Zarazarao e ! - Partagez !

PS : Tadidinao koa ve ity lahatsoratra nivoaka tato amin'i MyDago ity ?
PS : Vous souvenez vous aussi de cet article sorti sur MyDago ?

33 Comments

  • Njara dit :

    Faly dia faly maheno hoe Hody i Dada ….ANEFA…..
    -
    Amiko manokana tsy dia maika ny fodiany noho ny securité tsy ampy hiaro azy !
    -
    Raha ny hevitro manokana dia
    -
    Tokony ho atao ny andro hatongavany ny RODOBE raha midoika ny hody malaky izy !
    Ary
    TOKONY HANAO

    - FANAMBARANA MAZAVA NY MIARAMILA LEGALISTE FA VONONA NY HIARO AZY…….. alohan’ny hatongavany ! Raison de Securité daholo izany !
    -
    Ary farany : dia miangavy an’i Dada hanao fangatahana hipetraka any amin’ny Ambassade Amerikana mba tsy hahitan-doza, fa FATin’alika no manoloana ny tena !

  • Njara dit :

    Misy olana i MyDago izany ???!

  • Bemafohy dit :

    Hanome vola hoan’ny miaramila malagasy indray i reny malala mba hividianana fitaovana sy hiofanana hoan’ny miaramila gasy hono.Raha te-hanampy ny malagasy ny olona ao amin’ny fitondrana tsotsoka dia tokony izay hahakely isa ny kere no ataony saingy vao naheno hoe:ho aterin’ny SADC i Ravalomananadia dia miforitra ny menasofina.Tsy azoko mihintsy maninona no misy olona ao amin’ny firenena iray manao izay tsy handrosoana ny firenena sasany.Tena tsy azoko mihintsy.

  • Nalijaona dit :

    Arahabaina tratrin´ny fetin´ny ray DADA

    Miantso antiska vahoaka malagasy manontolo

    dieny izao dia tokony efa hatsangana ny komity ny fiarovana aní DADA sy fitsenana azy.

    Antso avo eran´ny nosy, mila tanora na lahy na vavy Volontaires mba hiaktra aty andrenivohitra miaraka amin´ny fitaovam-piadiana hananay ,na basy na tafondro na pilotra na lefona, entina manohitra ny BIBIDIA mpiaro ny HAT. Izay efa nahazo fiadiana sy vola tamin´ny fanjakana frantsay.

    Komity hanagana ireo olona vonona hiaro aní dada amin´ny fomba rehetra mandritra ny hijanonanay eto madagasikara, madrampahavitan´ny fifidianana.

    Andri-masom-pokonolona, Dina eran´ny faritra rehetra ,fiaraha-mientana hano izay azo hatao hiarovana ny Filoha ravalomanana. marina fa mety efa hisy tafika SADC hiaro azy nefa isika Vahoaka izay mangetaheta azy koa tena ilaina mandray andraikitra .

    Isam-pokontany samia manara maso sy mihaino ny zava-misy fikotrehana ny tetin-dratsy aton´ny HAT, indrindra i Vital, Alain ramarosaona, lylison, Ireo tafika manohitra ny Fiverenaní Filoha,

    Aza hadino ny faritra rehetra ,eny na any ambanivohitra rehetra any. na avy atsimo na avy any avratra na andrefana na atsinanana,rehefa malagasy ka mahatsiaro mijaly sy voagenjaníreto foza ankehitriny.

    Miantso antsika rehetra dieny izao dia hiomana sy hihetsika sao tara , fa mandroso ny fotoana sy ny programan´ny SADC hampodiana aní DADA sy handrosoana amin´ny fifidianana.

    alefaso ny antso amin´ireo ambassady mba hanadefa tafika hiaro ny vahoaka ,sy hiaro ny filoha Ravalomanana mba hisian´ny Demokrasia sy fiverenanan amin´ny Ara-dalana, sy fiarenanana ny fianam-bahoaka sy firenena.

    Aparitaho, Andao hanoratra ho an´ny Amerikana, parlement Europeana, UE , EA , SADC, CI,ONU aparitaho fa io La france mamatsy volabe ny tafika miaro ny HAT:

    I France mpikambana ao amin´ny union Europeen izay mitsipaka ny fitondrana tsy ara-dalana nefa izy indray izao no manohana ny Putschs ireo,sy ny miaramila milisy fahavalom-bahoaka sy fahavalon´ny demokrasia.

    Aza adino fa efa maro ireo firenena afrikana nanaovan´ny la france tahaka antiska. vatsiana fitaovam-piadina sy vola ny tafika milisy hamono ny vahoaka ,sy mpiray tanindrazana rehefa manelingelina ny tombontsonay.

    miantso ny GTT any ivelany koa hanamafy ny antso hampandre ireo fikambanana iraisam-pirenena rehetra momba io famtsiana vola ny tafika milisy ataon´ny frantsay io.

    ilana koa ny vahoka hanao fitsaram-bahoaka.

    firaisan-kina no hery ,miampy vavaka mafy satria raha tsy mianina Amin´andriamanitra isika tsy ampy ny hery entintsika .

    Atsangano koa ilay cellules de priére isaky ny fokontany sy faritra rehetra . hamafiso ny vavaka ataovy anatin´ny fifandiana-kanina sy alim-bavaka mihitsy. Ataovy rojom-bavaka mahery tsy tapahana mandram-pandresentiska sy mandrapahazahoan´i dada ny fitondrana hiverenana amin´ny ara-dalana.
    vavaka mahery isan´andro isa-maraina isan-kariva.
    vavaka ho an´ny firenena, vavaka ady amin´ny fahavalom-bahoka, vavaka ho aní filoha Ravalomanana mba haraovan´Andriamanitra ny ainy, hiatrika fahavalo marobe.

    vavaka mba hampadositra matanjaka ireo fahavalom-bahoaka.

  • HoAiza dit :

    Mahatsiaro ny vola naraviravin’i france taminao fony tany addis mba tsy handray anjara @ fifidianana hono
    Mahita ihany koa fa saiky no-forcer ianao hanao sonia ity feuille de choux
    Mijanona TSY VANONA mandritry ny 25 taona ny firenena malagasy raha izany rehetra izany no tanteraka
    Ampy ny 27taona tany aloha, ary ny 2taona lasa izay dia famotehana tanteraka ny firenena
    _

    RA8 s’appelle revient
    _

    ARAHABAINA TRATRY NY FETIN’NY RAY ho an’ny prezidan’ny malagasy tia tanindrazana

  • Ziry Onésime dit :

    Arabaina ianao Atoa Filoha Marc RAVALOMANANA amin’izao fitsingerenan’ny Fetin’ny ray izao!
    Misaotra betsaka antsika koa tonga marobe teny amin’ny MAGRO! Ampitapitao tsara ny hafatra fa mahare ny tenanay fa atao hono izy hisy korontana eto Madagasikara dia amin’izay tsy afaka mody ny Filohantsika nohon’ny fiarovana azy, sy ny tsy fitiavan’ny olona azy.
    Misy efa manamboatra « banderole » aza any dia ho entiny eran’ny tanàna hono mba ilazana fa tsy manksitraka ny fiverenan’i Ravalo ny vahoaka. Olona avy eny Isotry sy Anosibe ary Andranomanalina no omeny vola hanao an’izany, ary misy « gros bras » koa antsoiny avy any amin’ny Faritra.
    Koa ianareo izay monina amin’ireo toerana ireo dia mitandrema tsara!

  • Njara dit :

    Faly miarahaba anao Tratry ny Fetin’ny Ray Atoa Filoha Hajaina !
    -
    Aoka ny GTT rehetra mba hanao hetsika manatrika ny Ambassade rehetra indrindra ny
    -

    EO ANOLOANAN’NY AMBASSADE MALAGASY AO PARISY sy eto ANTANANARIVO!
    -
    FOTOANA SY TOERANA MAZAVA HANAOVANA IZANY ! alohan’ny 26 JUIN, ary aorian’ny 26 JUIN ihany koa !
    -
    - Atao mazava tsara fa manohana ny Putschiste la FRANCE
    - Takiana ny fanafahana ireo Gadra Politika sy Miaramila
    - Takiana ny fialàn’i Rajoelaina
    -
    Isika malagasy eto Madagasikara koa dia toraka izany amin’ny alàlan’ny RODOBE !
    -
    Tsy maintsy mila TGV !

    -
    Raha tsy manao izanydia manaiky ny FAT !

  • Njara dit :

    Izay afaka manao film amin’ny Fahatongavan’i Dada dia
    -
    Iangaviana indrindra handefa izany any amin’ny temoins.BFM/TV.fr – Youtube – Dailymotion,
    raha sanatria tsy afaka mandefa dia mba iangaviana MyDago hanely izany araka izay azo atao

    Misaotra indrindra Tompokolahy Tompokovavy !

  • KintanaMananDrambo dit :

    Miarahaba ny Filoha Ravalomanana sy legalista rehetra, tratrin’ny fetin’ny Ray daholo !! Dia mba ho samy ho tratrin’ny manaraka daholo !

  • Shhhhhhhhh! dit :

    Efa firy taona izay ity kanosalahy ity no nilaza hody?Alohan’ny krismasy e! Izao e! Iroa e! Kanefa aiza ihany? Dia mino fotsiny ihany ny vendrana isany hihihihihi

  • Babyfoot dit :

    Coucou daoly e !
    Ka iza ndray zany no halefan’i Sarkô any Mada hanoro hevitra an’i Domelinakely @ io hatongavan’i Dada io ? MAM virée, Juppé mi s’arracher les cheveux momba ny ady any @ tany arabo. Ny masony tena hita fa tsy mandry andro, tsy mandry alina.
    Franchement, tena niaky zà fa mahavita zava-doza mihitsy le tsy valahara zafikelin’i Hitler io (Affaire DSK).
    Efa nisoratra anarana daoly zay mianakavy hifidy an’i WALS @ 2012 hihihi !

    Bonne fête DADA a !

  • GBD dit :

    Coucou Baby

    eny wa 2012 : « DEGAGE » SY « DEGAZE » ireto tsokovoka tsy mahatakatra 35% aminy sondage ééééééé!!!!!!!

  • Babyfoot dit :

    Coucou GBD,
    Tena marina mafy e ! Ny tanjona de « DEGAGE » sy « DEGAGE » !
    1er Zazakely à l’Elysée ve no argument ? Tena tsssssssssss !!!!!!!!!
    Bon dimanche daoly,
    Bonne fête des Pères à tous les légalistes

  • Bemafohy dit :

    Tratry ny fety Dada!

    Miarahaba ny ray légalistes rehetra!

    Misy zavatra notenen’i Njara ireo ambony ireo tsara hieritreretina sy hatao ihany.

  • lenaivogasy dit :

    ny bandy koa ary mba te hody fa mi-exile automatika noho ny tsyfisiany asa ao an_tanana ao mankaleo mhtsy ny fikanireto foza ireto

  • Babyfoot dit :

    Pu………….naise !!!
    Vao saika hiteny zà oe nankaiza Ra Krisy hihihihihi !!! Maman, j’ai mal au ventre !!!!

  • Babyfoot dit :

    Shhhhhhhhh/RaKrisy,
    Candidat de sa propre successeur, comme seul argument : 1er bébé à l’Elysée, faut le faire !!!!!!!!!!!
    De mbola manantena sôsy iany ny vendrana hi hi hi hi !!!

  • Babyfoot dit :

    (son prorpre succ)

  • Babyfoot dit :

    (son propre successeur) pardon, je suis pliée, morte de rire ha ha ha ha ! je n’en peux plus !

  • Fred dit :

    Hello Babyfoot – GBD !
    Hum!!! erla izany an !!!

    Mihinam-bary aza misy laoka kooo !
    Ny latsaka ireto nahitsiko ireto e !

    -
    Miangavy re Tompoko o ! Mba asio rsaka ireto e !
    -
    Aoka ny GTT rehetra mba hanao hetsika manatrika ny Ambassade rehetra indrindra ny
    -

    EO ANOLOANAN’NY AMBASSADE MALAGASY AO PARISY sy eo amin’ny Ambassade de France eto ANTANANARIVO!
    -
    FOTOANA SY TOERANA MAZAVA HANAOVANA IZANY ! alohan’ny 26 JUIN, na amin’ny 26 JUIN, ary aorian’ny 26 JUIN ihany koa !
    -
    - Atao mazava tsara fa manohana ny Putschiste la FRANCE
    - Takiana ny fanafahana ireo Gadra Politika sy Miaramila
    - Takiana ny fialàn’i Rajoelaina
    -
    Isika malagasy eto Madagasikara koa dia toraka izany amin’ny alàlan’ny RODOBE !
    -
    Tsy maintsy MIALA TGV !

    -
    Raha tsy manao izany dia naman’ny manaiky ny FAT isika mianakavy !

  • Lu dit :

    il faut du concret dans tout ça, rien que du concret.
    On aime trop les baratins or ce qu il nous faut c’est une action concrète, le reste est une perte de temps

  • Njara dit :

    Izaho moa dia mitetateta hoe RODOBE ihany,
    -
    na aiza na aiza hanaovana azy e ! ny tena kle aza dia ny 26 JUIN na tsy mandalo eny amin’ny 13 Mai aza , tsy olana, izay toeran tsy alehan’ny FAT no hanaovana azy dia efa izy !
    -
    Antsonjombe – Ambohijatovo – Behoririka – …………..
    -
    raha mba atao ny 26 Juin dia tena milay, satria tsy misy mpijery ny jery hatrika ny FAT amin’izay !

  • Basile RAMAHEFARISOA dit :

    Pour la fête de l’indépendance,à Paris,le dimanche 26 juin 2011,venez nombreux au 1 Boulevard Suchet/Avenue Raphaël,PARIS XVI ième de 9 H 00 à 11 h00,munis de votre carte d’identité.

    Même si nous ne serions pas invités à l’enceinte de l’Ambassade,nous resterons sur les trottoirs,sans insulte et sans provocation.Nous respecterons les consignes des Forces de l’ordre françaises,sur les trottoirs parisiens.

    A dimanche,

    « TOUS » ceux qui sont favorables au retour,sans condition, des enfants de Madagascar,y compris Monsieur le Président Marc RAVALOMANANA

    Basile RAMAHEFARISOA

    b.ramahefarisoa@gmail.com

  • Bemafohy dit :

    Mba azon’ny miaramila légalistes ve no tsy manao jery hatrika amin’io 26 juin io fa milahatra manao RODOBE miaraka amin’ny vahoaka?na en tenue militaire na civil?

  • Njara dit :

    1)
    Misaotra an’i Basilou aloha e !
    -
    Je n’en crois pas mes yeux! En fait je n’ai rien compris à votre position quand au retour de SEM President Ravalomanana. :
    « « TOUS » ceux qui sont favorables au retour,sans condition, des enfants de Madagascar,y compris Monsieur le Président Marc RAVALOMANANA

    Basile RAMAHEFARISOA »
    -
    Quand il n’y a pas de conditions, on dit alors que les Legalistes peuvent amener des banderolles avec les ecritures qu’ils veulent y mettre ! N’est ce pas ?!!!
    Mais, j’espere de tout coeur que cet appel soit entendu et sans ambiguité !
    Je dis toujors cela car je sais ou plutot je connais votre point de vue vis à vis de la France !
    Le fait d’inviter les gens a se munir de leur Carte d’identité me semble un peu bizaroîde quand même ! Si vous voulez bien nous rassurer ?!!!
    2)
    -
    @ Bemafohy ! Ny miantso ny « tena » miaramila hiaraka amintsika aza atao ve ka andeha hanohitra azy hiaraka amintsika indray ve?
    -
    Saingy…….
    -
    Ahoana moa no ahalalàna hoe, tena miaramila Legaliste ity na tsia ???
    Izy en civil aza efa atahorana hanao ny tsy mety fa hiafina dia hanakorontana n ahitarika korontana !
    -
    Tiako aloha ny manamarika fa dia hevitro izaho manokana izany, fa tsy mitondra teny na ho an’iza na ho an’iza aho !
    Asa izay hevitry ny maro !

  • Njara dit :

    http://www.dailymotion.com/video/x6nog6_thiera-bruno-ka-tianao-va_music

    j’aime bien la musqiue de l’espoir !
    -
    Izaho aloha dia hiaraka amin’ni Dada e ! Tsy misy olana !

  • Bemafohy dit :

    Njara, marina aloha izay.Rehefa tsy manao jery hatrika amin’io andro io izy dia efa zavatra tsara na tsy hanao rodobe aza.
    Raikitra izany ny rodobe amin’ny alahady.Misaotra an’i Basile.

  • migeste dit :

    E e eh, tena asamihafa mitsy ny teny nambaran’ny dadanareo sy zavatra voalaza eto, i Dada miteny hoe aza manompa sy aza mandrangitra ady nareo eto zanaky Dada manao plan hanao ady aminy foza, tena hita mitsy nareo hoe amboa dia misalotra volon’ondry. tarana-boanjo foto-boanemba, tel pere tel fils. de mihaino sy mamaky anareo aho de ohatra ny nahita ny fomba fitatanany dadanareo taloha.
    Aza de mieritreritra ho a hoe nareo rery no misaina sy mieritreritra ny zavatra hitranga sy ny miketrika eto aminy tanana, mba misy ady kle koa anie ketrehiny foza hi contrena anareo e, avoahy ny pilotra sy ny basy sy ny tsy haiko, ny andaniny koa anie mana mihoatra lavitra anareo e, miandry ny ahatongavany dadanareo koa hitsena azy aminy fomba manetriketrika sy aminy fanaovany azy. Pensez y

  • Neninoro dit :

    O ry shhhhh a! Ny Dadanay anie ka efa nody efa an-dàlana hiondrana teny an-tseranam-piaramanidina, fa may volo-tratra sy volon-doha ary volo-tongotra ianareo dia nasinareo notam ny fiverenany, ary aza mody fanina eo e!!!!
    Ry migeste koa dia tena ao amin’ilay teny hoe  » le paraître » fotsiny. Taiza ianareo tamin’ny 19 février e!!! ary naninona no tsy re??? toa voatery niafina tany amin’ny fisokon’akoho angaha??? menatra ny natao?
    Izhay tsy mba ratsy loha sy ratsy fanahy tahaka anareo a!

  • Njara dit :

    @ Bemafohy !

    Mamerina hatrany ny fabnkatelemana anao aho manokana !
    -
    Vitsy ny malagasy mahavita izao ataonao izao, izany hoe mba milaza sy manohana sy mamaly resaka raha mety na tsy mety ny sosos-kevitra atao !
    -
    Zavatra manahirana ny malagasy mihitsy ity mba milaza fa miombo-kevitra amin’ny soso kevitry ny sasany ity ! Fa dia aleo manesika zavatra hafa foana.
    Tsy mba fantatra hoe raikitra na tsy raikitra, na manohana na tsia.
    -
    Anefa amiko, manokana dia io fiombonan-kevitra sy fizaran-kevitra io no tena HIANKINAN’NY SOLIDARITE tadiavintsika !
    -
    Sanatria tsy manery n’iza n’iza aho fa mba fanentanana ho SOLIDAIRE fotsiny no mba tiako hiezahantsika rehetra !
    - Ny mamaly ny resakin’ny Foza dia tokony ho tsarovana, fa
    FANODINAN-DRESAKA NO TADIAVINY . Ka raha ilaozantsika mamaly azy, dia tsy mba mitohy ny fiseraserantsika mitambatra !
    -
    Avelao re ny FOZA hivovo eo e ! droit-ny izany, fa ny mamaly azy no tsy atao !Mbola soso-kevitra ihany ny ahy e ! Aza tsiny indrindra !
    -
    MISAOTRA ANAO BEMAFOHY,

    manome ohatra, ary miandry izay hevitra atolotrao dia mifampidinika hatrany isika !
    Izaho koa anie mba manao hevitra taingina matetika rehefa sendra ny hakiviana iny e !
    Fa ny tena serieux izany dia
    Ity RODOBE ity foana no mba iriako ho atao !

  • Njara dit :

    Ohatra : mba samia milaza toa an’i Bemafohy, izay manaiky fa ho any amin’io fotoana ny Alahady io, amin’ny fo madio,

    Ary Hiangaviana ianao Atoa Basile hanamafy ny antso ataonao raha mba azonao atao !
    Dia misaotra indrindra !
    Olon-dehibe ianao ka mba iriana ho olon-dehibe sy responsable no hamaly anao !

  • Peuples malgaches dit :

    Tongava fa tsenainay amin’lé 4×4 vaovao nomen’i Prdt Rajoelina ny tafika e!

  • Peuples malgaches dit :

    TONGA DIA ASAIVO MODY ANY AMIN’NY RAY MIHITSY IZY E!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

*

Switch to our mobile site