14 pensées sur “Image insolite”

  1. Rajoelina rejette la demande de la SADC de laisser Ravalomanana rentrer au pays. Les autres changements à la feuille de route, qui ne sont pas encore dévoilées, seront également rejetées puisque Rajoelina ne signera pas la feuille de route amendée.

    http://www.businessweek.com/news/2011-06-13/madagascar-s-rajoelina-rejects-sadc-plan-to-let-rival-return.html
    http://www.businessweek.com/news/2011-06-13/sadc-calls-for-madagascar-s-ravalomanana-to-return-from-exile.html

  2. Puisque les « mangeurs de pipi ne reagissent pas, avelao ataon’i TGV mi-manger ny pipi ny daholo !

    Aza mi-wawawa e ! continuez à etre des …..

  3. l’étau se resserre autour de la fat avec ou sans le retour de Ra 8 !!!on va casser du foza bientôt !!!

  4. A CE QUE JE SACHE, IL Y A QUELQUES JOURS, LA HAT NE JURAIT QUE PAR LA SADC. COMMENT POURRA-T-ELLE REJETER SES DECISIONS? SI C’EST LE CAS, LE MONDE SERA TEMOINS, UNE FOIS DE PLUS, QUE C’EST LA HAT QUI A TOUJOURS BLOQUE LE RETOUR A L’ORDRE CONSTITUTIONNEL.

  5. Efa nahaza alalana offisialy i Dada ny hody dia mody izy izany.Tsy DJ kely ery no andeha hanakana azy tsy hody.Hitadiavantsika hevitra io raha tena manohitra i bitrodia.Angamba tsara ihany koa raha manao RODOBE ao Paris eo anoloan’ny trano misy ny firenena mikambana ny diaspora miampy ny lobbying hatao amin’ny UE.

  6. rajoely dia sain-jaza mihanta be zizo,
    mandany ny leran’ny malagasy,
    mandany ny volam-pirenena
    efa hita fa tsy misy hafitsoka dia eo ihany
    tsy menatra

  7. Marina ny teninao ry Bozy!
    Efa mazava izao ny tokony ho atao, ka maninona ihany isika no mbola misalasala, kanefa efa tong amin’iilay tadivintsika izao ny fanapahan-kevitry ny SADC?

  8. Koa isika be resaka fa tsy misy mihetsika ê ! Tsy mahagaga rahatoa ka miakatra ny tansiô-n’i Njara, dia lasa miteny ny tsy fiteny izy !
    Kalama ihany ry Njara fa mbola mila anao ny tolona â ! Mbola ho enjana ny lalao !
    Tsy fantatry ry zalahy ao amin’ny SADC ve ny misy an’i Cotonou ê ?
    Naona ny vahoaka, dia nilaza ny UE hoe mba omeo kely sakafo ; anjaran-dry zareo Malagasy io trondro be io, ka omeo azy !
    Toa zara raha nanome ny lohany sy ny rambony ry zalahy !! Nankaiza ilay nofobe-ny ?
    Tsy hafa-po izahay fa mbola ramaka ê !
    Tsy mila fiangaviana amin’iza na amin’iza ny fiverenan’Ingahy Ravalomanana ; ary torak’izany koa ny momban’ny Famerenana ny Ara-dalàna !!!
    Asa raha mbola reraka ilay fandevenana, na diso niari-tory, fa tena mbola manjavozavo toy ny andro ririnina voa maraina ity fanampahin-kevitra !
    Natsipiny aty amin-tsika indray ny vy mamay !

    TSY SAHY NAKA FANAMPAHIN-KEVITRA RY ZAREO, SATRIA ISIKA MALAGASY AZA TSY MAHAFANTATRA IZAY TENA TADIAVIN-TSIKA !!!

  9. Bonjour !

    Efa mazava ry KM ny zavatra tadiavina a !
    TGV DEGAGE eo amin’ny raharaham-pirenena mihitsy !

    Fa isika malagasy no tokony ho tonga saina amin’ny resaka SOLIDARITE sy UNION NATIONALE !

    Mbola misy inona indray no tadiavina an-koatra izay ?!!

    TGV ihany no mahay manao fihetsika vazaha : MANERY ny sain’ny gasy handeha amin’ny Làlana tiany ho aleha !
    Izay ilay tian’ny gasy : TERENA fa tsy tambatambazana na tiavina !

    Eny ary ! ka inona indray no manaraka ry Malagasy mahay sy manan-tsaina be a?!!

    Rehefa misy vazah hiteny eto dia any daholo insdray miroana e ! ireo ihany no manana ny marina sy lolohavina !

  10. isika no tompon’ny era e!miandry antsika mihetsika hamerina ny ordre constitutionnelle ny vahiny fa aiza isika ?mahereza daholo fa hitolona marina isika,misikina,mivonona fa top no andrasana ary tonga de tsy mitsahatra raha tsy mivoaka mpandresy ny gasy tia tanindrazana.

  11. Ampy izay mifohaza daholo ry valabemandry rehetra a! Aoka amin’izay ho valalabe mifoha. Ianareo tsy miteny hoe tsy manao politika isany,ampy izay! Ny fijoroana fanoherana ny tsy rariny dia adidyko adidinao adidin-tsika rehetra e!
    Indro atolotro anao, anareo ilay fehin-teny teny navokan’n’i Lalatiana ao amin’ny site-ny ka indramiko:  » Un homme ne se mêlant pas de politique mérite de passer non pas pour un cityen paisible, mais un citoyen « INUTILE ». (THUCYDIDE)
    (Merci Lalatiana!)

  12. Ary mba aiza tokoa i Lalatiana no tsy dia hita2 tato ho ato? tsy dia hita eny @ Magro intsony???
    Aza terena ilay olona fa tonga ho azy foana io @ fotoana hilana azy!porofo mitohaka @ tendany
    ireny teny IvAto ireny ,mbola teo ihany koa, rehefa misy fanairana na vao2, tomefy olona foana izay toerana
    hanambarana izany ,aleo ho masaka tsara ny paika ady rehetra dia mandeha io,tsy azo lavina kosa ny ezaka
    be dia be efa vita fa mamarana azy no mbola henjana!
    Matokia fa homba antsika Andriamanitra!Na ny fotoana hatoriana aza tsy misy @ taintaina sy horohoro lava!
    koa iza no foazinao eo??Mba vazivazy ny ahy fa aza hatao mahatezitra ry Neninoro an!

  13. Vita izay ny réunion de la dernière chance. Tsy mbola hanaraka na inona na inona ihany ry Rajoelina mianakavy, araka ny fomba amam-panaony mahazatra izay hita izay maharatsy azy (ho an’ny firenena). Mipetraka amin’izay ny fanontaniana: inona no hataon’ny reny malalany hahafahany mampiditra ny akoholahiny avy côte d’ivoire eto amintsika?

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *