3 pensées sur “Sary 07 mai 11”

  1. TSARA REHEFA MITAZONA NY PRINCIPES E. TSY VOATERY HO TIM NA AREMA NA UNDD NA HAFA VAO TSY MANAIKY NY FAKANA NY FAHEFANA @ HERY.

  2. Ny mampalahelo, dia betsaka no tsy mahatakatra an’io voalazan’i deba io ! na amin’ireo mitonon-tena ho mpitari-tolona aza !
    Ny sasany, mihevitra sy nanao ny tolona ho tohatra fiakarana fotsiny, fa tsy ny hoavin’ny firenena no notandrovana, any ka tsy henatra tsy tahotra, fa dia mamadika palitao isaky ny mihetsika !
    Tsy olona tahak’izany mihintsy no afaka hiaro ny fiandrianampirenena sy ny zo-n’ny vahoaka malagasy !!
    Ny vahoaka koa anefa tsy maintsy mandray ny adidy sy andraikiny koa, fa tsy hitazana fotsiny !!!
    Ny adidy tsy hoan’ny olon-dratsy !!!

    Ho an’izay liana vaovao !

    http://www.unmultimedia.org/tv/webcast/c/least-developed-countries-9-13-may-2011-turkey.html

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *