Fihaonana an-tampony SADC : mody Ravalomanana sy Ratsiraka !

OUVERTURE (18)

Mbola mitohy amin’izao fotoana anoratanay izao ny fihaonana tsy azo hatrehina, hita ho kivikivy ny delegasion’ ny F AT sy ny forongony

Araka ny antotan-taratasy mandehandeha dia ny SADC mihitsy no mahita fa tsy maintsy mody ny filoha Ravalomanana sy ny filoha Ratsiraka raha té hamaha ny olana ao Dago : « pour MM. Ravalomanana et Didier Ratsiraka d’être autorisés à retourner à Madagascar afin de participer au processus politique(…) » le sommet entériné exhorté Andry Rajoelina d’instaurer des conditions propices au retour de MM Ravalomanana et Didier Ratsiraka à Madagascar » », raha ilaina aza dia ny tafiky ny SADC no hanatitra azy, tohin’ilay fehin-kevitra nivoaka ny 20 mey tao Windhoek (Namibie), teo izy io fa izao vao natolotry ny SADC ho dinihina. Fodiana tsy misy fepetra izany !

Tsy maintsy miala enim-bola alohan’ny fifidianana ihany koa i Andry Rajoelina ary tsy azo ialana ny famotsorankeloka .

VAKIO ITY SADC Document

 

 

21 pensées sur “Fihaonana an-tampony SADC : mody Ravalomanana sy Ratsiraka !”

  1. – J’irais à Gaborone, si je suis invité en tant que Président !
    – J’irai à Gaborone pour signer, et non pour discuter !!
    Président ? Il n’est plus que chef machiniste, ou plutôt « chef machinations » de bas étages !
    Signer ? Oui, il va signer la fin de sa descente vers la dure réalité !!

  2. Ouiiiiii!!! Il est président! president du TGV. président avec petit p comme la petitesse en personne.

  3. Est ce que vous pouvez nous dire , Mr le Ministre Yves Aimé ,s »est rangé de quel mouvance au faite , côté TGV je crois , or auparavant il a clamait tjrs haut et fort etre TIM et Mouvance Ravalomanana , quel Honte pour lui . Mettez un Photo Svp , Merci

  4. Izay manetry tena no hasandratra fa tsy izao fakon’olona marary saina rehetra izao no hidongy toerana fa te ho Flou no homena seza.

  5. eh! ben que va dire ou vont dire les Colons et les Karana ? la fin approche? comme toute bonne chose « pour eux »ont une fin !!!

  6. Raha ny tafiky ny SADC no hanatitra an’i Dada eo dia vao maika ho avo 3 na 4 eny noho ilay t@ 17 fev no ho avy hitsena azy
    eny Ivato satria mbola maro ny olona mbola natahotra noho ny fandrahonana t@ireny ka voatery nihainohaino fotsiny.

  7. Salut daholo,
    mahavelombolo sahady ny fanombohana , ho tsara fiaarana koa anie ny fivoriana aany gabarone,

    Hono hoy aho ry reto, sao dia tokony efa hisy avion frantsay , hitondra aní Domelina mianakavy hody any Frantsa ,fa toa tsy mendrika ny hody aty madagascar intsony.

    Moa ve ny absencen´ny frantsay ,midika fa miala-pá ny frantsay sa nadaka ambava-fo aní domelina, fanina irery ao i boaykely marina, i Mama frantsa tsy ao , i tsirahonanana, tsy ao, i raharinaivo tsy ao, I kala veta sylla no mba maman ao ,

    hi ! hi! hi!

    Homba ny legalistes lalandava anie Andriamanitra ray tsitoha, alleluia!

    Tena tsy mahita titre president tokoa any fa TGV.

  8. Tena mitovy eritreritra aminao aho Ravelomanantsoa!
    Matoa i Andry RADOMELINA nanao lobbying any USA dia tsapany fa efa misintaka aminy ny Frantay! Ary porofo izao tsy nahatongavany tany Gaborone izao!
    Mihinana ny amalony lery e! Mbola aiza ny ahazo azy rehefa miverina eto Dago!

  9. marina avo lanitra fa ts takatr,probleme ny andry foza mianakavy,ho any anaty rano tss afaka intsony fa nanitsaka goudron mamay ,i kala mkr koa moa jejo pour rien fotsn,mbol a hivarotena hono e!

  10. saika hadino, jereo ange DADA ,miramirana ery ,tongava haingana fa maika ho tsenainay zanaka,za aloha hitsena miaraka @ankohonako de ampahafantariko @zanako mbola kely hoe io no tena izy fa ts lay sarin-dokotra teo iny!ra za lery manao coco rasé ,de mba manao anireny fifaninana dj reny sao mba afaka,
    il est vraiment nul ce gars!il ne vois meme pas que sur le plan international,personne ne veut se communiquer avec lui,je suis sure que KintanaMananDrambo a raison ,il va signer la fin de sa descente vers la dure realite

  11. Bonjour,

    Voa namaky ilay doc « base de travail » aho.

    – niasa mafy ny Filoha Ravalomanana sy ny mpitolona fahavontam-pirenena rehetra manohana azy

    – mafonja ny ekipany (Manandafy/Zafilahy/Manoela/Ruffin Tsiranana/Ihanta/Rakotoarivelo/sns….ilay avocat SudAf, ilay maorisianina manao solomaso /moustache amin’ny Projet de Developpement-MAP (ary ohatran’ny nahta ny sain’ny Raymond Ranjeva tany aho !)

    – mihezaka ho mediateur iretsy ao anaty SADEC: manao izay hisian’ny « concessions » hivoahana amin’ity krizy novolen’ny mpiasana lamasinina (tezevisita) gasy ity.

    Asa fa izao ny itako :

    1) ilay feuille de route hoe « ho soniavina fotsiny » :

    « enteriner » ny teny izany hoe « approuver/ratifier » . Kanefa toy izany koa ny « rapport du mediateur » .Inona io ? Ny tohiny eto ambany angamba no ahitana fahazavana

    2) mamerina indray ny tsy maintsy fisian’ny « processus politique inclusif integral » !

    3) « noter », izany hoe « remarquer » ny « necessite » mikasika ny fiverenan’ny Filoha isany Ratsiraka/Ravalomanana mba handraisany anjara amin’ny « processus politque ». Eto ny midika fa notsipahina ny andininy ao anaty feuille de route simao-frantsa mikasika ny fanamelohana/amnisty/fiverenan’ny Filoha Marc Ravalomanana. Vaha olana maharitra ny tanjona fa tsy fanarahana ny politika maloto akory !

    4) noho izany dia manao « exhortation » na « encouragement » ho an’ny mpitondra lamasinina/ekipany tezeve mba hifehy ny miarailampotany (sous entendu) ka hanisy tontoloiainana malalaka (« conditions propices »)hiverenan’izy Filoha mirahalahy/mianaka . Ary dia hisy ny « restructuration des institutions de la transition ». Amporosihana ka rehefa mbola mampiseho ny lohany mpanongam-panjakana amin’ny lamasinina tezeve ihany dia…..anjarantsika mihintsy no hanery e !

    5) farany manao « proposition » , azo lazaina hoe « soumettre un choix » ho an’ny mpamili tezeve : raha te-hilatsaka ho fidiambahoaka ka sahy dia mametram-pialana enina (6) volana alohan’ny fifidianana. Tena misy « interets »n’olona mifanojo any izany : tsy mila io mpamily tezeve io ny firenena malagasy. Qui sont tous ceux ( nationaux/internationaux) qui ont « note » la necessite de son elimination avec toute sa clique dans un avenir proche????????

    Mbola lavitr’hezaka isika ary mila ny faharentantsika, fiasansika mafy tsy aki-janona ny Filoha Marc Ravalomanana hilatsaka ho fidiana indray raha sitrany izany!

    Kitana

  12. AELAO HIFAMPITAHA AO FA AMIN’IZAY MAZAVA HITAN’IZAO TONTOLO IZAO FA SARY BAKOLY I DOMELINA!!!
    FA ATOA RAVALOMANANA KOA TOKONY HITANDRIN-TENA AMIN’NY MANARAKA FA EFA HO MATI-KAMBO LOATRA; aiza koa na DOCTORAT KAKAFOTRA aza noheveriny ho tena mari-PAHAIZANA !!!
    MBOLA TSY MAHAY MANETRY TENA NY MPITONDRA ETO KOA IZAY NY MAHA FATY NY FIRENENA.
    RY RATSIRAKA AZA NAMPITADY, NANDANY VOLAM-BAHOAKA AMIN’NY FITADIAVANA NY FASAN’I MOSESY 🙂
    TOKONY HO FANTATR’IREO VOAFIDY FA MPANOMPON’NY MPONINA IZY FA TSY TOMPON’NY OLONA SY NY TANY ARY NY FIRENENA
    I ZAFY MOA DIA TSY NANZA-POTOANA LOATRA ANAMPARANY NY ADALANY!!! SOA IHANY!!!

  13. Salama ê !
    Rehefa be mokon-doha ny foza, dia ampiarina fotsiny tsotra izao ny Accord de Cotonou ; ny Charte Africaine de la Démocratie, de la Gouvernance et des Elections, dia vita ny tantara ê !

    Ary raha voasazin’ny TPI ilay mpamily Tezeve ? Lalam-panorenana inona no m(h)anan-kery satria ilay natsangany moa dia tsy ekenin’ny CI ? Fa maninona no tsy maintsy eken’ny vahoaka ny firotsahan’ilay mpamily ho kandidà ? Ahoana ny mahakasika ny Parlement sy ny Fitsaràna ( maro tamin’ireo mpitsara no « tsy nanao ny asany », etc….?
    Fanontaniana mipetraka daholo izany !!

  14. O ry Kintana a! ka ilay CI mihitsy anie no manatara ny resaka e! raha nampihariny hatrany amboalohany ireo charte, etc… ireo dia tsy ho fahavoazana be toy izao no manjo ny firenena, fa ry zareo mihitsy no omeko tsiny amin’ny fihazoazoany tsy mampihatra ara-bakiteny izay voasoratra. Miala tsiny aho fa ny ahy dia ny fandraisana anjaran’ny Malagasy ISAM-BATAN’OLONA mihitsy, ary izay ihany no vahaolana.Mila manapa-kevitra isika hanala amin’ny herimpontsika an’io boay kely atidohampoza io.

  15. Azoko ny tianao ho lazaina, fa hiova fihetsika ny CI atoato !! Tsy « tain » fotsiny ê !!
    Ny CI efe nilaza fa ny SADC amin’izay izao no tompon’andraikitra ; noho izany, dia any aloha izao no anaovana pression mafy mba tsy hanao fijery mitongilana intsony, tahak’ilay nataon’i Simao !!!!!
    Ny frantsay no nanome hevitra tamin’io FDR tsy alehany io !! Atao izay maha majoritaire ny mpanongana, MBA TSY HIVERENAN’INGAHY RAVALOMANANA EO AMIN’NY FITONDRANA, na an-tanindrazana akory aza !! Manantena izy fa « tsy maintsy » hanaraka an’io ny SADC, ary izay no nahatonga azy hilaza fa ny SADC no ho tompon’andraikitra !!
    Tsy voatery isika malagasy maro an’isa hanaraka izay tapaky ny SADC, rahatoa ka tsy hafam-po amin’izany isika.
    Non reconnaissance motivée et basée sur la Charte africaine de la Démocratie ! Aussi, rien ne nous empêche d’y trouver l’issue à cette crise !!
    La SADC fait partie de l’Afrique, des pays qui ont participé à l’éléboration de cette Charte ! !!
    Le cas échéant, à nous de faire valoir nos droits, et d’obliger la SADC à revoir ses copies !

  16. Lors des « consultations bilatérales » que le trio de la SADC a menées auprès de chacune des 11 « parties prenantes malgaches » à l’hôtel « Grand Palm » de Gaborone, ce Lundi 06 Juin 2011 dans l’après – midi, le même trio a remis à celles – ci le document consignant la décision officielle prise par le Sommet extraordinaire des Chefs d’Etat de la même SADC à la date du 20Mai 2011 à Windhoek.

    Voici la teneur de cette décision officielle de la SADC :
    « Le Sommet a :
    (i) entériné :
    (a) le rapport du Médiateur ;
    (b) la Feuille de route et a insisté sur la nécessité pour tous les acteurs de respecter son contenu jusqu’à la tenue des élections ;
    (ii) lancé un appel pressant pour que tous les acteurs soient inclus dans la mise en œuvre de la Feuille de route à Madagascar ;
    (iii) exhorté les mouvances Ravalomanana, Ratsiraka et Zafy d’adhérer à la Feuille de route et aux Institutions de la Transition ;
    (iv) indiqué son soutien à la tenue d’élections crédibles, transparentes, libres et justes à Madagascar sous la supervision de l’ONU et de la Communauté internationale et en étroite collaboration avec la SADC en vue de ramener le pays à la normalité constitutionnelle ;
    (v) appelé la Communauté internationale à accorder au processus politique à Madagascar un soutien financier destiné à ramener le pays à la normalité constitutionnelle ;
    (vi) exhorté M. Andry RAJOELINA d’instaurer des conditions propices au retour de MM. Marc Ravalomanana et Didier Ratsiraka à Madagascar ;
    (vii) réaffirmé la nécessité d’un processus politique inclusif intégral en vue de trouver une solution durable aux problèmes auxquels Madagascar est confronté.

    Le Sommet a :
    (i) mandaté les Présidents de la SADC et de l’Organe de convoquer d’urgence, avec l’assistance du Secrétariat, une réunion de toutes les onze mouvances qui ont participé à l’élaboration de la Feuille de route afin de discuter, entre autres, de la voie à suivre pour assurer la tenue d’élections libres et justes ;
    (ii) décidé que la réunion visée ci – dessus se tiendra au siège du Secrétariat de la SADC ;
    (iii) décidé que la réunion verra la présence du Président de la SADC, du Président de l’Organe de coopération en matière de politique, défense et sécurité, du Médiateur de la SADC pour la question malgache et des onze mouvances qui ont participé à l’élaboration de la Feuille de route.

    Le Sommet a salué son Excellence Joaquim Chissano, ancien Président du Mozambique et Médiateur de la SADC pour la question malgache, pour les efforts qu’il entreprend au nom de la SADC pour trouver une solution durable à la crise malgache ».

    Ainsi, tous les Malgaches viennent d’être officiellement informés de la teneur exacte de la décision que le Sommet extraordinaire des Chefs d’Etat de la SADC a pris à Windhoek ce 20 Mai 2011 dernier.

  17. Na dia somary tara aza noho ny antony samy hafa dia miombom-peo sy fo ary saina amin’ny légalistes rehetra e! maha be fanantenana ary mahafaly tokoa ny fandehan-javatra. Tena mila finiavana sy faharetana ara-barana ara-tsaina ny tolona. Ankinina mandrakariva amin’ILAY AVO indrindra hatrany ny zavatra rehetra. Fa avo toerana IZY, nefa hiva fijery. Mahita na dia ny kely indrindra aza.

  18. Faly miarahaba anao hatrany Neninoro !

    Faly tapany ihany amin’io titre editorial io satria, toa an’i Md Thomas aho, ka raha tsy efa tonga izy, mbola kely ihany ny fanantenàna.
    Na izany aza, tn-dRafotsy be e ! miandry izay higadonany !

    Tsy mitsahatra mampahatsiaro ny vahoaka malagasy aho, fa ny RODOBE ihany no TENA HERINTSIKA :

    Miangavy mihitsy mba hisy Hetsika manerana ny Nosy (Isam-paritra), mba hanao hetsika amin’ny ANDRO IRAY MANOKANA.

    Mba ataovy tsilian-tsofina izany ho ren’ireo Mpitarika :Albert ZAFY – Manandafy Rakotoniriana – ………..MIANGAVY MIANGAVY MIANGAVY e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *