Gaga amin’ny taratasy nataon’i Salomao ny filohan’ny SADC hoy ny filoha Ravalomanana androany teny Alasora.

IMAG0047

Tamin’ny fivoriana nataon’i TIM Alasora niaraka tamin’ny mpitarika foibe notarihan’ny Pasitera Mamitiana Ravelonanosy, dia niditra mivantana atamin’ny antso an-tariby ny filoha Ravalomanana.

Nambarany tamin’izany fa be ny ezaka efa vitantsika teo aloha tamin’ny fampandrosoana ny firenena raha tsy hiteny afa-tsy ny  fampianarana na ny sehatry ny fitsaboana, tsy hitanisa izany aho fa ny mampalahelo ahy hoy ny filoha dia mahita fa tena sahirana ny vahoaka ankehitriny, latsaka anaty fahasahiranana ny firenena manotolo .

Nilaza ihany koa i Dada teto fa « Tsy hanaiky io fitondrana FAT io mihitsy ny Amerikana, ny vondrona Eoropeana, Alemaina. »

Nandefa olona any amin’ny  fivorian’ny Vondrona Afrikana aho hilaza ny tena zava-misy  marina mitranga eto Madagasikara, tsy misy demokrasia eto Madagasikara, fampitahorana no manjaka eto hoy izy.Mikasika ny tolona hataon’ireo mpandala ny ara-dalana indray dia nandefa hafatra ny filoha : « Tsy maintsy miray hina isika, ianareo any an-toerana indrindra indrindra fa mampiasa ny tetika ratsy rehetra sy ny laingalainga ny FAT

Tafaresaka tamin’ny filohan’ny SADC ny filoha Ravalomanana, araka ny nambarany teto,  ary nilaza ny mpitarika ny SADC fa gaga ny amin’ny taratasy  nataon’i Salomao.

Tsy matahotra izay fifidianana mandeha aho, isika hoy izy .Ankoatra izay dia nanamarika koa izy ny amin’ny fitomboan’ny risoriso eto Dago.Manjaka loatra ny kolikoly eto Madagasikara, hany ka nody ny masoivoho sasany toy ny  Norvegiana hoy ny filoha.

Tsy fitiavan-tena na fitiavam-bola no ijoroan-tsika toy izao hoy i « Dada » fa Fitiavan-tanindrazana.

Mbola nohamafisin’ny filoha teto ihany koa fa tsy maintsy tafaverina anyMadagasikara ny tenany.

 

21 pensées sur “Gaga amin’ny taratasy nataon’i Salomao ny filohan’ny SADC hoy ny filoha Ravalomanana androany teny Alasora.”

  1. Io ary fa traingo indray ny sakamalao faharoa! hi!hi! hi!
    Enga anie ka handaha koa i salamao fa tsy izy no nanao iny fa ny foza na la frantsa.
    Izany ka tena dada !aza avela ahita hirika @ teti-dratsiny rehetra mihintsy ry dada a! alao baraka mihitsy
    fa efa LANY HENATRA.Viravirao mihintsy fa mba mianakendry! izy tsy aradalana indray no mba miseho
    ho MITSIVALANA @ tapaky ny be sy ny maro! miseho inona anefa mbola halatra sy soloky no hidedahana.
    Izy tsy tompony indray no mba misakana ny fiavian’ny FILOHA LANIMBAHOAKA sy topotany Malagasy!
    Ndana any france mitady bizina dia soloy ny toeran’i sarko!any indray manonga-panjakana fa izahay e fa
    tofoka ny foza orana @ fandrobana ny harem-pirenena sy ny lainga marivo tototra sns tsy voatanisa!

  2. Dans ces efforts éperdus de la françafrique pour s’octroyer ladirection de Madagascar par Malgaches qu ‘elle a formés depuis le 06 août 1946 ( création du padesm ) , elle a vu un Malgache dans sa culture , dans sa rectitude , dans son bon sens , dans la liberté , dans la simplicité non feinte de ses relations avec le Peuple Malgache ..et le Peuple Malgache ,qui a toujours été trompé par des beaux parleurs avec des promesses non tenues , a adopté Le Président RAVALOMANANA MARC ,qui lui a tenu parole en réalisant ce qu ‘ il a promis aux Malgaches..!
    Ce Président gêne la françafrique et fait peur à ceux qui ont commis le coup d ‘état du 17 mars 2009
    Il gêne la françafrique car le Peuple est derrière ce Président !
    Les putschistes ont peur de so retour au Pays pour des raisons x, y , z..

    Aussi la françafrique et les putschistes ,unis depuis le début du coup d ‘ état , renforcent-ils leur union pour éliminer le Président RAVALOMANANA MARC de la scène politique à Madagascar..! Ils utilisent toute subterfuge pour parvenir à leur fin.!
    Actuellement , sous couvert des missions bidon , soit -disant ordonnées par la SADC , ce zsimao devient le petit télégraphiste qui transmet les ordres de la françafrique tout en présentant aux Malgaches complices  » la fausse feuille de route « ! Et les complices Malgaches crient leur joie car , enfin , la SADC a vouu reconnaître qu ‘ils ont raison..!Voilà la manoeuvre mafieuse que j ‘ai qualifiée d’escroquerie..
    Heureusement que Tous les Malgaches , en veille , ont compris la manoeuvre , l’ont dénoncée , l ‘ont fait comprendre à tout le monde , àla SADC
    Le Président RAVALOMANANA MARC , en premier , a prevenu le Président de la SADC de ce détournement des décisions prises à SAINDTON / GABORONE par le Sommet Extraordinaire des Chefs d’ 2tat et de Gouvernement des 14 Pays membres de la SADC…

    IL EST URGENT ET IMPERATIF DE SAVOIR
    .1–QUI A DONNE L’ ORDRE DE MISSION A ZSIMAO DE VENIR A ADAGASCAR ?

    .2–QUEL EST LE CONTENU EXACT ET L ‘ OBJET DE SA MISSION ?

    Si la mission de zsimao rentrait dans le cadre de décisions prises par le Sommet Extraordinaire de la SADC , zsimao n’ aurait dû pas rencontrer le premier ministreouvoir de fait avec les forces armées , car ni le premier ministre ni les forces armées n ‘ont rien avoir avec la suite du Sommet extraordinaire de la SADC : ceci ne les concerne nullement ni dans la phase avant le sommet ni dans la phase après le sommet..

    NOUS CONSTATONS QUE DEUX FAUTES ONT ETE COMMISES PAR ZSIMAO
    .1–ZSIMAO N’EST QUE L ‘ EMISSAIRE DU MEDIATEUR CHISSANO , ALORS QU ‘ IL S ‘ ATTRIBUE LE ROLE D’UN MEMBRE A PART ENTIERE DE LA SADC

    .2–IL S ‘ EST ADRESSE AUX FORCES ARMEES , AU PREMIER MINISTRE QUI TOUS DEPENDENT DU POUVOIR DE FACTO ISSU DU COUP D ‘ ETAT..

    TOUS LES MALGACHES DOIVENT SE LEVER POUR MONTRER LEUR INDIGNATION , LEUR CONTESTATION DE CETTE DEMARCHE CONTRAIRE AUX DECISONS DU SOMMET EXTRAORDINAIRE DE LA SADC , QUI A CONFIE
    L’ AJOUT DES AMENDEMENTS A LA FEUILLE DE ROUTE CONTESTEE A LA TROIKA..!
    LA TROIKA N ‘ A PAS ENCORE DECLARE QU ‘ELLE A FINI D ‘ APPORTER LES AMENDEMENTS NECESSAIRES , ALORS QUE ZSIMAO DECIDE TOUT SEUL A ANTANANARIVO DE NOMBREUSES DISPOSITIONS DE LA FEUILLE DE ROUTE FAVORABLES AUX PUSTCHISTES !

    QUI PILOTE ZSIMAO , QUELLES SONT LES PERSONNALITES MALGACHES DE CONNIVENCE AVEC LUI ET LES FRANçAIS..?
    CAR CETTE RENCONTRE PRESQUE A HUIT CLOS REUNISSANT ZSIMAO ET VITAL , QUI EST UN HOMME DE RATSIRAKA , ET LES FORCES ARMEES QUI SONT TENUS PAR VITAL ET DOLIN ( UN AUTRE HOMME DE RATSIRAKA ) SENT UN COUP CONTRE LA SADC ET SES EFFORTS POR LA SORTIE DE CRISE A MADAGASCAR !!

    AU PROFIT DE QUI ?

    LE FAIT QUE CE MOUVEMENT CONTRE LE PROCESSUS DE PAIX A MADAGASCAR CONTINUE DE VOULOIR NEUTRALISER LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC — CHERCHANT A EMPECHER SON RETOUR AU PAYS — DEMONTRE BIEN QUE LE COUP D’ETAT DU 17 MARS N ‘ A PAS ETE DU FAIT DE RAJOELINA SEUL !

    TOUS LES OPPOSANTS AU REGIME MIS EN PLACE PAR LES MALGACHES QUI ONT ELU DEMOCRATIQUEMNT LE PRESIDENT RAVALOMANANA MARC
    ONT DE PRES OU DE LOIN CONTRIBUE DEPUIS LE DEBUT DE 2002 A CE COUP D ‘ ETAT POUR ELIMINER RAVALOMANANA MARC..!

    A QUI PROFITE SON ELIMINATION ?

    EN CE MOMENT C’EST CE ZSIMAO QUI SEMBLE DIRIGER LES OPERATIONS EN DETOURNANT LES DECISIONS DE LA SADC..!

    EXISTE – T – IL UN PLAN DE MILITARISATION DE LA SITUATION A MADAGASCAR , CONCONCTEE PAR LA FRANçAFRIQUE–
    LA REUNION A HUIT CLOS DE ZSIMAO ET DES FORCES ARMEES , SANS COMMUNIQUE A LA FIN , EST FORTEMENT SUSPECTE

  3. Je le savais, ou du moins je sentais que cela sentait le coup fourré! Merci beaucoup de votre explication, Monsieur le Président!
    On va maintenant voir la réaction des HATay, et de leur boutisme unilatéral! Car cette intervention de notre président montre les mensonges, les intox, les subfertuges initié par les FATn’alika pour duper les gens!
    Mais ne nous laissons pas faire! Ayon confiance en la perspicaité de notre président! Ayona la foi!

  4. Ce que je ne comprends pas ou jamais, c’est : pourquoi aucun chef d’état AFRICAIN hierachiquement le plus élévé pour la décision finale au niveau de la Sadc ne s’est levé avant l’intervention du président Ravalo?! P-e laisser le temps afin de bien prendre en compte jusqu’où irait ce SIMA qui siffle

    A mon avis, ceci rend le continent africain de plus en plus vulnérable puisque tant de faiblesses permises et aussi moins crédible…

    Refléchissons aux réactions de la:
    – Norvège
    – des Etats Unis d’Amérique

  5. Ho Aiza!
    Peut-être que le Président ZUMA a déjà pressenti cet imbroglio; c’est pourquoi il a réitéré lors du Sommet… (je ne m’en souviens pas), que seule, la feuille de route amendée le 12 Juin doit être suivie d’effet, et que R8 peut rentrer à Mada sans conditions!

  6. Ny zavatra maharesy lahatra ahy dia izao: Hatramin’izao dia ity fitondran-dRadomelina ity no mafy sy matanjaka indrindra. Saingy mahery amin’ny amboletra sy fanagejana ary ny lainga fotsiny. Fa raha resaka fahamarinana dia zéro. Hoy Ratsiraka nandatsa an’i Manandafy: vitanareo ny nanongana ahy, fa inona no tsy ahavitanareo manaingotra an’io kely loha io izay zara raha milanja 35 kilao?

  7. Ka hiady @ adala marary saina izany?io koa efa hita fa la frantsa sns no manohana
    azy,manararaotra ny havendranany. Dia iza no mizaka ny vokany???Dia io voalazanao
    io koa fa » fafy lainga « sy ny SAMPY aza hadino ,ity zava-boribory erak’i Tana izay fantatra fa fonoka, ny heri-
    pamoretana, ramatahora,fa tsy maintsy hisy farany io! Mahery @ RATSY! ka tsy mba fireharehana ny ratsy
    efa hita fa satana no miasa mafy ao,ary tsy mba fandoka izay hery ratsy .
    Raha tena mahery izy dia mandeha @ herin’ny tenany fa saingy kanosa satria tsy mitetika afa tsy ny haratsiana
    dia manararaotra koa ny ratsy manodidina azy.
    Ny fanaovana sorona NY GASY MANGINY FOTSINY!AFO sy RA no vidin’ny HERINY eo fa mihevitra izy fa azy
    sy ny satanany izao tontolo izao.Ho hita eo ny fiafaran’i hery ratsIny!
    Aza hafangaro ny « hery sy ny vorona azon’adala »! io tsy hery fa HARETINA ,fahavoazan’ny sainy! ADALA!!!!!!!!!!

  8. Isika ireto ve sahy andefa ny fitarainantsika rehetra any aminy sârikô ?
    any indray no tokony ho pepôna.

  9. Tsy efa tao @ masoivoho isika fa nialany ilany fa « raharahanareo Gasy fa tsy misy hidiranay »????
    nefa kibay akelika ihany !mpiatsara ivelatsia tsy vanona raha izay frantsay!
    Hanafarako taranaka faramandimby ny ratsy vitan’ireo @ tanindrazako izao,ary hanody an’ireo
    izao fahavoazana mahazo ny Gasy izao!
    Dia hita fa tsy rariny dia vao maika halentika lalin-dalina kokoa fa mbola tsy ampy azy izao
    efa fahavoazana izao !SADIKA !izay no nanirahan’i devoly azy sy hitompony azy mba hamono
    izay tsy manaiky azy,tadiaviny handohalika @ daholo isika vao ho faly izy!dia miezaka hatrany
    mitady ny fomba rehetra handemena ny Gasy fa be mokony loatra isika ka tsy TANTINY,tsy zakan’
    ny tsenany!frantsalika tsy fanao ianao! mitany colonie foana !

  10. Sady tsaronareo ve ilay teniny tamin’izy voatery niaky fa fanonganam-panjakana no nisy teto Mada e?? (Tamin’na JT izy izay) Mbola nampiany teny tena manafintohina!!!

  11. Dia ahoana? Ny fahatezerantsika tsy mitondra vahaolana fa ny rodobe=fandraisan’ny malagasy isambatan’olona andraikitra mivantana no vahaolana. Aoka izay ny fifampiraharahana, aoka izay ny fiandrasana ny hafa hanao ny adidintsika. Ahy sy anao i Madagasikara fa tsy an’i renikely na i sima, na i… antsika malagasy ity firenena ity, ary tsarovy foana fa tsy hiala eo mihitsy amin’ny sitrapony akory ireo FATin-jiolahy ireo e! rehefa tsy hanaisotra azy eo isika dia lojika be fa mijanona eo izy e! ka aoka izay ity commentaire tsisy farany ity fa asa fa tsy kabary rey olona a!

  12. Qui veut faire quelque chose trouve un moyen ; qui ne veut rien faire trouve une excuse !
    Autrement, pourquoi ne pas faire comme eux ? La société idéale ? Vive l’amour, l’amour toujours !!!
    C’est inscrit dans la devise de la fozian republic, n’est-ce pas ?

  13. tena fotoana izao hamondronantsika ny hery,fa raha tara eo de veloma ry said omar fa hitsako tsy misy eto isika.isika ve vitsy noho ny foza e?marina fa mitombo tsy mila lahiny izy kanefa isika koa tokony hampiseho fa mafy toy ny vatolampy ampy andihizan’ny varatra e!miandry top zahay fa raha ty resabe atsy resabe aroa ity de eeee,fifanarahana e,feuille de route e!tsisy miraharaha an’izany ireo fa zay haha ela azy eo amin’ny teteza-mita ihany ny an’ireo.

  14. Ka na hamondrona hery ohatran’ny inona aza ange ianareo olom-bitsy e! ny be no basy! magro aza tsy fenonareo akory dé ilaza nareo fa vahoaka???? azafady fa izahay vahoaka tsy hanaiky anareo ho vahoka mihitsy fa andian’olom-bitsy mpanakorontana no hikilasianay anareo!

  15. Izahay mitady fa tsy manana ho robaina sy sandohana toa anareo foza ,
    fa ireny teny ivato ireny ny herinay raha te halala,fa nahoana no malaky
    sakanana????Ny vahoaka nanohana anareo aza oah! efa namatotena NOKIKISAN’ny NENINA
    tongotra aman-tanana daholo,fantatrareo tsara izany fa aza mody adala!Delira sisa !maimbo oah
    fa mbay tany! aiza i simao??????maty akaranany indray ny tetika maloto! Dia inona indray no
    lainga hafafy manaraka?????silaka koa i SALAMAO! mbola ho aiza!!!!!!!!! rehefa traingo ny
    lainga be dia lazaina fa mpanakorontana,tsy maintsy viravirainay rehefa mitady hamahan-dalitra lava izao.
    tsy misy azonareo hivarotana saka be loha lava eto!tsy maintsy hataonay ho ren’izao tontolo izao fa FOZA
    MAIMBO MPISANDOKA !

  16. DR CELESTIN ROBIN vous avez raison et c’est une bonne analyse de la situation ,mais j’ai une chose à rajouter il ne faut pas oublier que les réseaux maçonniques Franco-Malgaches jouent un role très déterminant dans cette crise , si vous avez du temps, faites des recherches dans les milieux Lyon’s Club et ROTARY CLUB et ROSE DE CROIX…
    Encore merci pour cette bonne analyse

  17. Masinteny> N’attendez pas des autres ce que vous avez envie de dire ou d’écrire.Citez des noms (comme le fait DCR) et des faits vérifiables au lieu de propager de vraies fausses pistes ( ou fausses vraies pistes selon) sur ces soi-disant réseaux maçonniques.
    Allez, un peu de courage!!! ou bien faîtes-vous partie de ces « gasy kanosa »?

  18. Bien vrai ça :

    « Qui veut faire quelque chose trouve un moyen ;QUI NE VEUT RIEN FAIRE TROUVE TOUJOURS UNE EXCUSE ! »

  19. POUR MA PART, MADA N’A PLUS RIEN A ATTENDRE DE LA HAT. ET, MALHEUREUSEMENT, LA SADC NE SEMBLE PAS ETRE SUFFISAMMENT FERME DANS L’APPLICATION DE SES DECISIONS.
    L’ESSENTIEL EST QU’UNE LUTTE CONTINUE SOIT ASSUREE: CE « GOUVERNEMENT » TOMBERA ALORS DE LUI-MEME CAR IL N’Y A QUE L’AIDE FRANçAISE QUI LE FAIT VIVRE. SELON MES SOURCES, A PART LES COMMUNES, LES REGIONS, LE GOUVERNEMENT CENTRAL …, L’AIDE FRANçAISE EST REPARTIE A DIVERSES ORGANISATIONS INTERNATIONALES COMME LE PNUD ET AFFILIES POUR DONNER L’IMPRESSION QUE TOUTES CES ENTITES APPUIENT LA HAT.

  20. Asakasak’izay mbola hiantehitra @ foza aloha !hataoko fa tena fahadisoana be vava
    no mbola hianteherana izay olona efa maty heritreritra ireo daholo.Ary ny SADC! izy koa
    aza mba fanina fa voafahan-dalitra,(ny ambadika koa tsy ferana) fa ao raha! izao kosa anefa efa mba mihiratra
    tsikelikely ry zareo satria efa mibaribary ny teti-dratsy rehetra koa azy ireo sisa no madray ny fanapaha-kevitra
    farany .

  21. Lasa ny eritreritro hoe raha tsy Sarko, lohaboto no tsy presida i Frantsa, izany hoe mbola miandry amin’ny 2012 tsy tena hilamina i Madagasikara. Mahita ny zavatra ataony rehetra ataony dia toy izany koa no ataon’ny marionnettes ao Madagasikara;

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *