3 pensées sur “ITW Dr Thomaz Salomão”

  1. toa drs daholo izay rehetra miseho ary miseho be saina daholo!!! aiza moa no ho tafavaoka ny MALAGASY ?

  2. Rappels :

    1) On September 9th 2009, Jacob Zuma declared in Johannesburg :

    « It was a coup, unconstitutional change, and we do not accept it, » « That’s our premise. Whatever else that happened after that does not count insofar as references. We would want to see the restoration of the constitutionality in Madagascar. »

    2) On September 9th 2009, in Kinshasa, SADC condemned the unilateral government ( president+ministres)and the Executive Secretary of the Southern African Development Community (SADC), Tomas Salomao exclaimed :

    « The mediators did not go to Madagascar, Maputo, Addis Ababa, New York and Paris just for tourism ». « This whole process has intellectual and financial costs, and costs in time which could have been used for other important things, but which was used to bring the Madagascar parties to Maputo ». »We started from the principle that we are dealing with people who, when they sign documents and give undertakings, are mature, adult and responsible ». « In no way can we accept that, after all this effort, somebody heads off unilaterally in some other direction ».

    3) Tamin’ny fivoriana SADC ny 31/05/2001, namafisin’ny fanambarany ny 12 Juin 2011 manao hoe : ilaina ny fodian’i Filoha isany Didier Ratsiraka sy Marc Ravalomanana sy ny fandraisany anjara amin’ny « processus politique ».

    Ka efa pi-maso ho an’ny vahoaka daholo izany satria fantatrin’ny SADC sy ny firenena vahiny rehetra fa any amin’ny vahoaka ny « lakilE ». Ny tanjona hahazahoany mampiasa io lakilE io dia tsy misy hafa tsy ny fahampafantarana azy fa tsy irery izy ary indrindra manana ZO tsy azo robain’ny jiolahimboto akory.

    Kitana

  3. Any amin’ny vahoaka ny lakile, fa ilay vahoaka matahotra ny hampias’azy ; sao dia ao ambadik’ilay varavarana hono i risara baomba !!!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *