2 pensées sur “Antso mivantana Pdt Ravalomanana-03 Jona 11”

  1. Faly ny fo, naheno ny vaovao androany.

    Handray andraikitra ny TPI!?
    eny, NY MARINA TSY MBA MATY.

    Tsy hay ny tsy hisaotra ireo vondrom-pirenena lehibe, toa ny:
    – Union Européenne nijoro hatrany t@ foto-keviny dia ny fanamelohana ny COUP D’ETAT
    – USA nandray ny andraikiny nampivandravandra ny FANITSAKITSAHANA NY ZON’OLOMBELONA

    Naheno ireny tsara daholo angamba ianareo isany, ry Raharinaivo/Yves/Hery, asa ny an-dry Emile…

  2. Ho hita eo indray izay ho tenenin’ireo FATn’alika ireo raha sahy hi-defier ny TPI toy ny ataony amin’ny SADC izy! Tapitra hatreo ny fiainan’ny HATay e! Aza milefa mihitsy isika ry namana sy havana a!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *