Les résolutions de la SADC n’ont pas fait que des heureux, « troubles » et « guerre civile » sur les lèvres des foza !

Les pro-HAT n’ont pas tardé à réagir face aux dernières résolutions de la SADC surtout concernant le retour des exilés politiques dont fait partie le Pdt Ravalomanana. Les réactions varient d’un foza à un autre cependant, elles tendent toutes ou presque… vers la même direction, le retour du dernier Président de la République élu sèmerait le trouble.

Bah, cela n’étonne personne vu que d’une part, il est temps maintenant que les putschistes rendent au peuple ce qui lui appartient et que d’autre part, leurs privilèges et avantages acquis à notre insu n’auront plus leur raison d’être puisque, dorénavant, ils ne feront plus cavalier seul pour diriger le pays. En réalité, la HAT fait face à un dilemme. Elle a tout fait pour contourner l’accord de Maputo qui préconise le partage du pouvoir mais, vraisemblablement la feuille de route finale, la feuille de route Simao amendée, n’y s’éloignerait pas trop si on se référait aux dernières résolutions de la SADC.

Pratiquement, ces résolutions n’ont pas fait que des heureux, une minorité de groupements ou partis politiques viennent de montrer leur indignation face à ce retour mais ont-ils vraiment le choix ? L’on n’en sait rien mais toujours est-il que la SADC est déterminée à faire aboutir leurs démarches pour mettre un terme à cette crise et la majorité s’attend maintenant à ce que la feuille route finale, la feuille de route Simao amendée, ne tarde plus à faire son apparition car le peuple n’en peut plus.

Bref, la résolution de la crise se profile à l’horizon et l’on voit déjà les foza qui, par peur ou par ignorance, martèlent sans fin les termes « trouble » ou pire encore… « guerre civile ». Est-ce que, « par hasard », la citation de Michael Moore, selon laquelle, « l’ignorance mène à la peur, la peur mène à la haine et la haine conduit à la violence  » se vérifiera-t-elle dans un avenir proche ? Mystère ! Dans tous les cas, la balle est dans le camp des pro-HAT ! S’ils « obtempèrent », tant mieux ! Sinon, tant pis ! Que ces politicards assument leurs responsabilités mais en attendant, la majorité se réjouit de ces résolutions toutefois il faudra aussi s’attendre aux ripostes HAT-iennes qui, elles aussi, ne tarderont pas à venir ! Qui a intérêt à semer ces soi disants « troubles » ? À suivre !

 

20 pensées sur “Les résolutions de la SADC n’ont pas fait que des heureux, « troubles » et « guerre civile » sur les lèvres des foza !”

  1. Si le « peuple » a suivi les incitations de TGV au soulevement en debut 2009 ,c’est parceque il etait entrain de digerer les repas de fete dans l’espoir de s’empifrer encore plus .
    C’est ce qui s’est passé le lundi 29 janvier 2009 .
    Maintenant le peuple n’a meme pas la force de se bousculer devant les Tsena Mora .
    Comme dit le proverbe :les fauteurs de trouble « ho itan’ny havana ieo »;ils vont se devoiler à la tombée du rideau .

  2. Réaction des bidasses :
    Lacry, poudres, Antanimora et Tsiafahy pour le vahoaka qui ose perturber le repas des fatin’alika !

  3. Aza misioka raha mbola tsy tafavoaky ny ala ry GTT isany ah! Tongava aty dago ny Dadanareo hifanatrika @nay aty! Ny mampalahelo anie ianareo tsy afaka hitondra sakafo azy any tsiafahy eh!ehana

  4. Tsy misy hoe Gasy any ivelany sy Gasy à Mada fa rehefa Gasy dia Gasy. Samy manana ny fitadiavany io fa ny Tanindrazana dia an’ny rehetra.
    Fehiny: tokony ho samy afaka hilatsaka ny Malagasy te-hilatsaka rehetra ary tokony hanana safidy ny tsirairay. Ny mpanaraka an-Dravalo na Ratsiraka na Zafy dia tokony hanana ny safidiny koa fa tsy ny mpiomba an-dRajoelina irery ihany.
    Sa misy sahy milaza fa ny mpanaraka ny TGV irery ihany no Malagasy?

  5. ndry……. mampite-hitomany izato gasy tena tia tanindrazana, matahotra ve sa mipararetra izato izy. Ka ho avy tokoa anie ny Dadanay fa ianareo izao no mitady hevitra hanakanana azy eo e! mba logique ho aho rehefa miteny fa aza aseho olona ohatran’io ity tahotra. Mampme. Avelao marina izy ho tonga hifanatrika aminareo e! tsy izay ve no andrasana. Mahaontsa. Efa akaiky ny faran’ny fihinanana e!!!!

  6. Mba ovay ny pseudo ry « Gasy Tia Tanindrazana » raha izao ny toe-tsaina a!
    Hita mihitsy ny fahakelezan’ny « cerveau-nareo: bevava kanefa katahotra! Raha sahy marina dia aleo hiditra eto ny Dadanay dia ho hita eo izay milefa!
    Olo-mavozo ny Andry RADOMELINAREO, hany ka lasa mitovy aminy daholo ny mpomba azy: sady mpandainga, no mpangalatra, no tsy misaina, no tsy mieritreritra;….!

  7. Ampamoahan’Andriamanitra amin’izay nataony avy ny rehetra, efa ho adala fa tsy nihazakazaka be ve tany gaborone e? Tsy efa nilaza ve fa be ny fanantenana e! Mbola vao valin-kafatra no nataony sadc dia efa oay aoay, io tsy azo sangina fa tsy miaramilam-potaka ny an’ny sadc an! Mody izy izay no didin’i Aogosto Kaisara ranona an! Didinay dia efa mipetraka efa mipetraka! Iza re no haka azy no haka azy no haka azy! Ny vahoaka no haka azy no haka azy no haka azy!!!!! AAAAAAhhhhh! Be ny ho lasa adala marina e!

  8. Ny ahy ny mahalasa ny fisainako dia izao:
    – fony mbola tsy nisy ny fanapahan-kevitry ny SADC dia toa niady varotra mafy ry bitro balamaso; ny SADC no tsara indrindra ary nataony nahalala tsara ny zava-misy eto Madagascar. Nidehaka mihintsy nedala hoe « positifs » ny dia izay nalehany.
    – Izao indray, nony nifanohatra tamin’izay ny valin’ny tany dia manjary ratsy ny SADC, mitsabaka @ raharahan’ny Gasy, manao tsinotsinona ny mpanao politika (ratsy) Gasy.
    Aiza ihany nareo ry zama?
    Hidongy izao ialahy ry andry (sy ny namany) dia hampihorohoro ny vahoaka e?
    Menatra aho letsy ary malahelo satria ho ratsy fiafara ialahy. Mivavaka aho mba tsy hisy ratsy hitranga intsony eto ary mba tsy ho very ny Malagasy, eny na dia ialahy aza. Samia manajanona ny ratsy ianareo , mahaiza mandefitra ny manary ny fankahalana dia hoavotra i Madagasikara. Izany an?!

  9. retour a la case de depart, ny extremisme antsika malagasy manao politika no mahatonga io raharaha politika tsy mety voavaha io, ary io no mahatonga ny inclusivite sy ny concensualite tsy ho tateraka mandrakizay amin’io olana ao Mada io.Tomponandraikitra daholo amiko na ny foza lazainy sasany na i Dada lazainy sasany.Tsy credible ny CNOSC ex sy havanny Dada daholo, ny FFKM pasiteran’ny Dada, Alain ramaroson, ratsirahonana a… an’ny Foza. farany asivo gidragidra sy ady mivaky de hifanenjika sy hifamono eto vao milamina io resaka io satria tsy mety hiresaka, satria ra hiandry an’ireo mpanao politika rehetra voalaza anarana sy forongony de tsy hisy rahaharaha vanona eto.De hitantsika koa aminizay ny ngidin’izany ady antrano zany de tsy manao ntsony aminy manaraka otrany tany Cote d’Ivoire sy Sierra Leone ary Liberia mbola tsy hitanareo marina ka

  10. Tsy misy mitady vaha olana izany amiko na no pro atsy na ny pro aroa…Tena mbola ho ela ity raharaha ity. Mitovy @ zava-nisy t@ 2009 ihany isika hatreto. Ny tena mampatahotra dia ireo mandrangaranga teny feno habibiana (guerre civile e sns…)
    Raha ekena ny hisian’ny « consensualité – inclusivite -… » dia tsy misy afa tsy ny fiaraha-mitantana eo @ ireo pro… mifanohitra ireo no lazaina. Ny mpifanohitra voalohany ary mazava dia Ra8 sy TGV. Ny sisa manao aro-fanina fa miara-mitantana koa. Ny mandravona an’izay no ilana ny mpanelanelana toa ny SADC

  11. izao rizalahy a! na inona holazaintsika dia tsy maintsy vahaolana iraisam-pirenena no tsy maintsy hapetraka eto. Na hiteny ny HAT hoe tsy mety io na tsy hiteny dia izay no izy. Hita amin’izao fa tsy afaka ara-politika ry Ratsirahonana sy ny forongony, ka lasa mampijabaka an’i Andry fotsiny. Izy milaza fa milamina eto, efa tsisy mpanaraka intsony ny 3 mouvances, efa nahazo fankatoavana avy amin’ny vahoaka… koa inona no hatahorana an’izay Ra8? tokony tsisy hanankorontana intsony eto ary misosa amin’izay ny fiainana. Tonga Ra8 vao mainka milamina satria foana tanteraka ny eny amin’ny Magro.
    Raha niteny ny Parlement Europeen dia hoy rizareo hoe, angaha ireny misy dikany? ny SADC ihany no mihahy antsika, ireny afaka miteny izay tiany holazaina. Avy eo nivoaka ny fehin-kevitra SADC, io rizareo mitabataba indray fa tsy izy io, roadmap simao ihany no ady eo. Nefa ange rizareo ireo efa nahafantatra tany gaborone fa tsy maintsy hisy amendements io zavatra io, ary efa fantany fa hampody an’i Ra8 nny SADC.Mody adala rehefa tonga eto, hoe izao sy izao ihany no fandehany.
    Fampianarana tsotsotra: acceptation+amendements= Refus diplomatique.
    interpellation+meilleur délai= obligation diplomatique.
    mediation+supervision troika= inconfiance diplomatique

  12. Ny mahagaga koa dia izao : t@ mbola tsy nantsoina ny TPI dia nidradradradra sy nandefa filma tany am tany nalehany radj nanameloka an dRa8, rehefa hody izy toa hadino tetsy ny fanendrikendrehana an-Ra8 ho tompon’Andraikitra t@ 07 février.

  13. azafady ! tohiny….

    Vokatry ny tsy fihetsehana izao : ary raha mbola mitarazoka tsy manao Rodobe, dia hivoaka koa i Bombino !

    Mbola ela isika vao ho tonga saina ka !
    Tsy ny fitsikeràna no atao betsaka fa ny hetsika re olona a !

    Alefaso ny filaharana an-dalam-be :RODOBE

  14. Misahotaka ny fozaorana rehetra vao nahare fa afaka mody ny president ravalomanana. Teraka daholo zay tsy ho teraka any @ andry rajoelina,nandraikiparary mintsy. Ny milaza azy ho miaramila moa dia nangovitra mafy
    tena TGVendrana daholo

  15. Izany rehefa manao ratsy !aleo hono henjehin’ny omby masiaka toa izay henjehan’i dadanay!
    Mbola vao hody fotsiny anefa izy ,fa tsy mbola hamaly faty dia efa mipararetra ny foza fa maika
    fa RANOMASINA !!!!!Vao ranopotaka dia efa manonja!!mbola ho aiza e!Mbola nanamafy koa ny AMerikana tetsy
    andaniny t@ dian’i Hillary Clinton tao Afrika.
    Aza manaiky ho lemen’ireo fa efa nandresy isika ! Ampy izay !ny tody sisa no handrasan’ireo foza -potaka ireo.

  16. AZA dia lany andro manakiana an’i tgv eto isika, fa aoka mba andinin-tena. Fahasoavana ho an’i madagasikara v ny anekena an’i tgv hitondra ilay tetezamita? ôtrany any @ fodian’i dada foana NO RESAKA;

  17. Ny zavatra mahagaga ahy ry Bozy dia izao : Tsy maheno ireo an-kolafy roa hafa mihitsy isika !
    Mba ahoana ny hevitr’izy ireo ?

  18. Ka ny anareo tsinona de ny fodian’ny Dada ihano mahamaika anareo ko, de refa avy eo de mbola tadiavinareo alaina koa ny PM de mba ahona zany ry zafy sy Ratsiraka. zay le lazaiko hoe aza de extremiste hoa refa mandinika fa mba asivo fandinihina, vous avesz forme une equipe a 3 de penser a 3 fa tsy ny hevitrao fona no ventesina eo na manohy any…
    ra dinihina sy aravona anie ny hevitriny 3 mouvances de converge aminy point ray a 1 temps t fa mi diverge a t+1 e, zay le alliance par nature

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *