11 pensées sur “Magro 13 Jona 11”

  1. Miara-paly sy mitotorebika an’eritreritra miaraka aminareo e!! Fa, ny tolona dia tsy maintsy tohizana hatrany, ary aoka tsy ho mandrimandry manana aretina hoy ny fitenenana, mandra-pahatonga sy fahavitan’izay fifidianana fa tsy ho maty voalavo an-kibo ireo tsy valahara sy ny mpanohan’azy avy ivelany ireo. Ny ratsy tsy kely làlana!

  2. Mba valio aho azafady, ahoana no hataontsika fa mino aho fa tsy hanaiky ny fiverenan’i Dada mihitsy ireto FATin-jiolahy ireto, tokony tohizana ny rodobe ary atao mahery vaika ary tokony hisy rindran-damina maty paika fa tsy ho mora maty toa afo mololo

  3. aza taitra ianao manjaka fa vonona isika hamoaka ty nosintsika ity anaty tunnel n’ny krizy sy ny jadon’ny tsy mataho-tody a!ary velirano fa tsy hifandao na amin’ny mora na amin’ny sarotra fa hiady hatramin’ny farany mba ho mpandresy!ho mpandresy ary ho madagasikara tena mandroso sy reharehan’ny malagasy eran’izao tontolo izao.

  4. Aza hatao toy ny alika ny sasany ry reto ah! Ianareo mpandrisika io avy vava fotsiny! Tsy mbola mora ny fiverenany eto! Alao aloha izy any fa tsy manana vola handehanana eny tsiafahy nakory nareo! Eny eh Malalaka ho an’Dr8 ny TSIAFAHY. Efa vonona ao ny namany izay nomeny vola manomana ny fandriana hatoriany

  5. ON NE DOIT PLUS REVENIR SUR LE PASSE CAR, AUTREMENT, MADA N’EN FINIRA JAMAIS AVEC CETTE CRISE. EN EFFET, MEME LA HAT NE PEUT PAS PRETENDRE AVOIR LES MAINS PROPORES DANS CETTE AFFAIRE.
    BREF: AUTANT SE METTRE D’ACCORD SI VOUS NE VOULEZ PAS QUE MADA RESTE LONGTEMPS DANS CETTE SITUATION QUI NE SATISFAIT PERSONNE (SAUF CEUX QUI SONT AU POUVOIR)

  6. Deba, et que doit-on faire alors, se mettre d’accord avec les putchistes? ils ne cèderont d’un pouce ce qu’ils ont acquis, il vaut mieux pour les légalistes se préparer à affronter l’armée qui d’après ce que j’ai constaté il y a seulement une demi-heure se déploye dans tout Tana. Pour faire quoi selon vous, certainement pas pour faire le mardi joli, notre armée se prépare à tirer sur les malgaches, leurs compatriotes. Que Dieu nous aide.

  7. lany sahady angaha ny volan’i bois de rose sady tsy nahazo taratasy vazaha ka
    mivaralila ry mpisandoka » tia tanindrazana a! »ho hita eo izay ho any Tsifahy!
    Iza no mba hampiorohoroanao eo?hita mihintsy fa hatenda ny aina dia ny dadanay no mody harovana!
    Andriamanitra irery ihany no miaro azy fa tsy mila foza mba hanome lesona fa izay tany handosirana
    tadiavina dia ny mbola manana fotona.
    Maninona raha tsy miatsara ivelatsia ? rahefa rano ny kapa dia mitenena! »Avelao aloha izy ho any »
    fa iza ianao no handidy izay hataon’i dadanay?ianao angaha no hamonjy ireo rehetra voan’ny
    TSINDRIHAZOLENANAREO IREO sa mbola tsy HAFAPO @ izao Loza 2 loza 3 izao ianareo???.

  8. Ilay RODOBE tokony hatao manerana ny nosy mihintsy satria tsy ho araky ny miaramila ny hiambina ny nosy iray manontolo.Amparitao ny takelaka filazana ny andro sy ny tanjona kendrena.Ny karaborosy angamba dia mety anisan’ny fitaovana iray hizarana izany takelaka izany.Raha mety koa dia tohizana ny lobbying eo amin’ny UE sy ny be kintana izay asaina miresaka amin’ny vaomiera ny filaminana eran-tany mba hanome fiarovana ho an’i Ravalomanana rehefa mody.

  9. Ny trafic de bois de rose koa tokony ho jerena any amin’ny faritra rehetra sy ny fanondranana vato sarobidy.Tokony ho zaraina ny andraikitra satria ireo no hamatsian’i TGV ny miaramila voavidy vola.

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *