Kasaina ho « vonoina » ny filoha Zafy Albert ! 21 mai 11

simba ny fiaran'ny Prof

 

Raha ilay raharaha teny Marais Masay no voalza fa fikasana hamono filoham-panjakana nampidirana am-ponja vonjy maika vavolom-belona mpandainga sy nanendrikendrehana ny SG Tim Mamy Rakotoarivelo, io hariva io ihany koa dia nitrangana fifofona hamono ny ain’ny  filoham-pirenena Zafy Albert.Izany rehetra izany dia hitam-poko hitam-pirenena, azo sary sady feno vavolom-belona afaka mijoro « aveux ».

Fofoina sy kasaina vonoina mihitsy ny filoha Zafy Albert, rehefa « semporina » amin’ny baomba lakrimozena telo andro misesy izay dia iniana tifirina mihitsy ny fiara nitondra azy io hariva io .Hita teny an-toerana fa nisy fahasimbana ny fiara vokatr’ilay tifitra tsy tahaka ilay baomba kapoaka tetsy amin’i Masay.

Araho ao anatin’ity sary miaina ity izany.

 

1 pensée sur “Kasaina ho « vonoina » ny filoha Zafy Albert ! 21 mai 11”

  1. Il y a lieu de leur renvoyer la balle, cette fois-ci pour de VRAI!

    Relever toutes les indices, ainsi que témoignages
    je vois d’ici cette force de répression dessiner leurs habituels scénarios, afin d’inculper d’innocents

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *