Tsy ho any Gabarone i Rajoelina raha tsy…

TSY HO ANY GABORONE RAJOELINA RAHA TSY HASAINA AIN ’NY MAHA FILOHAN ’NY TRANSITION EFA TAPITR’ANDRO ?

NANAPAK ’ HEVITRA NY FIVORIAM – BE TY ARA – POTOANAN ’IREO MPITONDRA FANJAKANA SY FILOHA – PIRENENAN ’ IREO FIRENENA MIHOMBONA AO AMIN ’ NY SADC FA TSY MAINTSY VAHANA AINGANA DIA AINGANA NY OLANA ANY MADAGASIKARA

NY FILOHA – PIRENENAN ’NY BOTSWANA , FILOHA AM 6 PERIN ’ASA NY SADC NO VOATENDRY HISAHANA IZANY MIARAKA AMIN ’ IREO CHEFS DE FILE AVY AMIN ’NY ANKOLAFY EFATRA SY MIAMPY IREO SOLONTENAN 4NY ANTOKO SY FIKAMBANANA AZO ANTOKA ARY MANAIKY NY FIARAHANA ( CONSENSUALITE ) SY TSY FANAVAHANA ( INCLUSIVITE ) IZANY DIA MBA HAHITANA AINGANA HALA – OLANA MAHARITRA..

KOA ANY GABORONE ( BOTSWANA ) , NY 05 JUIN 2001NO HIHAONA IREO OLONA IREO ARY NY SAMY MALAGASY NO HANDINIKA SY HANDIDY ARY HANAPAKA NY EHIN -KEVITRA AMIN ’IZANY….

MANDEHA NY FEO FA TSY HO HANDEHA ANY GABORONE RAJOELINA RAHA TSY HASAINA AMIN ’NY MAHA FILOHAN ’NY TETEZAMITA AZY !

FATAM – POKO FANTAM- PIRENENA ARY FANTATR ’ IZAO TONTLO IZAO ,NOHO IZANY DIA FANTATRY Y SADC MIANAKAVY FA EFA TAPITR’ANDRO NY TETEZAMITA IALOKALOFAN – DARAJOELINA..TSY MISY INTSONY IZANY ARY TSY MISY FITONDRANA ANY MADAGASIKARA..

MAZAVA TSARA NY BAIKO NOMEN ’NY FIVORIAM-BEN ’NY SADC : NY FILOHA -PIRENENAN ’NY BOTSWANA NO MIARAKA AMIN ’NY CHEFS DE FILE AVY AMIN ’NY ANKOLAFY EFATRA..

HEVERIN – DRAJOELINA FA KELY SAINA TOA AZY VE IREO OLONA HIVORY IREO KA HANAOVANY VONOVORONA AMIN ’NY HOE PRESIDENT N ’NY TRANSITION IZY ?

– Izao no tetik ’ ty jiolahiboto ity sady totakely :
a ) raha sanatria izany fa hasaina amin’ny maha filohan ’ny tetezamita efa lany andro izy dia HIBITAKA IZY FA MBOLA HEKENA NY FISIAN ’NY TETZAMITA ARY HEKENA FA MBOLA FILOHAN ’ IO TETEZAMITA IO

b ) satria ny SADC dia misolo tena ny Communauté internationale eo amin ’ny fitadiavana vahaolana amin’ny kirizy malagasy , dia raha sanatria fa hasaina amin’ny maha filoha an ’io tetzamita efa maty io hekena izany mbola tsy ny tetezamitan -drajoelina ary satria ny SADC no manasa azy amin’ny maha filohan ’ity tetezamita matoatoa ity dia HIBITAKA I rajoelina fa NAHAZO FANKASITRAHANA AVY AMIN ’NY SADC ,IZANY HOA AVY AMIN’NY COMMUNAUTE INTERNATIONALE..

EFA MIVAHA I RAJOELINA ARY MI-DELIRE..!

RAA KA TSY HAMALY NY FANASANA AMIN ’NY MAHA CHEF DE FILE AZY I RAJOELINA , ARY SATRIA IO FIVORIANA IO NO FIVORIANA FARANY HATAO AO ANATIN ’ NY OPTION NEGOCIATION , ARY TSY HISY FIVORIANA HAFA INTSONY – FINALISATION IO – DIA MINO FA TSY HIJANONA AMIN ’IZAO NY SADC ,ARY TSY HANAIKY INTSONY NY HANIHANIN-DRAJOELINA IZY..

KOA RAHA SITRAPON ’ANDRIAMANITRA FA MIFANARAKA NY MIVORY HAMAHA NY OLANA ANY MADAGASIKARA ARY MANDANY NY FEHIN -KEVITRA FA TAPITRA NY KIRIZY ANY MADAGASIKARA KOA RAHA TSY EO RAJOELINA DIA MANANGANA ADY AMIN ’NY SADC IZY SATRIA MANOHITRA SY MANDA NY FANAPAHAN -KEVITRY NY MRO AN ’ISA HOY NY TENY LATINE HOE : CASUS BELLI IZANY ARY NY FANAPAHAN -KEVITRY NY FIVORIAM-BEN 4NY SADC , IZAY ENTINA EO AMIN ’NY DEPARTEMENT PAIX ET JUSTICEN ’NY UA..ARY TSY MAINTSY HAMPIHAINA IZANY FANAPAHAN -KEVITRA IZANY AMIN ’ NY ALALAN ’ NY FOMBA REHETRA EO AN -TANAN ’NY SADC !

TSY MAINTSY HAMPIARINA IZANY !TSY HISY HANAKY INTSONY NY FIZIRIZIRIANA !

(tsy akisisika io fa rugby ; BAO TSY MIVILY – PAS DE DETAIL et rajoelina n ’est qu’un petit , petit , petit de t…ay !

8 pensées sur “Tsy ho any Gabarone i Rajoelina raha tsy…”

  1. MyDago.com

    mba lazao ny vahoaka ny marina fa aza lany andro @ izay ho fihetsik’i rajoel eo e

    hazavao ireny filazana nataon’i salomao secretaire executif sadc navoakan’ny gazety la verite ta@ lundi fa hoe tsy negociation intsony no hatao any gaborone fa signature ny feuille de route par les  » mouvances!

    byebye yzany ravalo
    après maihol mihaona e

  2. Ary inona moa r’i baogaosy no manakana anaotsy hilaza amin’ny ny marina fantatrao sy manazava amin’nyvahoaka ny filazanan ‘i salomao ,secrétaire général sadc ,filazana izay fantatrao..
    Aza dia mibaikobaiko fa mba manaova !
    Ary tsy misy milaza fa négociation no hatao any GABORONA ! Efa vita ny négociation fa  » finalisation ny fehin -kevitra mamaha ny olana any Madagasikara no hihaonana any GABORONE ary izany no antony htzdiavin’i rajoelina fika tsy handehanana any.., satria efa vita nyaminy.
    KOA IZAO NO FISEHOAN ‘ IO WESTERNE IO..!

    HOY NY SADC :  » rajoelina ,si tu ne viens pas à moi , c’est moi sadc qui te botter le cul et te mettre hors d’état de nuire ! « .

  3. aza fahanan-dalitra ny vahoaka e! tsy misy resaka negociation izany intsony ao fa sô dé nareo mihitsy no tsy mahay mamaky teny anglisy? mba lazao hoe aiza no misy resaka negociation ao???? MAMPANANTENA MAFY NY OLON’NY MAGRO SY ZAFY ANGAH NAREO SATRIA AORIAN’IO 5 JUIN IO DIA VELOMA LAVA EO DAHOLO IANAREO MPAMITA-BAHOAKA! FITAHO ETO AMIN’ITY SITE ITY FOANA NY VAHOAKA E§

  4. Angaha vitan’ny anarana mipôpôka toa ny resaka sy anarana fanaon’i TGV sy ny forongony izy ity ê!

    Tsy mankaiza ny foza fa mi-tourne eo ihany: Baomba sy basy fôna no hay harangaranga hanalavana ny fotoana hitsetsefana ny haren’ny vahoaka

  5. Tsy mahagaga raha tsy mahay mamaky tatitra sy lahatsoratra ny foza: peupleSSS aza atao au pluriel…

    ha ha ha

  6. Valalabemandry, vahoaka, peuples malgaches, foza mitolona,…., dia inona koa koa ?
    May ny endim-boanjo ka rasesily sy ny forongony avy aza ity, mitady hanadio tena !!!!
    Aza valala manidina no asiana sira, fa very fotsiny ity izy !
    Ary sira misy iode, fa ilay crétinisme efa mandrangaranga !!

  7. « Bogosykely » ndrìiiiy! ary toa sary-na « radis » ry tony e! ny hany mba teneniny koa tena tonga amin’ilay fiteny hoe:  » JE N’AI PLUS UN RADIS » Haaaaa!

    Fa izao e, aoka hazava! I Andry Rajoelina dia président-ny transition-ny azy irery sy ny tariny !!! Fa tsy an’ny malagasy velively! Tsy dia mahagaga ny fihetsiny sy ny fisainany fa dia io mbola miverina indray ilay teniny tamin’ny 2009 hoe:  » Vous pouvez m’appeler maintenant: « Mr le président ». Egal à lui même, toujours aucun sens de l’honneur, ni d’humilité, c’est vraiment; sans qualité. Dia ny tena no menatra sy manongo-tena e!

    Tokony ho tsapany fa raha asaina izy: en tant qu’homme fort de la situation??? Izay heviny manokana izany, dia noho ny maha « fort » azy amin’ny hery famoretana ataony sy eo am-pelatànany.

    Ary izany transition izany anie ka tsy nisy, ary tsy misy hatramin’izao e!!! satria tsy nisy mihintsy hatramin’izao zavatra nifanarahana ka niarahana nanatanteraka! Na dia iray aza…Fa adi-na bodongerona fotsiny.
    Amiko dia toy ny mbola tany amin’ny 2009 isika, na dia efa 2 taona lasa mahery aza

    Izany ry i « Bad gosy be » a! Mba mijere tsara ny maso, ary aza manentsi-tsofina amin’ny manodidina anao! Toy izany; mba koa, mandiniha amin’ny saina lalina sy tsy miangatra e! toro-hevitra sy hanatra atoroko anao izany anaka!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *