« Richard Baomba » : mpitari-tafika mahay, matsilo, saingy…

Sakoroka Anosy 18 may 11 (50)

Isan’ireo manamboninahitra ambony sahy milatsaka an-tsehatra, miditra elankelan-trano, sahy mifanopa amin’ny vahoaka.Jeneraly « mahiratra » sy mahita volana alohan’ny abiby, manam-pahaizany enjana amin’ny resaka « baomba » : mitsefotra daholo ny baomba eto Madagasikara amin’ny fahaizany.Sahy milaza fa « matihanina » saingy…

Tsikaritra androany tetsy Anosy fa tsy mandraharaha ny sainam-pirenena mivadika tetsy amin’ny Lapan’ny Anosikely (mivadik’ondana daholo ve ny CST ao tsy mahita io?) kanefa dia lolohavina antampon’ny loha izany sainam-pirenena izany indrindra hoan’ny Tandroka aron’ny vozona? sahy manivaiva ny raiamandreny iray (mpitandrina) kanefa izy dia manamboninahitra Jeneraly…JEREO ity VIDEO ity!

6 pensées sur “« Richard Baomba » : mpitari-tafika mahay, matsilo, saingy…”

  1. Io no amateur, karamain’ny fitondràna – tohanan’ny (seconder par) miaramila tarihin’ny FIS – iraky ry zareo fianakavian-dra A. Ramarosahona sy ny karana hatreny Andravoahangy ka mipaka any Ankorondrano,
    .
    Règlement de compte amin’ny alalan’ny : intimidation – menace – tuerie – Baomba sy Basy,
    ==> no fitondrana MAFIA

    SANATRIIIIIA!!

  2. Ny site-n’ny TIM « hacké » !!!
    GTT Inter sy Collectif GTT, mba amparitao koa ny pétition, fa amin’izao vanin’andro izao no hilavan’azy ê !!
    Efa mba nanao sonia ve ianao ry nadia-christelle, izay nilaza fa tsy foza intsony ???

    Ity ny lien raha mbola tsy nanantanteraka adidy masina :

    http://www.petitionpublique.fr/?pi=P2011N10000

  3. Quel que soit La Décision de la SADC …
    Ne pas casser le mouvement

    Les Manifestations Pacifiques doivent perdurer jusqu’au Retour
    du Président Marc RAVALOMANANA

  4. 100% OK SAPA , fa na inona na inona havoakan’ny SADEC eo kaTSY MISY NY FIVERENAN’I DADA DIA LANY ANDRO FOTSINY IREO FA NY TOLONA TSY HIJANONA FA IO NO NITOLOMANA 2ANS NY FIVERENANY OK

  5. RAha mangina foana ny S ADC dia aleo hadaboka any, fa tsy hilaina
    Sao aza isika mianakavy miandry an’i SADC tsy hivalana eo ????????
    Ela laotra !
    Aza adino koa ny mandinika ny toetrany afrikana en general : bmbola kanosa rehefa mahita fotsy hoditra, sady mbola eo ihany ilay « complexe  » tsy mety hafaka taminy androny fanandevozana

    Ianareo ireo ve tsy déçu taminy Obama?

  6. Adi-poko !

    Raha mijery sy mandinika ny sary miseho eto ianareo, dia tokony hatsapa fa miaramila avy eto anivo-tany ny an-kamaroan’ny Miaramila tarihin’iRisara Baomba.

    Ny dikan’izany : Ny avya any amorontsiraka, tsy manaiky intsony ny hanenjika sy hamono vahoaka ary marina sy mety ny azy, fa ireto malama loha kely TERENA hitifitra ny vahoaka anivon-tany no mahalasa fisainana.
    i Rajoelina no tompon’andraikitra amin’izao fisaraham-bazana izao, fa mamelona ny adi-poko !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *