5 pensées sur “Itw Filoha Ravalomanana !”

  1. Mitondra ambavaka anareo rehetra any foana , tsy adino !
    Ho tafita soa ny tolona

    Imanoela sy Zafilahy o, tohany tsara ny Dadantsika io an

    Mandrapihaona o

  2. Misaotra indrindra Tompoko ô ! manantena anareo izahay Malagasy koa dia mahavità_ be ary ho hambinin-tsoa mandrakariva.
    Miandry anareo ny FIRENENA fa dia efa mijaly dia mijaly hanjakan’ny Baroa.

  3. Tsy misy lalana mihintsy ve mifehy ity lainga2 lava ity fa tena marivo tototra loatra?
    Fa dia inona daholo no fiheverany an’ireo olona Gadragadraina tsy @ antony ireo?
    Dia mbola hisambotra ihany koa fa tena maharary azy mafy fa tsy vita ilay sonia,any @
    fisamborana indray no manala vokona fa izany no ahazahoany alalana sisa satria mbola izy
    aloha no manjaka.

  4. Mandrovitsihy satria efa ho faty e!sady efa zatra mandainga no mamitaka vahoaka lava izao ry zareo mianakavy,managadra,mamono de avy eo manao cinema hoe « misy mitady hamono »,nefa le kely maty ho azy fa ts mila vonoina!tsipaky ny miala aina ny an’ireo.Ka na sonia iray aza ange ts mbola nataon’io DOMELINA be io e!de mbamenatra izy de izay sisa no azony atao!ny chien de garde koa ange baikona de mivovo e!

  5. Inona moa no hain’ireo FATn’alika ireo hafa-tsy ny managadra sy ny mandainga e?… Jereo anie fa mety hilaza indray rizareo hoe misy zava-miseho indray dia ho gadraina ny olona ao amin’ny Pro-Ravalo e!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *