Andry Foza : je veux une guerre civile avant de m’enfuir

Ry Malagasy Mpiray Tanindrazana,

Taorian’ny Sandton dia izao no zavatra hiseho:

I Andry Foza Orana dia tsy hanaiky an’io mihitsy … c’est une évidence,Ka izao no izy : comme tout dictateur il veut la guerre civile et il cherchera tous les moyens de répression.

C’est à nous de réfléchir et anticiper les décisions à prendre entout cas … les dossiers sont au TPI

Tsy maintsy atao ny rodobe rehefa manao fanambarana ofosialy ny tsy fanekeny ny a, Sandton izy …

Koa manainga antsika Antananarivo reheta otrra hiaraka hanala ny FOZA amin ny fomba trotra

Tsy misy miasa na iray aza …

< class="tit">RODOBE FANAVOTANA NY TANINDRAZANA

18 pensées sur “Andry Foza : je veux une guerre civile avant de m’enfuir”

  1. Ankinina eo ampelatan’Andriamanitra ny firenentsika
    Tsy maintsy mandresy ny hazavana
    Madagasikara dia iray tsy mivaky
    An’ny Malagasy i Gasikara fa tsy an’andian’olona akory
    Rehefa tsy mety @HAT ny fanapakevitry ny SADC dia mametraka fialana fa tsy mahazaka ny fitanana firenena dia omeo an’ny manana traik’efa ny fitondrana e!

    « … Madagasikara mandroso, milamina ary mandresy no tanjona … »

  2. Dia ho hita eo ny fihetsik’ireo FATn’alika ireo e! Fa ny antsika aloha dia tsy hijanona mihitsy ny tolona raha tsy efa eto an-toerana i Dada ary vita TANTERAKA ny fifanarahana rehetra!
    Ka zao no mba lazaiko anareo MPITSARA, FONKSIONERA, TAFIKA, MPITSABO, MPAMPIANATRA, OPERATEURS,…..: efa nivoaka io ny fanambaran’ny SADC!…. Sao lazaina indray fa tsy nandray andraikitra izy ireo!…. Tsarvovy fa nanome ny sori-dàlana izy ireo: ANJARANTSIKA AMIN’IZAY NO MANATANTERAKA AZY!… Ka inona no tianareo atao: hitsipaka an’ireo fehin-kevitra ireo ka hanaraka ny adàlàna sy ny fanalikan’i Andry RADOMELINA antsika sa hanaraka anay izay efa niady mafy mba ahatongavana amin’izao fanapaan-kevitra izao?….
    Mahaiza mandinika amin’izay e! AOK’IZAY! MITSANGANA AMIN’IZAY!

  3. Miarahaba,

    Eo ampelantanan’ny vahoaka ny « lakilE ». Izy irery ihany no miaro ireto :

    1) ny lalAna malagasy velona rehetra izay natsangan’ny solombavany sy nohamarinin’ny mpiaro ny lalAmpanorenana aradalAna, tsy lany mandaty : ohatra,

    – ny vahoaka masi-mandidy ipoiran’ny fahefana rehetra (LalAmpanorenana)
    – ny fanamelohana ho faty ny mpanongana ny fanjakam-pireneny (Code Penal)
    – ny andraikitrin’ny mpitsara eo anatrehan’ny an’ny mpitandro filaminana (lalAna, hitsivolana sns….)
    – sns…..

    2) ny fanampahank’hevitra sy fifanarahana rehetra nataon’ny firaisam-pirenena /nekena/nosoniavina teo anatrehany , ohatra :

    – ny zon’olombelona
    – ny fanambaran’ny SADC ( misolo tena ny ONU) farany mikasika ny fodian’ny Filoha Ratsiraka sy Marc Ravalomanana
    – sns….

    3) zon’ny vahoaka ny tsy hanaikeny ny fandrobahana ny fiainany sy ny ho aviny amin’ny fampiasana/fanatanterahana ny asanjolahy manao hoe « possession vaut titre » (un adage, mais faisant reference a un article du Code Civil et relatif a des biens meubles), izany hoe ny fampihororoana azy hahatongavana any amin’ny tanjona jiolahy « effectivite du pouvoir »

    Ka any amin’ny vahoaka tsy hanaiky hampiadiana ny « lakoilE » (rodobe fitakiana ny zony rehetra )

    Kitana

  4. Raha ilay fivoriana nataon’ireo teny Mahazoarivo omaly aloha dia tena efa miomana ny hanao ratsy izy e. Aiza ve ka dia andro fety masina dia zavatra ratsy no koninkononina hatao eto amin’ity malalaln-tsika ity. Masina ny Tanindrazana ary Andriamanitra miaro sy miady hoantsika. Aoka isika samy hibebaka sy hahery mivavaka dia tsy hanan-kery eto ny ratsy.

  5. Mbola haveriko foana, rodobe, fahasahiana miatrika basy aman-tafondro, tena fitiava-tanindrazana marina, mpiasam-panjakana manohitra an’ireo FAT ireo, izay ihany no vahaolana, roso ary ny dia, tsy hanaiky an’io mihitsy tsinona ny FAT, tsy manan-tsafidy intsony isika, rodobe, hatramin’ny mpiasam-panjakana, ilay mpifanolo_bodirindrina aminao io izay mpiasam-panjakana, tariho izy, raiso ny andraikitra manandrify anao. Tsy misy hevitra intsony ity. Tsy maintsy miady isika hanavotana ny tanindrazana.

  6. Dia asa raha mba ho tonga saina ireo mpisolelaka an’i Domelina @’ izao,
    fa hohampiadiany eto dia izy handositra,sa manana taratasy vazaha daholo
    ry mpisolelaka rehetra ireo??????
    Tsy efa miady ve isika ry manjaka!efa be izay dingana vita tato ho ato izay fa ny manohy ny dia
    ho @’ilay fahafahana sisa,efa midanadana ho antsika ny lalan’ilay fandresena,tsy miady irery isika
    fa homba antsika Atra,koa aoka isika ahatoky azy tanteraka.
    Aza mety hapitahorin’ireo foza ireo Ray olona a!Vonovorona sisa ireny e!efa hitantsika ny mafy
    indrindra fa tsy hatao mahakivy izay FAMPIHOROHOROANA any.

  7. http://bayrou-modem.exprimetoi.net/t5047p80-le-retour-de-ravalomanana-a-madagascar#209173

    Pierre Tsiranana membre du CST : « Jetez-le en prison ».
    14/06/2011
    Marc Ravalomanana ne sera jamais réélu.
    « S’il ose revenir au pays, nous l’attendons de pied ferme ».

    Une phrase maintes et maintes fois répétée dès lors que Marc Ravalomanana a annoncé son retour le mois de Février dernier. Cette même phrase que Pierre Tsiranana a lancé à l’issue du sommet de Sandton.

    En tout cas, ce membre du CST estime que cette décision de la SADC témoigne une fois de plus du mépris qu’éprouvent les Africains pour les Malgaches. C’est la seule explication, selon toujours ses dires, à l’intention de rapatrier celui qu’il qualifie de « criminel » et de « boucher sanguinaire ».

    De ce fait, Pierre Tsiranana exhorte les autorités de se tenir prêtes à arrêter Marc Ravalomanana dès son arrivée à l’aéroport et le jeter en prison, afin qu’il paie pour ses crimes.

    « L’Amiral Didier Ratsiraka au contraire peut et doit retourner au pays en homme libre » poursuit-il. Ce membre du CST argue que Didier Ratsiraka, au moins s’est fait réélire en 1996, ce qui ne sera jamais le cas de Marc Ravalomanana si jamais il se présenterait aux élections. Un résultat fort probable si c’était Pierre Tsiranana lui-même qui portait les voix des quelques 20 millions de malgaches mais surtout et s’il en était capable.

  8. Vous n’avez pas d’autres choix que de sensibiliser La Communauté Internationale …
    Ils sont trop dangereux …

  9. ce qui est assez surprenant … c’est que L’Amiral Didier Ratsiraka et Andry Rajoelina ont toujours gardé leur lien « d’Amitié » sur Facebook …??

  10. RY MALAGASY HAVANA, AZA DIA MANDANY ANDRO @ ADIN-DRY ZAREO POLITICIEN LOATRA FA NY AZA ANIE HO VITA ENY IHANY FA ISIKA VAOAKA NO ATAONY FITAOVA é, AVY EO IREO HIARA-APIAKATRA VERA IHANY FA NY VAOAKA MATY MATY SY MARATRA ENY VITAN’Y FISOTRONA KAFE @ ALINA DIA SAMY VITA é. NY AZONTSIKA ATAO DIA MITONDRA AMBAVAKA NY FIRENENA MBA TSY HO OLONA TIA VOLA, SEZA,SY AMBOAMBO INTSONY NO MBA HO TONGA EO …….

  11. Ny foza no ampiadiany eo fa raha izay vahoaka tonga saina tsy hiady amin’izany, efa izao ve no manahazo dia mboa hiady an-trano? Tsy efa nanandrana ve izy fa nialamaina e? Masina Madagasikara an’Andriamanitra ny firenena sy ny vahoaka ary izy foza no miady an-trano e!

  12. Andraso ihany e !
    andraso foana ny foza hanao ny ataony, vao mandray fanapahan-kevitra hanao RODOBE !

    Tena tsssss ! Efa mandray pipi fa ho avy ny KK raha toy izao !Ka raha tonga izany anareo ny anareo !

  13. Madagascar REFUSE le retour du Président déchu Marc Ravalomanana !
    BFM TV
    Dia ahoana indray ny tohiny !! Mivavaka foana ihany ve izany, no paik’ady ê ?
    Tohizana foana ve ny fitadiavana bisous-bisous ?

  14. « DEGAGE » sy DEGAZE » no tanjona @ 2012 hozy GBD.
    Ho hita eo ny tohin’ny tantaran’i Domelinakely e !
    I Sarkô hiditra @ campagne électorale, mila vola ka mety hihena ny TSAKY PÔPY n’i DG sy ny voyous. THB sy lasary « concombre » pendant la campagne hi hi hi hi !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *