2 pensées sur “Ambohitsaina : mihamafy ny fitokonana !”

  1. j’aime cette île : il y a de beaux arts, la nature, les monuments les villages . certains endroits sont magnifiques. Par contre quand vous écrivez un texte ou des phrases essayez aussi d’écrire en « français » s’il vous plait parce que il y a des malgaches qui écrivent et on ne comprend pas la signification des phrases

    . merci et à bientôt

    Mme RASAMOELISON Marie Céline

  2. Tsy ny fisondrotan’ny vatsim-pianarana 5% na 50 %, no hampiova ny fiainanareo ry zalahy â!
    Vatsim-pianarana izany dia vola avy any amin’ny vahoaka malagasy, fa tsy avy any amin’i domelina, na ireo mpamatsy ny mpanongam-panjakàna ! Iza no mandoa hetra ?
    Aza dia tia tena loatra, fa raha nianatra sy misaina marina ianareo, dia ataovy izay hiverenan’ny ara-dalàna !!!
    Raha miverina ny ara-dalàna, mandeha ho azy ny fiananareo !!!
    Averiko eto indray : Qui ignore son passé ( l’histoire de son pays raha tsy mazava ), est condamné à le revivre !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *