3 pensées sur “Sary : nangorom-potsy i Magro Behoririka !”

  1. Misaotra antsika jiaby tonga tany niaraka e!… Efa kely sisa ny tolona dia hifarana, ary tsy ireo FATn’alika ireo akory no hatahorantsika!..
    Ianareo miaramila izay mambotry vahoaka aloha dia hanenina tanteraka amin’izao fihetsikareo izao e!.. Ny tody hoy aho tsy misy fa ny atao no miverina!.. Mbola hanody anareo sy ny taranakareo izao fihetsika ataonareo izao!

  2. Misaotra indrindra e! misaotra amin’ny finiavana sy ny faharetana.

    Mahafaly fa; ny finoana sy ny fanantenana ary ny fitiavana dia be tokoa e!
    Mankasitraka indrindra.

  3. Misaotra eh. Hita fa tsy mihemotra ary tsy hiemotra @ ramathorabn’ny FAT isika. Ny antsika, ny ara-dalàana hatrany. Isika koa tsy naman’izay mihemotra. Courage daholo ary mbola vonona ny hanohy hatramin’ny farany isika.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *