Archive for juin 12th, 2011

Fivorian’ny SADC teto Sandton : Mody tsy misy fepetra ny filoha Ravalomanana.

Fivorian’ny SADC teto Sandton : Mody tsy misy fepetra ny filoha Ravalomanana.
12 juin 2011

Taorian’ny fivorian’ireo filoham-pirenena sy solon-tenan’ireo  mpikambana ao amin’ny SADC, dia nitafa tamin’ny mpanao gazety ny filoha mpanantanteraky ny SADC, Dr Salomao, nivoitra tamin’izany fa « mahazo mody tsy misy fepetra » ireo sesin-tany ara-politika ivelan’ny Madagasikara ary isan’izany ny filoha Ravalomanana, io dia voasoratra ao anatin’ny artikla faha 16 . Nolazainy ihany —> MyDago.com


Un dialogue malgacho-malgache: résolution de la crise?

Un dialogue malgacho-malgache: résolution de la crise?
12 juin 2011

Nombreux individus estiment que la sortie de crise est envisageable dès la mise en place d’un dialogue malgacho-malgache. C’est pour dire que la clé est entre les mains des malgaches et non entre ceux des étrangers qu’il s’agisse de la SADC ou d’autres entités se disant intéresser à la situation —> MyDago.com


Vaovao farany eto Sandton

Vaovao farany eto Sandton
12 juin 2011

Nivoaka ny efin-trano fivoriana  amin izao fotoana izao ireo filoham-panjakana eo anivon ny  SADC-COMESA-EAC na ilay antsoina hoe tripartite Summit,  nivory eto Sandton. Fantatra  fa hiverina hivory manokana  indray  ny SADC  manomboka amin ny 17h45 ary hidinika momba an  i Madagasikara sy Zimbabwe .Marihana fa fivoriana tsy azo hatrehana izy —> MyDago.com


Seule la volonté de la communauté internationale représentée par la SADC peut nous sortir du colonialisme !

12 juin 2011

Heveriko fa amin ’ izao vavon ’an dro iainantsika izao fa tsara ny mamintina araka izay azo atao ny Tantaran ’ireo fanonganam – panjakana novoizin ’ ireo vahiny teto Mino aho fa ny fahafantarantsika ny Tantarantsika dia manampy be Antsika ho tian ’ ny Firenentsika ary hanajahantsika azy ka hanosika —> MyDago.com


  • '