Ao aorian’i Gabarone, tsy maintsy fikarakarana ny fifidianana ho Filohan-Pirenena !

TSIA , TSY AZO SARAHINA SATRIA IRAY NY FOLOALINDAHY INDRINDRA FA NY TAFIKA !

IZY NO HANAIKY FA NY TOTALIBEN ’ NY TAFIKA DIA HITERI – KIHO , HANAO TANANA AM – PAOSY FOTSINY ARY NANAKANA IRETO AM – PAHANY NANAO IZANY FANONGANM-PANJANA IZANY ?.NODRADRAIN ’ IY IREO NY » MAHA IRAY NY TAFIKA ( UNITE DE CORPS ) ..

AHOANA MOA HANNEKENA FA » IRAY NY TAFIKA » NA EO FANAOVAN – DRATSY AZA ?

TSIA DISO ARY TENA DISO NY TAFIKA TSY NANAKANA INY FNONGANAM – PANJANA INY !

HO VITA GABORONE ! ARY HO TAFA – PETRAKA NY TETEZAMITA IARAHANA SY TSY MANAVAKA..!

BE NY ANDRAIKITR ’ ITY TETZAMITA VAOVAO ITY.;

– NY FAMATSIANA AINGANA NY VAHOAKA EO NY AKAFO ( vary , hena , légumes , voankazo , diloilo , farione.., lasantsy.)

– NY FAMERENANA NY FILAMINANA SY NY FANDRIAMPAHALEMAn 4NY FIRENENA MANOMBOKA ANY AMIN ’ NY FOKONTANY
– NY FIKARAKARANANY FANOKAFANA IREO ORIN ’ ASA , NY FIJERENA AKAIKY NY KARAMA , NY FAMPIANARAN ’ NY ANKIZY,, NY FIJERENA AKAKY NY RAFITRY NY FONCTIONNAIRES , NY MIARAMILA , IZAY TSY TOKONY ASIANA HENA – MAO ,ATRIA TSY ITY KARAZAM – PIASA ITY NO TENA ORY ETO AMIN ’NY FIRENENA..! NY FANAMPIANA BE NY TANTSAHA , NY FANAMORANA NY LALANA , NY FIJERENA AKAIKY NY STATUTn-N ’NY VAHINY MIPETRAKA ETO AMINTSIKA..

ARY NY ANDRAIKITRA LEHIBE TSY MAINTSY HATREHAN ’NY TETEZAMITA DIA NY FIKARAKARANA IZAY HO FILOHAN 4NY FIRENENA !

FIFIDIANANA MALALAKA , CENI VAOVAO , FIARAHANA MIASA AMIN ’NY NATIONS – UNIES , UA , UE , SADC MANOMBOKA EO AMIN ’NY RECENSEMENT -N ’NY MPIFIDY KA HATRAMIN’NY FANAOVANA NY PROCES VERBAL -N 4NY VOKATRY NY FIFIDIANANA , IZAY TSY MAINTSY TSRAIN ’NY HAUTE COUR CONSTITUTIONNELLE VAOVAO :

!

EFA MASKA NY TSY MAINTSY HANAOVANA FIFIDIANANA ARY IO FIVORIANA ANY ABORONE IO DIA MIBANJINA IZANY , NY MALAGASY DIA EFA MANANA NY KANDIDA – NY IZAY TSY IZA FA NY FILOHA RAVALOMANANA MARC , IZAY NANAMBARA RAHA TEO OMALY 03 JUINA 2011 FA TSY MAINTSY MILATSAKA HO FIDIANA IZY !

RAHA ATMBATRA SY FINTININA NYRESAKA DIA IZAO : NA NY FIVORIAN ’NY VONDRONA SADC , IZAY NANENDRY NYFILOHAN ’NY BOTSWANA IZY SADY FILOHA AM-PERIN ’ASA MITANTANA NY ONDRONA SADC MBA HANDRAVONA SY HEMEHY NY FANAM -PAHAK ’ HEVITRY FIVIANA SY ARA – POTOANAN ’IREO FILOHA – PANJAKANA MIOMBONA AO AMIN ’NY SADC MIARAKA AMIN ’ NY MALAASY MBA HANAFAINGANA NY VAHA OLANA ANY MADAGASIKARA , ARY IO FEPETRAN ’ NY SADC IO DIA IARAHANA SY TSY MANAVAKA , HAHARITRA ARY MIFANENDRIKA AMIN ’NY FAMARANAN ’NY KIRIZY KA HAFAHANA MANAO FIFIDIANA..!

IZAY MIDIKA HOE : » HOMENA NY VAHOAKA NY FAHEFANA HISAFIDY MALALAKA IZAY HO FILOHA – PIRENENA !

NY ADI – HEVITRA ANKOATR ’ IO FIFIDIANANA IO DIA RESAKA TIANA HATEZA NEFA TSY MITONDRA MOFO

3 pensées sur “Ao aorian’i Gabarone, tsy maintsy fikarakarana ny fifidianana ho Filohan-Pirenena !”

  1. Ny tena tadiavinay dia tsotra ihany: ny fiverenan’ny Filoha Marc RAVALOMANANA eto an-tanindrazana ary ny fahafahany mirotsaka ho Filoham-pirenena!

  2. Marina izany é tsy asiana resaka arirarira fa aleo hiverina Ra8 dia samy mirotsaka zay te-hirotsaka ho fidiana ho filoham-pirenena dia ho hitantsika eto zay tena manana vahoaka!!!ny fanamelohana azy hataon’ny fitsaràna tarihin-Razanakisoa christine no tena tsy tantinay!!! Ny CPI efa en cours ny filohan’ny halatra sy lainga ary famitaham-bahoaka sy mpamono olona efa fantatra fa ilay nampanantena vary mora 500ar nykg teny @ 13 mai… hatreo aloha fa mazotoa daholo!

  3. Pohjois-Suomessa on pelattu pisniese4 A-ryhmisse4, joissa pelaajat ovat jo muutenkin le4helle4 toisiaan seloissa. Siksi tasaseloturnaukset ovat turhia. Aika usein tapahtuu myf6s ylle4tyksie4 ensimme4iselle4 kierroksella. Mine4 ainakin haluan pelata suurempiseloisia vastaan, siksi en pelaa tasaseloturnauksissa. TN

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *