SVND 09 mai 11 à Carlton

svnd 09 mai 11 (18)

Tamin’ny famelabelaran-kevitra narahina ady hevitra nokarakarain’ny Solidarité aux victimes du non-droit na ny SVND no nahafamtarana fa noho ny tsy fanajana ny zon’olombelona, zo fototra no anisan’ny tsy hahazahoan’ny governemanta FAT fankatoavana iraisam-pirenena, « ilay fankatoavana iraisam-pirenena  dia mivoitra amin’ny fanajana zo fototra maha olona ary izany dia fanajana ny safidin’ny vahoaka,  matoa tsy mety mahazo fankatoavana ny FAT dia misy ny tsy fanajana ny zo fototra »  hoy  ingahy Fetison Rakoto Andrianirina.

Hita  nanotrona izao famelabelaran-kevitra izao, tetsy amin’ny Carlton, ireo mpitarika ao anatin’ny ankolafy telo, teo ihany koa ny hery politika hafa.Marihana fa Andriamatoa Richard Randriamandranto no nanao izany valan-kevitra izany.

1 pensée sur “SVND 09 mai 11 à Carlton”

  1. Soyons clair le droit de l’homme n’est pas respecté à Madagascar ,la liberté d’expression n’existe pas ,les reunions ne sont pas tolérées ,
    la torture est monaie courante sous Rajoelina ce dernier par l’intermédiaire de ses milices a fait avaler de l’urine à un pasteur .
    ARRETONS les blablas il est temps de RODOBE pour barrer Rajoelina dans la destruction.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *