2 pensées sur “Ambiansa milay Magro, 26 Jona 11”

  1. Hankino amin’ny UE sy ny Etats-UNIS ny famahana ny krizy fa mahantra ny vahaoka é! Jereo ilay Simao DOZA TSY MENATRA AKORY TONGA DIA MIARAKA AMINy dRADOMELINA eny Mahamasina dia mbola tsy tonga saina amin’izao ve ra8 hoe miandany aminy Hat ny Sadec ,manao vazaha mody miady ry zareo fa ny Hat NO TENA HAROVANY TOMBOTSOA!!!,ny tombotsoan’ny mozambikana sy Maorisiana ary ny tsotsoka no hataony ambony fa tsy miraharaha antsika Malagasy izy !

  2. Simao olona efa tsy msy dikany iny ve no hamakianareo loha,na ho hampiatranony any Ambatobe
    hiara -hatory @ domelina sy mialy aza i simao anazy ny azy ,efa tsy misy dikany intsony iny fa efa
    silaka t@ fivorian’ny SADC iny fa tranon-dainga,koa avelao izay hataony any fa aza hatao makarary fo fa i Dada tsy
    maintsy mody !
    Izany eo ihany fa iza aloha no naniraka azy nandeha nakaty ???raha ny SADC mantsy dia efa afaka omena azy ny
    porofo rehetra fa olona mitanila @ mpanonga-panjakana i simao dia azy ireo sisa no mandray ny fepetra rehetra.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *