10 pensées sur “ITW Henry Roger, 1O June 2011”

  1. Mazava be Henri Roger fa misaotra Tompoko a!
    Dia ho hitan’ny rehetra eo izany ny ho zava-misy e! Sady hiavaka eo koa ny fanerena nataon’i Chissano an’i RAVALO! Mihevitra angamba lery fa ohatra ny olon-drehetra i Dada ka azo teriterena fotsiny amin’izao!

  2. Misy fanamarihana atao. Tokony hazavaina tsara ilay hoe « Lobbying » satria ny fahazahoanay azy dia ohatran’ny « normal » ny nivoahan’ny Résolution UE satria hoy izy hoe « tsy ilaina lobbying akory dia hitan-dry zareo ny zava-misy ». Raha izany no marina dia tsy tokony naharitra toy izao ity crise ity. Aminay dia manamaivana tanteraka ny tolona ataon’ny sasany ny voalaza. Asa raha fantatr’Ingahy H. Roger fa nisy lobbying koa anie natao tany Strasbourg e? Ary i Mme NAIKA dia niasa nanao izany, niezaka ny nihaona akaiky t@ ny Euro-députés nandritra ny session manontolo tao. Ary tsy vao izao ihany fa efa hatrany Budapest (ACP-UE) izay tsiahivina etoana koa ny fanambarana nataon’i M. Louis Michel izay nahafaly sy nodradradrain’ny légalistes rehetra. Mihevitra ve isika fa nivoaka ho azy ireny fanambarana ireny raha tsy nisy koa ny asa natao tao ambadika ?
    ‘Ndeha hatao hoe « maladresse » fa tsy hoe « mauvaise foi » akory.

  3. Entièrement d’accord avec andao !
    Aoka atao hoe, maladresse kely ilay izy ! Eo amin’io communication io koa isika malagasy no mbola taraiky kely ê !
    Moa va tsy toa izany koa rehefa miresaka hoe homme d’affaires ! Mpanao bizinesy !
    Naratsiana laotra ilay vaombolana hoe « affaire », lasa nivadika resaka risoriso, any ka na olona manao ny asany ara-dalàna aza, lazaina fa manao asan-jiolahy !!
    Lasa ny resaka sy siosio hoe nanao lobbying Mme Naika, ka toa « nizara vola » tany Eraopa mihintsy hono !
    Dia namaoka fanambarana koa Ingahy Gista hoe, tsy ampy hono ny fanaovan’ny mpanongana lobbying tany Eraopa ka nivadika ny raharaha ! Na ho tapahinao aza ny zoazôkelinao ry Gista, na andany 1 million d’euros aza ianareo, ny mpanongana dia mijanona ho mpanongana, amin-dry zareo eraopeana !
    Kanefa ilaina ihany ny fanaovana lobbying, izay tsy inona fa ny firesahana, fampatsiahivana an’ny sasany ny andraikitra tokony ho raisiny, raha sanatria ka sendra « adinony » izany !! Tsy misy tokony mahamenatra ny fanaovana an’izany, raha manana ny rariny ny tena !
    Tsy mitovy amin’ny famokisan’olona, toa ny ataon’ny sasany izany !

  4. Izaho ary dia mila hiteny ny vondrona eropeana hoe maninona mihintsy raha mamporisika ny vaomieranan ny sécurité hamerina an-dRavalomanana any Mada mihitsy ry zareo.Ary borosiana mihintsy i reny malala mba hilahatra amin’ny vondrona eropeana ka arahina miaramila i Dada mody.

  5. Isaorana i Naika Eliane sy ireo ekipana lobbying miarka aminy fa raha tsy izy ireo tsy nivoaka iny résolution iny. Aza hadino fa na mampiditra an’i Madagasikara ao anaty ordre du jour dia efa mila ady lehibe sy pression any anivon’ny groupe parlemantaires tsirariray. Mankasitraka anareo ry Naika Eliane , ataoko hoe ianareo satria fantatro fa misy namana legaliste ao ambadika miara miasa aminao na tsy tany Strasbourg aza.

  6. L’Etoile filante d’Antohomadinika à Ponthierry (77) durant ce week-end, dans le cadre d’un Tournoi international – Catégorie Pupilles !!
    KintanaMananDrambo les encourage, et leur souhaite un bon tournoi et bonne chance !!

  7. J’aime les chants d’histoire !
    Où naissent tellement d’espoir,
    J’aime les symphonies
    Qui font aimer la vie !

    Mais j’aime surtout la vie
    Quand mes freres voient plus clair
    Un avenir meilleur en moins de souci
    Pour ne plus vivre cet enfer !

    Chant pour les patriotes Legalistes ! 🙂

  8. Tsindrindaona e!Eo ihany fa tsy lasa lavitra akory!te hitraotra fa tsy afaka !hitraotra aiza koa moa?
    Dia aleo miandry izay higadonany.Mitaintaina fa tsy afa-manaotra,ho Koto sa ho Ikala??Mba ho
    haniry sa hampivandravandra?? mahalasam-borona izy ity ra zalahy a!ohatry ny hoe » fin du monde! »dia io tokoa
    ve no ho farany? dia ihisy fanantenana ve sa sanatria??? asa raha hatory anio alina !

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *