1 pensée sur “VIDEO MAGRO, 30 Aprily 2011”

  1. Misaotra Manoela a! Mino aho fa tonga eny am-pototsofin’i RAVOALAVOSON Blanc Yves Aimé iny teninao iny! Aoka izy hieritreritra amin’izany, fa raha tsy izany, dia tena nidina ambany dia ambany ny fisainany ka tsy mahagaga raha lasa tsy misaina intsony, fa misaina amin’ny zavatra hafa ao ambany foatrany ao!
    Misaotra Printsy a!.. Tsy maintsy hiverina ireo Filoha roa ireo e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *