3 pensées sur “Mandainga ny FAT hoy i Zafilahy Stanislas ! 21 mai 11”

  1. Na tsy hatao kabary aza dia olona iza ??no tsy mahalala fa lainga fitaka masobe tsy mahita halatra vonoan’olona ny ratsy rehetra eto ambonin’ny tany ireo no fototra hiorenan’ny FAT foza Rajoelina

  2. TOKANA DIA TOKANA NY :
    – Lalana hivoahana amin’izao krizy izao
    – Ny « marimaritra » iraisan’ny vahoaka malagasy
    DIA NY FANAJANA NY DINA ARY LALANA REHETRA IZAY NISY, TALOHAN’NY FANONGANAM-PANJAKANA !!!!!!

    Matoa tsy eken’ny ONU, UE, UA, SADC…….ny HAT, dia satria nandika Lalàna !!! Rehefa nandika Lalàna, dia SAZY ho an’izay meloka no vaha-olana fa tsy fitadiavana « marimaritra iraisana » izany !!!!! Ampy izay fandrebirebena ny vahoaka izay !!!

    Raha may sy mirodana ny trano, tsy afaka harenina raha mbola miredareda foana ny afo !!
    Ny afo tsy ho faty, rahatoa ka ireo nandrehatr’azy ( izay mbola manohy ny asa ratsiny ), no antsoina hamono azy !!!

    Eo ny mamono afo amin’ny rano sy fasika, ary eo koa ireo « mamono » azy amin’ny lasantsy sy menaka !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *