tena b vo…la dolidoli ny akama zany an!mandeha ny sosy an!fitaho ihany zay kel … mpihinana kompoze ao @magro;misy farany raha jiaby na nangina aza fetsison sy kotovelo fa miandry toerana ao @foza fa kivy @ireo lany daty ireo;
Hirahiralava!
Raha mbola izao ianao vao miditra etoi @ My dago, dia mba misaina fa ireo olona ireo tsy toy ny FATn’alika akory ka mivaro-tanindrazana amin’ny 30 farantsan’i Jodasy!
Ary aza mampiady anay samy Malagasy amin’ny toe-tsaim-pozanao fa izahay tsy hiditra amin’ny vela-pandrikao!
Mba ataovy ambony ny fisainana fa tena hita ny ati-dohanao fa voatazon’ny diky! Na mangina aza i Fetison sy Mamy RAKOTOARIVELO dia tadidio fa mbola misy folo, roapolo, telopolo hitsangana eo!.. Ka na ho gadrainareo aza iro rehetra ireo, NY VAHOAKA DIA TSY HANAIKY MIHITSY NY HILELAKA NY RAVIN-DAISOA FOTSIBEN’NY VAZAHANAREO! Ny foza orana izany!
Marina izany, tsy ry Randrianatoandro, na Rasomotra, na iMeme sns.. anie nomahavory olona eo @ Magro, fa noho iRa8 aloha. Jero fa na lasa aza ireny dia ireo fa mbola eo ihany ny Mpitolona. Koa ny marina dia tsy maintsy tohanana.

Na sôsy na tsy sôsy
Sanatria raha Sankalité isany no ho lohandohan’ny hitantana ny firenena.
Marina izany, tsy ry Randrianatoandro, na Rasomotra, na iMeme sns.. anie nomahavory olona eo @ Magro, fa noho iRa8 aloha. Jero fa na lasa aza ireny dia ireo fa mbola eo ihany ny Mpitolona. Koa ny marina dia tsy maintsy tohanana.
MARINA IZANY FA NANAO SONIA TENY VANDRY RY NDEFO SY NJEVA RAIMO T@SABOTSY KAY.