1 pensée sur “Firarian-tsoan’ny Filoha Ravalomanana, 26 Jona 11”

  1. Dada a! ny fodianao no andrasanay ,nefa na izany aza mahafaly anay foana
    ny mahare ny feonao miaraka aminay, ary tsy manary satria ianao ihany no
    afaka hanasitrana izao ratra efa mahazo taolana izao ,na izany aza anefa tsarovy foana
    fa DEVOLY no hiatrika anao ka MAILO foana dada an!izahay tanapolo na dia te hiaro
    anao aza tsy afaka! fa ny hafanam-po aloha dia misy dia misy.
    Mitondra anao amim-bavaka mandrakariva ny zanakao ry dada malala!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *