Gabarone : tonga eto !

Gabarone - Ivato
Gabarone - Ivato
Gabarone
Toy izao ny vaovao azo ampitaina .
Niala tao Ivato tamin ny 01 ora tany an-toerana ary tonga teto Gaborone tamin ny 04ora 55, ora  Madagasikara.
Zotra manokana niantohan ny SADC no nitondra ny delegasiona , Air Madagascar MD 8120
Toy izao ny  mpikambana ankolafy Ravavalomanana ofisialy ;
Chef de delegation ; Mamy Rakotoarivelo
Manandafy Rakotonirina
Roland Ravatomanga
Zafilahy Rakotomandimby Stanislas
Benjamin Andriamihanta
Gabarone - Ivato
Gabarone
Ireo mpanolon-tsaina sy mpanampy ara-teknika
Rakoto Andrianirina Fetison
Ruffin Tsiranana
Ihanta Randriamandranto
Henri Randrianjatovo
Hortense Ranjohanison
Hanitra Razafimanantsoa
Guy Rivo Randrianarisoa
Olivier Randrianarisoa
Brian Currin
Manoela Ralaimampisainarinony
Efa eto an-toerana ny filoha Ravalomanana saingy mbola tsy nisy fihaonana taminy sy ireo mpomba azy hatramin ny anoratanay izao.
Hiezaka hampita vaovao tsy tapaka avy  Gaborone ny iraka manokana avy amin ny MyDago.com
Gabarone - Ivato
Gabarone

Gabarone - Ivato
Gabarone

.

4 pensées sur “Gabarone : tonga eto !”

  1. Tonga soa ianareo ary Bonnes chances amin´ny ato rehetra any
    Andriamanitra anie homba antsika, sy hamaly ny hetahetantsika te hiala aminízao jadona sy fangenjana izao .

  2. Harahanay am-bavaka izao fihaonana izao, ary mino sy mahatoky anareo izahay e! tsy maintsy mandresy isika satria Andriamanitra momba antsika hatrany

  3. Marina ‘zany é!!! Handidy hahita ny vaniny anie ireo ekipa ireo ary hikapa hahita ny toniny!!! ady @ devoly satana kanefa no hatao ka samia mahatsiaro am-bavaka isika ry Malagasy havako satria dia aintsika mihintsy no resahina!!!!

  4. Hilaina tokoa ny mitondra am-bavaka an’ireo mahery fontsika ireo.Enga anie ka hahita solution amin’izao crise efa lavabe izao izy ireo.Koa mirary fahombiazana tanteraka ho anareo rehetra any izahay.
    Aoka tsy hoadioana ny antony nijoroanay vahoaka nandritra izay roa taona mahery izay, dia ny fiverenan’ny ara-dalàna.Ny fiverenan’ny Filoha hajaina Marc Ravalomanana eto an-Tanindrazana no laharam-pahamehana aminay.
    Izahay dia hanohy ny tolona eny amin’ny Magro foana mandritry ny maha-any anareo.
    Samia ho tahin’Andriamanitra ê!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *