Hazavao an-tsipirihin’ny Malagasy rehatra ny toe-javatra ankehitriny

MBOLA MARO TOKOA IREO MINO SY MATAHOTRA NY VONO – VORONA ATAON – DRAJOELINA KA BOLA MITENY HOE ; » KA IZY ANIE AMPIAN ’ NY FRANTSAY E !KA IZY ANIE AMPIAN ’ NY MIARAMILA E ! KA IZY ANIE EKEN ’ NY SADC SATRIA AO AN – DAMOSINY NY FRANTSAY E ! »

TSY TOKOA ANGAMBA NY FANAZAVANA ATAO NA LASA RESAKA TSY MITOMBONA NY FIORIANA ATAO ISN ’ ANDRO SATRIA TSY MKA FOTOANA TSARA HANINIHINA AMIN ’ NY ANTSIPIRIANY NY ZAVA – MISY SY NY ZAVATRAETY HITRANGA ARY INDRINDRA NY FANAZAVANA NY HERIN ’IREO FIRENEN ( USA , ALLEMAGNE , AFRIQUE DU SUD…), NA VONDROM -PIRENENA ( UE , UA , SADC ACP…) IZAY MIARAKA SY MANOHANA NY MALAASY.EO AMIN ’ IZAO TONTOLO IZAO DIA FRANTSA SY TURQIE NO MANAIKY SY MOMB AN – DARAJOELINA..

HAZAVAO AMIN ’ NY MALASY REHETRA IREO FANAMPIANA ANTSIKA IZAY MIANDRY NY FIVERENAN ’ NY AR -DALANA ETO AMIN ’ NY FIRENENA

LAZAO SY HAZAVAO AMINY ISAN ’ ANDRO ,NA FANTANY AZA , FA TSY I RAJOELINA NA NY FRANTSAY NO HAMPIVERINA NY ARA – DALANA ETO AMIN ’ NY FIRENENA !

ARY IZANY NO BANOSIKA NY FIVORIANA TSY ARA – OTOANAN ’ IREO MPITONDRA FIRENENA MIKAMBANANA AO AMIN ’NY SADEC NO NANERY NY FILOHA
AM- PERINASAN ’ NY SDEC MBA HAMAHA NY OLANA ETO MADAGASIKARA TSY MISY HATAK 4ANDRO MIARAKA AMIN ’NY ANKOLAFY EFATRA SY IREO ANTOKO PAOLITIKA MATANJAKA SY FIKAMBANANA MALAGASY MANAIKY NY FIARAHANA SY MANDA NY FANAVAKAVAHANA..!

ANY GABORONA IO FIHAONANA IO NO HATAO ARY TOA FARADBOKA IO..RAHA NY HEVITRY NY FIORIAME NO DINIHINA…!!

AOKA TSY HISY FANDEFERANA HO AN ’IREO IZAY MITADY HITSIVALANA NA HNAKANA NY HEVITRA HO TAPAHINY AMIN ’ IZANY FIVORIANA IZANY..

FA IZA MOA RAJOLINA RAHA MIFAMPITAHA AMIN ’NY MALAGASY 20 TAPITRISA ?

OA IANAREO IZAY MANDRAY ANJARA AMIN ’IO FIHAONANA IO DIA TOKONY TSY HANDRARAKA ILO MBY AN -DOHA ARY HO TENA HO MENDRIKA SY HIJORO HO TENA SOLONTENA MARIN ’ NY MALAGASY IANAREO ! KA NY TOMBOTSOA NY VAHOAKA IANAREO !

ANDRIAMANITRA HOMBA SY HITAHY ANAREO !KOA NY ARA – DALANA SY NY RARINY ARY NY HITSINY NO AMPINGA NO ENTINAREO MIADY !

2 pensées sur “Hazavao an-tsipirihin’ny Malagasy rehatra ny toe-javatra ankehitriny”

  1. Fivoriana Gaborone ???? Tsipaopaoka « hitsifotra » na pétard mouillé, ka hanao hoe : TSSIIIIIIIIIIIIIIIIIIIIFFFFFFFFFFFF !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
    I domelina nilaza fa raha ho any, dia ny hanao sonia fotsiny fa tsy hidinika ! Ny zavatra ho soniavina anefa mbola ho dinihina ; koa ny dikan’izany dia tsy hisy fifanarahana ho vanina izany eo !!!!
    Mitohy atrany, ny fitazomanana an-keriny ny fahefàna !!!!

    Le malgache avait accepté d’avaler des couleuvres comme entrées. Voici arrivé le plat de résistance, avec un gros boa aussi dodu qu’un poteau électrique, mitonné selon la pure tradition d’une des meilleures cuisines au monde, en l’occurence la bonne vieille cuisine française !!!
    N’ayez crainte et estimez-vous heureux, car elle est desormais classée « patrimoine immatériel » de l’humanité !! Cuisine issue du berceau des Droits de l’Homme, pour vous dire que là-bas, on se préoccupe aussi bien de l’estomac que du cerveau !!!!
    Des recettes pour les « entrailles » que pour les « cervelles », il y en a pour pour tous les goûts. Le français peut ou a les moyens de les accomoder à toutes les sauces !

  2. kintana manandrambo

    tsy hitanao angaha ny filazana nataon’i Salomao – secretaire executif sadc fa hoe tsy negociation intsony no hatao any gaborone fa signature ny feuille de route par les 3 mouvances!

    byebye ravalo a
    après maihol indray mihaona e

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *