Nafana ny fandraisana ireo « maherifo » tetsy amin’ny Magro

IMAG0007

Nakotroka ny fitsenana ireo mahery fo teny Ivato ka hatreny amin’ny kianjan’ny Magro, tonga mavitrika nitsena azy ireo ny vahoaka mpandala ny ara-dalana.Ity entinay aminao ity ny kabary nataon’izy ireo tetsy amin’ny Magro :

4 pensées sur “Nafana ny fandraisana ireo « maherifo » tetsy amin’ny Magro”

  1. Voalohany, dia faly miarahaba antsika rehetra tratry ny Pentecôte ! Hitondra vokan-tsoa ho an’ny Tanindrazana anie ny vavaka nataon’izay nanao an’izany !
    Faharoa, ho tonga saina koa anie ireto mpikambana ao anatin’ny SADC, izay niaiky fa « nofahanan-dalitra » ! Andriamanitra anie hanokatra ny sain’ireo izay hivory androany, ka mba ho hitan-dry zareo ny tena Fahamarinana !

  2. Toa nafana tokoa tao @Magro raha izao kooo !
    http://mydago.com/wp-content/uploads/2011/06/IMAG0061.jpg

    Ny zavatra tsikaritra aloha dia milona ao amin’ny Fahanginana tanteraka ny FAT. Tsy miantso ady aminy akory, fa milaza zavatra ihany raha mitohy izao fahanginana izao .

    Ny zavatra tsara arahina angamba dia izay mety mihetsika ao amin’ny miaramila ? Satria ao ihany no niatombohan’ny fanonganam-panjakàna, ka mety ho avy ao ihany no hiavian’ny Filaminana.

    Na izany na tsy izany, dia manainga ireo miaramila hatrany,

    HANAO FANAMBARANA MIVANTANA amin’ny vahoaka, fa hiara-dia aminy izy ireo…….HANALA an’i TGV eo amin’ny Fitondràna,
    na koa

    hitandro ny filaminana, fa hiaro ny tombo-tsoan’ny vahoaka !

  3. miarahaba ny rehetra,
    Izaho kosa dia tsy hanome,na hanantena n’inoninona raha ny amin’ireo miaramila ireo;
    raha toa ka ho vita ny krizy dia tsy ireo mihintsy no ahatonga izany;tsy adala akory ny filoha RAVALOMANANA raha toa ka nilaza mazava fa tsy mahatoky an’ireo;raha ttoa ka henjehan’ny heritreriny izireo raha vita ny krizy dia aleo hianahana ohatry ny gisa eo ry zareo,manaraka ny mpitolona ry zareo tsara;raha mbola manantena zavatra hafa amini DOMELINA ry zareo dia ny andravana ny TAFIKA MALAGASY misy amin’izao fotoana izao fotsiny no atao raharaha;izaho aloha tsy mila TAFIKA tahak’ireo e!

    RAVAO FOTSINY NY TAFIKA MALAGASY RAHA VAO TAPITRA NY KRIZY
    tSY FIDINY NY VOLANAY NANDOAVANA NY KARAMANY NENTINY NAMORETANA NY MALAGASY

  4. Aza mety latsaka ao anatin’ny fandriky ny Foza oah!izany no nanaovany ireo miaramila-
    poza ireo FANAHINIANA mba hankahalan’ny vahoaka ny miaramila mba hanasany ny
    hatidohany fa  » efa tsy mila anreo ny vahoaka »dia hanaovany izay tiany hatao @’izay .Mino aho fa
    tsy ny miaramila rehetra no foza ,koa mety mihintsy ilay hoe: »ravana na sivanina e! »
    Raha ny fahanginan’ny Foza indray dia tsy hatao mahataitra fa voa mafy t@ farahatony izy! asa indray
    izay ho ketrehany @’izao ity fa tsara ihany ny MAILO na izany aza.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *