SADC : pas de reconnaissance, rendez-vous à Gaborone (Botswana)

sadc_logo2

Communiqué SADC Extraordinary summit Windhoek 20 May 2011

 

11. Summit considered the report of the SADC mediator on Madagascar, HE Chissano….noting the development of the roadmap for returning that country to constitutional normalcy.

12. The Summit commended HE Chissano for his efforts in bring together the stakeholders in the process of reconciliation and finding a lasting solution for that country.

13. Summit reiterated the need for an all-inclusive process towards finding a lasting solution of the challenges facing the country. In this regard, Summit mandated the SADC chairperson, chairperson of the SADC organ on Politics Defence and Security Cooperation and SADC mediator on Madagascar to, as soon as possible, convene a meeting with all Malagasy stakeholders to be held at SADC headquarters in Gabarone, Botswana.

 

 

14 pensées sur “SADC : pas de reconnaissance, rendez-vous à Gaborone (Botswana)”

  1. Pas de reconnaissance ! Les 4 chefs de file concoqués à Gaberone !
    Compte tenu de tous ses méfaits, du mal qu’il a fait à NOTRE PATRIE, le domelina osera-t-il y aller, et affronter le regard de son Excellence le Président Ravalomanana ??

  2. TRADUCTION LIBRE SOMMET SADC
    11.. Sommet a examiné le rapport du médiateur de la SADC sur Madagascar, SEM Chissano …. Notant l’évolution de la feuille de route pour le retour de ce pays à la normalité constitutionnelle.
    12. Le sommet, il a félicité Chissano pour ses efforts en réunir les parties prenantes dans le processus de réconciliation et de trouver une solution durable pour ce pays.
    13. Sommet a réaffirmé la nécessité d’un processus ouvert à tous en vue de trouver une solution durable aux défis que connaît le pays. À cet égard, le Sommet a chargé le président de la SADC, président de la SADC sur la politique de défense et de coopération de sécurité et de médiateur de la SADC sur Madagascar, dans les meilleurs délais, convoquer une réunion avec toutes les parties prenantes malgaches qui se tiendra au siège de la SADC à Gaborone, Botswana .

  3. Le bois de rose de la hat, les ppn des karana et tout ce qui va avec les gros trafics quotidien à Madagascar servent à financer TGV pour des élections avenir et servent aussi et surtout à financer la campagne de sarkozy pour l’année prochaine. Les malgaches n’auront que des miettes comme d’habitude et cela depuis des décennies, les militaires auront de nouvelles tenues, de nouvelles casquettes et de vieux vieux hélicoptères et tout le monde sera content sauf…moi.

  4. FITINA:

    11) Hitan’ny SADC ny sori-dalan’I Ingahy Simao.

    12) Mbola manohy mitady vahaolana miaraka @ herivelona rehetra eto Madagasikara I ngahy Chissano.

    13) Ny vahaolana dia hiarahan’ny rehetra ka ny lehiben’ny herivelona Malagasy rehetra dia hivory any Gaborone-Botswana.

    Tsy misy intsony segondra iray hariana fa ny anjarantsika dia mirotsaka an-dalambe manamafy ny RODOBE satria ny rodobe dia tsy mijanonana raha tsy miala ny FAT. Manarak’izany diaaoka ny tsirairay hihezaka hanao izay tandrifiny hampadrosoana ny tolona sy handrodanana ny FAT.

  5. Décision de la SADC ?
    4 chefs de file à Gaborone, sinon DEMERDEZ-VOUS !!!!!
    Comment peut-il en être autrement ?? Qui doit définir cette notion de « stakeholders », et sur la base de quels critères ?

    Les foza ? Le peuple malgache ?
    Pourquoi faire compliqué, quand la simplicité est à portée de main ???
    Nous voici au même stade qu’il y a plus de deux ans !!!

    Aza misy mimenomenona intsony rehefa tsy misy hietsika !!!! Rahatoa ka atao hoe matahotra ny basin-dry risara baomba ny malagasy ; aiza ireo gasy aty am-pita mba tokony hanavotra ny firenena ??? Any amin’ny RNS no mitangorongorona toy ny parasy eo amin’ny ..’ny alika ?
    Izay no mahatonga ahy hilaza, fa ny an’ny gasy izao dia ny hoe : Raha ho faty aho, matesa rahavana ! Raha misy vola, aoka mba ho ahy fa tsy ho anao !!!
    Fitiavan-tena sy fisekosekoana no tena raiki-tapisaka ao an-dohan’ny ramalagasy !!
    Rehefa voahendakin’ny jomaka sy ny dalo anefa be kiredy !!
    Ny sasany, manantena fotsiny hoe, misy fantatro atsy, misy fantatro eroa, any ka mandeha ho azy foana ny fiainana !!
    Hitan’ny sasany ny kileman’ny gasy, any ka ka voajono mora toa an-dRaDSK !!!!

  6. Malagasy tsy misy mamokatra, na andafy na ny ao an-toerana !!!
    Ny sasany aza hijery an i Firmin no « mahafatifaty » azy !!!! Miala tsiny an’ireo namoy ny ainy !!!!
    Aiza ity fitiavan-tanindrazana ? Tsy vitan’ny hoe « izay mahasoa ataon’Andriamanitra » na koa « ankihinin-tsika an’Andriamanitra ny lahatra » ny fitsinjovana ny hoavin’ny firenena !!!!
    Mpanao gazety, tsy misy loha ; mpahay lalàna, vongany ; miaramila, vatany daholo ; mpiasam-panjakàna, mpisolelaka ; vahoaka sy tantsaha, entina amin’ny sangany ; ……

    Izy ireo ve no atao hoe : Majorité silencieuse ?????

    LE SILENCE EST D’OR !!! D’ORMONS ALORS, DEMAIN SERA UN AUTRE JOUR !!

  7. Ra-CNOSC ange hono, eo ihany ny SADC fa malgacho-malagasy ihany no ady eo ê
    Ry zareo taranaka hampivory azy efatra any Nosy-be hono

  8. Marina ny anao ry LeoSADC !
    Tsy mamokatra ny gasy d’andanfy !
    Fa mba nadalo tany aho nanomboka tamin’ny 12 h hatramin’ny 15h :
    Fa tsy nahita tamingana Gasy aho ……NA IRAY AZA !
    Marihina fa Manifestation Panafricaine contre l’ingerence Francaise en Afrique no tao !

    Izay tany amin’ny La Bastille no tsy haiko na nisy na tsy nisy !
    CONCLUSION :

    Ny RODOBE ihany no izy !

  9. Njara,
    Ny gasy no tokony ho voalohan-daharana satria ny any aminy no tena hiaran’io fanjanahana vaovao io ! Gasy niisaina tamin’ny rantsa-tanana no tonga teny Bastille !
    Mbola tsy ao koa hoy aho, ilay communication, na eo amin’ny samy afrikana aza !
    Nisy roa ilay hetsika, iray Paris ary ny iray tany Alsace tany !!
    Hisy fivondronana hitsangana atoato, ary handray anjara amin’izany ny malagasy !

  10. Indrisy !
    Mbola tsy ao amintsika malagasy mihitsy izany Solidarité izany !
    Tsapa ho misy fihezahana ihany na izany aza, raha mahita ny RODOBE,, fa efa raiki-tapisaka loatra ny FIFANARATSIANA – ny Fitaiavan-kely – ny fitiavam-bola diso tafahoatra noho ny fahasahirànana.

    Tsra ny manamarika, fa tsy eto Mkara ihany izany fa eran’ny Afrika manontolo : Ny fahoriana mahazaka maniraka…… ho amin’ny ratsy !

    Ny zavatra mba iriako mafy indrindra eto amin’ny MyDago sy Tananews,dia izao :

    Izay manao Filazàna aoka mba ho matotra ny Filazana atao !

    -Fa raha toy io omaly sabotsy io, izay nandeha dia voa; ka tsy hiverina intsony, ……noho ny famahanan-dalitra, na hetsika tokony handraisana adidy aza ! !

  11. C’était à Gaborone que Ravalo a trouvé sa première terre d’exil et c’est à Gaborone qu’il sera autorisé à revenir sur sa terre natale.

  12. ny reconnaissance mbola tsy azo saingy sonia ny feuille de route no hatao any gaborone araka ny nolazain’i salomao secretaire executif sadc navoakan’ny la verite ta@ lundi

    de ho byebye izany ravalo e
    après maihol mihaona e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *