CSVND 13 Avril 11

CSVND 13 Avril 11

Hajoro ara-panjakana ny fikambanana “Comité de Solidarité aux Victimes du Non-Droit”, izay mitaky amin’ny fampanjakana ny rariny sy ny fahamarinana, ny zon’olombelona sy zo fototra.Io no nivoitra tamin’ny fivoriam-be nataon’ny fikambanana sy ny havan’ireo voafonja ara-politika io maraina io tetsy Besarety.Tsy adinon’ny fikambanana ny nitondra vatsy sy ny voin-kava mahatratra hoan’ireo gadra politika.

 

Tsy ho vita hatreo anefa ny tolona hoy ramatoa Lalatiana Ravololomanana fa hiady hatramin’ny farany hampanjakana ny hanjakan’ny zon’olombelona sy ny zo fototra, soatoavina malagasy sy ny fihavanan’ny Malagasy.

Marihana moa fa nisy fizarana vary 5kg, savony sy ny maro nomena ny havan’ny vofonja miisa 135 eo ho eo.

.
Jereo eto koa ny sary Photos CSVND 13/04/2011 (1/4) miisa 10.
Jereo eto koa ny sary Photos CSVND 13/04/2011 (2/4) miisa 10.
Jereo eto koa ny sary Photos CSVND 13/04/2011 (3/4) miisa 10.
Jereo eto koa ny sary Photos CSVND 13/04/2011 (4/4) miisa 02.
.
.

.
.



Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

1 Comment

  • bako dit :

    Tsy tena gadra politika akory no ilazana ireo fa fanaporetana refa tsy mitovy hevitra amindradomelina dia hajedany any tsiafahy !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site