1 pensée sur “Itw Ravatomanga Roland, Ankolafy Ravalomanana”

  1. Isika Malagasy dia afrikana, isika Malagasy dia ao antin’ny SADC. Tsy maintsy tafiditra ao anatin’ny lohan’ireo mpanao politique malagasy izany. Manomboka izao dia tsy tsara intsony ny miteny hoe: RY ZAREO AFRIKANA na RY ZAREO SADC, tsarovy fa diso izany.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *