Aiza izay sonia natao teo?

IMG_0147

Nifarana io hariva io ny fivoriana taty Gaborone, tamin’ny  6ora (ora eto Gabarone)  izany, tsy nisy sonia vita araka ny nambaran’ny FAT teny am-pihaingana, » maina molotra i Andry Rajoelina » teto Gaborone tamin’ity lanonam-pamaranana ity.

Tsy nahasolon-tena ny vahoaka Malagasy maro an’isa ny mpivory teto, zanaky ny ankolafy Rajoelina avokoa ny maro an’isa ary nanantena hanao tamba-be ny ankolafy telo.Amin’ny Sabotsy hoavy izao indray no hodinihin’ny SADc atsy Afrika atsimo ny tohin’ity tantara ity.

Voarakitra ato anatin’ity fanambarana ity izany :

SADC communiqué on Madagascar Political Stackholders Meeting – FR

18 pensées sur “Aiza izay sonia natao teo?”

  1. NE DITES PAS N’IMPORTE QUOI: 100MoUSD MAIS POUR TOUTE LA SESSION INCLUANT LE CAS DE MADA.
    VIVEMENT LES RESOLUTIONS.

  2. Ary mba tao ve ilay sima….o?tsy re tsaika mihintsy matsy,sa tena tsy tao?
    Tokony ho nanaiky hanao sonia fotsiny angaha ny sisa dia tsy lany io 100Mio io?
    sa vola hiditra any apaosinao sa nivoaka tany no mampalahelo be anao ery ?
    Vola !vola!vola foana ,efa io vola io no namotika ny firenena toy izao mbola io foana no
    hatao hirahira,efa voa mihintsy ny sainareo @ ‘ity vola lava ity!fahafirin’ny volan’i Gasy
    niliban’i domelina izay vola kely io?sa rehefa ny foza no miliba dia voromanga fa raha ny
    hafa dia vorondolo???????.

  3. Ny tena tian’i Tangalamena tenenina dia tokony ho nokobonina t@ heripamoretana rehetra tany Dago ihany
    ity raharaha ity fa tsy nabaribary toy izao fa manjary tapi-dalak’aleha ny foza,mbola tsy mahalala honona ihany
    Mbola tsy ampy azy izao efa fahavoazana mianjady ny Gasy izao fa aleo konikonenina ao ihany aloha angamba.
    Enga anie ka tsy ho izay!

  4. EFA TENA TSY MISY HERITRERITRA MIHINTSY MARINA IRETO fatin’alika IRETO!MBA MINOA AHY IANAREO,FA RY ZAREO IREO IHANY NO HIFAMONO EO, SATRIA EFA TSY SAIN’OLONA, FA SAIM’BIBY,ARY EFA MATIN’NY VOLA NY SAINA,TOY NY ALIKA MAHITA TAOLANA,KOA HIFANDRAMATRA,ARY IRAY SISA NO HO VELONA;KOA REHEFA LANY @IZAY ILAY TAOLANA,DIA HO MATY MOSARY EO,DIA HO LASA TOY NY ZAVA-PAONA NY NATAO REHETRA,ENY,na ho an’ireo faramandimbin’dry zareo mianakavy aza.TONGA @’ILAY FITENY HOE: »LOZA HO AN’IZAY REHETRA NANOME FANAFINTOHINA NY VAHOAKA MALAGASY NANDRITRA IZAY ROA TAONA SY TAPANY IZAY »!HIFOTOTRA @ zareo ny ratsy nataony rehetra,ka tsy hisy mpandevona toy ny fatin’alika toy ny toetrany ihany!

  5. Efa miketriketrika indray izao io lohan’i Domelina io @ teti-dratsy rehetra,asa indray izay
    ho palany eo na laiga ho foroniny indray.Aoka isika mba tsy ho handairan’ny fafy lainga
    intsony fa ampy izay.Ireo olona tsy maharaka vao2 no tena mampalahelo.

  6. Sosokevitra: angony ao Mahamasina izy rehetra tany d antsoina ny miaramila miambina ety ivelany d tsy misy mahazo mivoaka ao raha tsy mahatapakevitra.

  7. aiza re ry foza kely e ! vao hors d’oeuvre fotsiny io fa mbola ho avy ny vary masiso be lalitra hanamando ny molotra mba hangiana mandrakizay.

  8. Ny miaramila ety ivelany dia i bombe kapoaka manambotra ao anatiny izay tsy manaiky an’i
    Domelina ho filoha ,izay anie no mampitarazoka ity raharaha ity e!Milay be ilay seza nangalarina ka
    tsy maintsy fikirina mafy sao tonga ny tompony haka izany sezany izany!fa angaha tsy efa nisy tapaka
    fa aiza?Fisamborana sisa fanafodin’io fa raha tsy izay dia eto ihany o!Miharitra ihany ny bois de rose,
    Mbola misy ho kapaina mantsy e!Ny volamena sy ny vatosoa manginy fotsiny,ny mpivarotena ihany koa
    ny mpatory an- dalana tsy voatanisa fa mitombo andro aman’alina.Ny tanjona dia ny hanapotehana ny
    Gasy fa tsy manaiky lembenana ireto Mpanjanaka @ endriny vao2 ireto,dia hampiadiana hifamono sitrany
    mihena sy manadino ny paipaik’ady rehetra,lesona Fantsay io,mazava be!

  9. Dia mbola tsy nanaja ny teniny indray i boay kely satria tsy nisy sonia vita izany! Adalan izay mbola te hino an io tsy manjary io!

  10. Mihevitra aho fa tsy tsara loatra ny manao teny mihantsy na manafintohina ny mpandray anjara. Tokony ho tambatambazana aza izy ireo mba hanaiky ny tolo-kevitra heverina fa hahomby. Raha hantsiana izy ireo dia voatery hiaro tena, fihetsika izay hampihemotra ny dinika.
    Aleo ekena mihitsy fa tsy diso daholo akory ny heviny, ary misy tena marina mihitsy…saingy ny indro kelin’ny mpandrafitra mihitsy no dinihina sy ahitsy mba tena hahatsara sy hampahomby azy.
    Aza mbola mieritreritra ny hiady, sady tsy dia haintsika izany, raha mbola hidinika sy te hihavana.

  11. ho an’i Gasykm,
    olo tsy ohatran’izay olo io ka aoka tsy hitady handraharaha aminy. Ny nenina mantsy tsy aloha fa aoriana ka aleho mitandrina.
    Zavatra hafa no miandry azy fa tsy raharaham-pirenena izany, ny hamafa ny loto nataony aza izao mbola ho asa be aman-taona.

  12. Tananews : En substance, pas de gagnant ni perdant à Gaborone, selon le domelina !
    D’après ce dernier toujours, la décision qui sera prise aura force de Loi, et applicable tout de suite !!! Donc il est décidé à s’y conformer !!!
    Noho izany, miandry an’ilay décision milaza izahay fa, « tsy mahazo mitantana ny tetezamita intsony izy » ê !!

  13. La SADC nous fait comprendre qu’il n’y a pas de raison pour Accepter Rajoelina, et que la CI ne reconnaitra pas le Regime HAT-Rajoelina !
    Par Dipolmatie envers la France, elle nous laissera decider :

    Enquelque sorte la SADC nous dit : DEGAGEZ Rajoelina ! nous verrons après !

  14. ny mampatahotra ahy de amorona fika sy cinema tsy milay indray ry FAT sy ny forongony hisamborana
    sy hanagadrana otry ny mahazatra eh

  15. Amin’ity erin’andro ity no tena « andro fanaovana diabe na rodobe » izay tianareo hiantsoan’azy !!
    Ohatra « rahampitso » na « zoma » rahatoa ka tsy tratr’antso ny olona !
    Hetsika milamina fa tsy fitadiavana rotaka !! Fangatahana zavatra TELO :
    – Ny fiverenan’ny Pdt Ravalomanana sy Didier Ratsiraka
    – Ny tsy hitondran’ilay domelina io intsony ny tetezamita TENA IZY
    – Fanajàna ny Lalam-panorenana TENA IZY
    Ny fifidianana malalaka sy ny karazany iny, efa mandeha ho azy.
    Ho hitan’ny havany eo ry risara baomba rahatoa ka mbola manohy ny adalàny !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *