsika ho vita ihany amin’ny fitiavan-tena fa ny ho an’ny zanatsika?
    Ny antsika izao efa mihoatra nohon’ny atsembohana no hinanana fa ny ho an’ny zanatsika ve dia ho ampiana Ranomaso sy tebiteby?
    Aoka ho fantatsika fa ny zanak’ireo HAT sy TGV ireo dia efa any ivelany no migolabina raha miala eo izy fa ny antsika no mizaka ny Afo navelany.
    Koa manaiky izany ve isika?
    Tsy ozona izany Afo izany fa lojikan-javatra raha mbola mijanona ho mpitazana isika, raha mbola tsy mana-kevitra isika, raha mbola manaiky lembenana isika.
    Koa manainga antsika hieritreritra sy hitsangana haingana fa mbola misy ny kely sy farafaharatsiny azo vonjena raha voala eo ireo.
    Farafaharatsiny hoy aho satria na izany aza dia efa maro no efa potika hatrizay nitondran’ireo jiolahy ireo an’i Madagasikara izay,
    Na ny toe-tsaina aza efa nosimbaina sy nampianarina ho tia tena.
    Koa soa misy anao izay manam-panahy ho tonga saina.
    Inona no tsy ataontsika ho an’ny zanatsika, vitantsika ny mibaby ny lanjan’ny tendrobohitra manontolo mba ho an’ny zanatsika, vitantsika ny tsy mandry andro tsy mandry alina ba hitady izay mahasoa an ‘ny zanatsika.
    Nefa zavatra ataon’ny HAT izao dia mandidy jadona sy manampy trotra maro avo eny ny fangirifiriana eo amin’ny andavanandrotsika ka mila mitsangana isika.
    Raha hitanao fa misy fahamarinana io teny io na dia sombiny ihany aza dia andao hiara hifoha handrodana ny Jadona, na dia efa sarotra aza ilay hoe HOAN’NY TANINDRAZANA, andao ataontsika HOE HO AN’NY TARANAKA

  • mamisoa dit :

    Anjarantsika ny safidy, fa mazava be izao ny ataon’ireto frantsay ireto, fanandevozana amin’ny endrika vaovao. Dia ny tsy azoko dia hoe tena tsy mahalala izany ve isika sa mody adala sa tsy mampaninona antsika ny ataony frantsay? Jereo fa raha misy zavatra ataony fat na fivoriana ara-tafika io na inona dia mahazo latabatra ny frantsay. Dia hoy ny sasany hoe leo politika! Aleo izany fanandevozana inday? Ahy anao antsika ny safidy. Matoa mihazakazaka eto ny iraka coi sy oif dia mazava ny iraka ampanaoviny frantsay azy koa enga anie tsy ho lasa domelina daholo isika e!

  • Rafily dit :

    Tiavo ny Tanindrazanao. Aza kivy fa matoa misy mihazakazaka tonga eto dia satria fantany fa nandamoka ny tetika teo aloha ka mihezaka indray izireo mamorona tetika hafa. Fantany fa raha mandeha amin’ny laoniny izao toe-javatra izao dia tsy maintsy ho very an-javona rizareo, hiova tanteraka ny tontolo politika eto.
    Hijanona ela eo ve ny FAT? Tsy mihoatra ny efa-taona, hangony ny porofo rehetra, fa misy fanjakana sy tribonaly eto aorinan’ny fitondrany.
    Ny hendry mody voky, ny adala manesika ihany!

  • fanalita dit :

    Ty ny ahy ny mba sosonkevitro raha tena sahy isika:andeha hiara-dia ary handrodana ny jadona,hirohotra an-dalambe isika,tsy hanimba zavatra fa hitondra banderole maneho ny tsy fankasitrahantsika ny HAT.ambenantsika ireo mpandoto rano antsika,ary hifampiaro isika fa tsy handositra na hanao tongotra an-katoka raha misy iray na roa samborina noho ny tsy rariny.lazaiko anareo eto fa na io fitsarana io na io fonja io na ny tafika raha isika vahoaka rehetra no manohitra tsy ho tratran’izany de rava ho azy ny herin’ireo.hadinonareo ve fa hamoaka mpianatra 3 nanapoaka cocktail anie no nandehanan-drizareo teny anosy ka nandoroany ny TVM tamin’ny fotoan’androny e!ka andao isika mba haneho ny herintsika sy ny hamaroan-tsika fa ny akanga maro tsy vakin’amboa ary ny mita be tsy lanin’ny mamba.ajanony lay fandosirana andraikitra fa rehefa misy voa dia isika rehetra no maharary.tsy avelantsika hamoritra ireo herim-pamoretana ireo fa fahalemena ny fandosirantsika azy.
    aza adino fa na basy na tafondro mipoaka raha ao ny fitiavan-tanindrazana marina,tsy mahasakana antsika izany.sady he rizareo efa matahotra mafy antsika ka aza kanosa ry mpiara-mitolona.
    Ho tonga anie ny FAHAFAHANA
    ho an’i MADAGASIKARA TANINDRAZANTSIKA.
    ALAO HERY FA ANDRONTSIKA IZAO
    HO REHAREHAN’NY TARANATSIKA NY TOLONA ATAONTSIKA

  • bako dit :

    Mey miintsy ny ano ry fanalita !

    TYS MISY AFATSY NY FIDINANA ANDALAMBE SISA NO HANAFAKA ANTSIKA ?HASAINA MIDITRA NY TAFIKA AMErIKANA HIARO NY VAHOAKA SOA HITONATonana aty indray ny tsotsoka tsy maintsy préparer-na ny terrain
    ,ary tena feno vazaha partout ka mankaleo be ny mijery sary ny évenements rehetra eto Mcar vazaha ,vazaha feno eran’ny vaza -mototra nefa ny MALAGASY tsy omeny visas ,lalàna avy aiza no hidiranreto vazaha bdb eto amintsika ireto ?

  • Sapa dit :

    Ils ont déjà tout prévu !!…et l’Argent du pétrole vous n’en verrez jamais la couleur

    LES BENEFICIAIRES DE LA TRANSITIONS HAT/TGV – IZAHO VALIHA, IANAO … –
    7 janv. 2010 … Dans ce projet, l’associé de Moyon est le Français Lucien Llinares, 52 ans, …. Le nouveau directeur général de Total Madagascar, … Total a débuté durant l’été 2009 ses travaux d’exploration sur le périmètre de Bemolanga. … en chef de L’Express de Madagascar à l’époque du défunt fondateur de ce …
    valiha.over-blog.com/article-les-beneficiaires-de-la-transitions-hat-tgv-42479762.html

    http://valiha.over-blog.com/article-les-beneficiaires-de-la-transitions-hat-tgv-42479762.html-

    C’est pourquoi il faut refuser ces Elections truquées …

  • LAZALAZAO dit :

    Rehefa samy mandray andraikitra daholo isika rehetra dia hisy fivoarana lehibe. mba tena te hao antso avo hoanny disporaaho.Mba mihetseha na @ fomba inona na @ fomba inona rehefa misy fiantraikany dia izay. Indrindra fa ny diaspora any @ tany miteny frantsay. Aiza ny hetsika GTT izao ?

  • fanalita dit :

    isika eto an-toerana no tena tompon’antoka fa ny diaspora support fotsiny e!alefaso ny tolon-tsika mba ahafahan’izy ireo mandray fepetra sy manohana.

  • Njara dit :

    @LAZALAZAO !

    Tena marina ny teninao LAZALAZAO ! Mahalasa eritreritra be mihitsy ny nahazo an’i GBAGBO raha mandinika an’i Madagasikara ! Mbola heri-pamoretana ihany no netni’ny Frantsay hametrahana an’i ALASSANE OUATTARA izay atolotron’ny frantsay satria ho an’ny tombo-tsoa ho azy !
    Hatramin’ny hoe tsy nampiasa ny miaramilany ny frantsya hisambotra an’i Gbagbo !
    Hita ho manjakazaka tanteraka ireo frantsay mifikitra mipetraka ny Cote d’Ivoire.
    Maro dia maro no maty NIADY tamin’ity fanjanahana Frantsay ity.

    Mba hanana ny heri-pon’ireo Ivoiriana maty ireo ve ny mpitolona malagasy handroahana ny frantsay ?
    -
    Io no hitako olana lehibe dia lehibe ho antsika. Marina fa atao izay hialàn’ny FAT, nefa ny tena fahavalo-pirenena amin’izao fotoana dia ireto frantsay ireto.
    -
    Ny FAT sy ny Frantsay dia iray ihany amiko ! Efa mazava ny fanohanan’ny Frantsay ny FAT.
    -
    Ka ady roa no hatrehintsika : Ny FAT sy ny Frantsay, an-koatran’ny sinoa mpanondrana Bois de rose !
    -
    Mety mihitsy ny manainga ireo GTT, sy ny Mpitolona ho an’ny Fahafahana. Tsy tokony ho resaka be fotsiny iny fahatsiarovana ny 29 Mars iny, fa tokony ho tanterahana hatramin’ny farany !
    -
    Eo anilan’izany, dia miangavy ny Vondrona VAOVAO (Nouevelle ALLIANCE), indrindra ny FRDL izay Antoko tena azo ianteherana miaraka amin’ny Pr Ranjeva, mbahisy Hetsika mitombona sy mavesatra avy amin’ny alalan’ny Fanaingàna ny vahoaka hikomy, fa be izay resaka sy ady hevitra izay.
    -
    Tsy mora ny fanatanterahana izany, anefa dia efa feno ny kapoaka, ary TSY MAINTSY ATAO izay hetsika ahafatesan’ity FAT ity ! Hosarotra dia sarotra ny ho avy satria, efa vita ny amin’ny Cote d’Ivoire, ka malalaka kokoa ny Mpanjanaka hanidry ny malagasy.
    Manantena aho fa tsy mbola tara ny hiadiana aminy !

  • mamisoa dit :

    Misaotra antsika tonga saina sy tia tanindrazana tsy kivy ary mba samy ho tonga saina anie ny malagatsy isam-batan’olona fa lainga lainga anie izany hafafy amintsika izany e! Efa namidiny sasany amin’ny frantsay tsy manjary ireo ny firenena, aza mangina fa ampahafantaro ny vahoaka tokoa izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*