Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

Related posts:

  1. Antso mivantana Filoha Ravalomanana 04 déc 10
  2. Miverina ny Filoha Ravalomanana ary mirotsaka hofidiana indray !
  3. Video – Antso mivantana Marc Ravalomanana 23/03/2011
  4. Video – Antso mivantana Marc Ravalomanana au Magro 17/03/2011 (mise à jour)
  5. Videos Magro 22/04/2011 – Antso Mivantana

4 Comments

  • HoAiza dit :

    Na dia efa zatra ihany aza izahay hoe isaky ny mivoaka any Afrika ilay bandy kely io dia maizina sy poizina no hafafiny matetika,
    - misaotra anao indrindra filoha Marc Ravalomanana mitondra fanazavana.

    . Tsy tany komunista I Madagascar ka jerem-potsiny ny aim-bahoaka latsaka etsy sy eroa:

    - Matoa ny firenen-dehibe manaisotra an’i Kadhaffi, dia MANARA-MASO NY VONO SY HERISETRA MIANAJADY AMIN’NY VAHOAKA izy ireo.
    Koa dia : manetreha tena fa ny FITONDRANAREO HAT dia mpamoritra vahoaka mitroatra amin’ny tsy rariny!

    - Aza mampiasa ny vohabolana souveraineté izany, ny fitondrana putshiste no tsy ahitàna izany.
    Na ny madinika manan-tsofina sy maso ary manara-baovao eo amin’ny télé aza, isan’andro vaky izao, nanomboka 2taona lasa izay,
    mahita an-dry zareo olon-samihafa frantsay, miseho télé, tsy misy valaka amin’ny hoe iarahanareo mitantana ny fitondrana.

    Tsy ahoanay inona itsony na hilatsaka ho fidiana ianaoAndry Rajoelina na tsia,
    Ny anay: miverina eto an-tanindrazana i Ravalo alohan’ny hitsapana ny hevitray vahoaka.

    Aoka ny CI hanampy, hitondra mazava amin’ny fomba mangaraharaha TSY AHITANA HALATRA any amin’ny hoe “IZA NO TENA SAFIDIM-BAHOAKA”

    . Aoka izay ary esory (changement) ny toe-tsaina :
    ==> “ory hava-manana” = “NY FIFALIANAY, FAHORIANAREO olom-bitsy tsy voafidy eo amin’ny fitondràna ankehitriny »

  • Ziry Onésime dit :

    Misaotra anao Atoa Filoha! izahay dia mahatoky anao hatramin’ny farany, ary mino sy manantena izahay fa tsy olona izay sady tsy manam-pahaizana no kely ati-doha toy an’i Andry RADOMELINA no handresy anao amin’izany hoe « négociations » izany!
    olona sady jiolahimboto, no kanosa, no mpandainga, no mihatsara ivelatsihy ve no hitantana an’i Madagasikara?.. Sanatria anie izany!

  • KintanaMananDrambo dit :

    Bouquet de muguets tsara tarehy ho anareo andriambavilanitra mpitolona rehetra, ry HoAiza â ! Saika adino !
    Fehezam-boninkazo tsy ho hay lazaina kosa, no atolon-tsika ho an’ny Ramatoa Lalao Ravalomanana ! Firariana ny zava-tsoa rehetra no miarak’amizany !!

  • HoAiza dit :

    Tsara dia tsara ny Muguets!

    Misaotra antsika rehetra: efa manomana manjaitra satroka misary sainam-pirenena…

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site