1 pensée sur “HMF :Posa-kevitra hoan’ny Amnistia sy ny fihavanana”

  1. Izao ‘lay resaka tsy miady amiko manokana !!!
    Maninona tsy foanana koa ny fonja sy ny tribonaly, rehefa izany ihany ?????
    Mivavaka ny alahady, avy eo mangalatra sy mamono olona ny ampitso ??? Izay no filamatra satria eo ireo mpitarika FIVAVAHANA HIARO ?????
    REHEFA MELOKA SY NANAO NY TSY METY ETO AN-TANY, DIA TSARAIN’NY MPIARABELONA, fa mbola tsy nisy nahita an’izany any an-danitra any izany !!!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *