Hirampirenen’ny mpanongam-panjakana !

mivadi-tsaina-ny-CST-

(Isaorana ny mpankafy mydago  iray nandefa ity taty aminay !)

 

Ry tanindrazan’ny Karana ô !

Ry Madagasikaran’ny Sinoa !

Ny fitiavan’ny Frantsa anao tsy miala !

Ny harenanao lasany avokoa.

 

Ref :   Tahionao ry Zanahary

Ity Nosindrazany ity

Hiadana sy ho finaritra

E!  sambatra tokoa ry Simao

5 pensées sur “Hirampirenen’ny mpanongam-panjakana !”

  1. Sady manapa-tsinay ilay izy no tena marina tokoa!
    Raha mba lasany fotsiny moa atao akory! fa sady mandroba no
    mamotika no manandevo

  2. Ry tanindrazan’ny Karana ô
    Ry Madagasikaran’ny Sinoa
    Ny fitiavan’i Frantsa anao tsy miala ô
    Ny harenanao lasan’i Zoelle avokoa

    Tahionao ry Edigary
    Ty Nosin’ny fozaorana ity
    Hiaritra sy ho FATy miadana
    E! vendrana tokoa izahay

  3. Sao dia mba tsy mety kosa ilay hoe: »vendrana  » mbola tsy misy milavo lefona eto
    ary mbola mitohy ny tolona .

  4. Haparitao mba ho tonga any am-pototrin’ny sofin’ny Foza rehetra io hiram-pirenenany io , mankasitraka d misaotra tompoko

  5. Ry tany giazan’ny Karana o
    Sy kianja filalaovan’ny Sinoa
    I Lafrantsa reninao tsy hiala o
    fa ho eto mandrakizay doria tokoa

    Tahionao ry tafika
    Ity FAT-panjakana ity
    Haharitra sy ho finaritra
    Mandra-podian-dRavalo ety

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *