Mamalan-kira indray ve i Dr Tomaz Salomao ?

Araka ny fantatra dia mbola soso-kevitra ihany sady amin’ny anaran’ny tenany samy irery no nandefasan’i sekretera mpanatanteraky ny SADC ity volavolam-panitsiana ny tondro zotra  nataony ity , ho an’ny ankolafy Ravalomanana, izay itondrany fanovana ao amin’ny andininy faha roapolo.Be ireo mametraka ahiahy ny amin’ny mety ho anton’izao indray, misy ambadika politika maloto indray ve izao sa fitsapana ny tanjaky ny ankolafy Ravalomanana? Ny azo antoka aloha dia tsy hevitry ny SADC velively izy io fa mbola volavolam-panitsiana fotsiny ihany.

Vakio ity : Lettre Addressee au Chef de File de la Mouvance Ravalomanana

19 pensées sur “Mamalan-kira indray ve i Dr Tomaz Salomao ?”

  1. « Monsieur Marc Ravalomanana ne pourra rentrer qu’après un environnement politique et sécuritaire favorable  » !
    Dia ahoana koa ??? maninona tsy lazaina dien’izao hoe tsy mahazo mody izy, fa avelao ny potsista ho eo !!!!!
    Tsy izany mihintsy no nolazain’ny UE !!!
    Malgacho-malgache sans le Président Ravalomanana, le Président encore élu, ce n’est pas une solution malgacho-malgache !!!
    Miomàna hoa ianareo ry zalahy fa aza matoritory !!!!
    Ampiaro ny Accord de Cotonou rehefa MANAMERDA Ê !!!! TSY HIALA EO IREO !!!
    IZANY RY AKAMA !!!!!

  2. Anazy ny azy fa izay efa voalaza tsy hiverenana intsony, izany hoe: » mody dada ! dia » mody dada! »
    Tsy frantsay no tokony hitsovalana @’izany fa dia mihevitra azy ho iza ireo e????efa maimbo
    eran’izao tontolo izao mbola mianakendry ihany.Maharikoriko !Rehefa mitarazoka loatra koa ity zavatra
    ity dia mitady lalana foana ry ilay TSIVANONA.Voan’ny raikiraiky koa angaha isika ka!

  3. Dia mihanana Pipi ry malagasy a, atao Fliper tenisany,,,,, Dia miandrasa sy matoritoria ihany e, Vahoaka malagasy dia malaza amin’ny Fanenenana, tsy mahay misaina mialoha toy izao, avelao indray ange ireo hanao fifidianana eo e, dia avy eo indray vao hisintom-bolo, Eny wa ry malagasy o

  4. Tsy olana io e! Ny organe suprême ny SADC ange no nanao fanambarana tao SANDTON koa aza manahy film efa malaza ireny e! Tsy iny ihany ve no nanova ny delegationn’ny AREMA ho ry VAOVAO Benjamin?

  5. Ma compréhension de cette lettre du Dr Salomao est que c’est une injonction à l’endroit du pouvoir de fait de ne pas tergiverser pour instaurer ce climat propice au retour immédiat de l’ancien Président. On ne publie ici qu’une partie de ce qu’il a dit, ce qui peut fausser les interprétations.
    Il est sûr que les hâtifs vont encore tout faire pour prouver que les conditions ne sont pas réunies pour ce retour afin d’écarter Ravalomanana des discussions sur la révision des institutions de la transition selon les résolutions de Sandton, et surtout essayer de le disqualifier pour les prochaines élections.
    Reste à savoir quel moyen de pression la SADC utiliserait pour faire fléchir la HAT ?

  6. Raha vao mitarazoka ny fizotran-javatra dia samy manao izay interpétation-ny ry foza :
    « Mitady vaha-olana hamahana ny krizy » = ampiana maromaro ny basy mba hampifitsaka ny malagasy légalista;
    « Misy malagasy efa tsy mahita ho hanina noho ny krizy » = Omena tay sy pipi ny malagasy dia ho voky;
    « Créer un environement propice au retour de Ra8 » = Enjehina ny mpomba azy ka ampidirina any an-ponja mba ho namany any @ prison; sns, sns.

  7. hahahahahaha!Mora fitahana mihintsy anie i Levalo e!Nandihy tsy afa-tavony tsy nahita ny tena izy.Domelina ve ahalala na inona na inona fa mihorakoraka taitaitra eny fotsiny?Misy vaovao heveriny fa tsara dia midedaka kanjo tsy hainy akory ny tena izy dia rehefa sendra mba fantany ihany any aoriana vao mikoropaka indray.Tsy mpanao politika no filaza izany olona izany ry zareo fa domelina a!

  8. « Efa voalahatra ny ho @ zanak’olona,fa loza ho an’izay hamadika azy »
    Tsy ny hetraketraky ny olombelona noho ny herin’i satana ao aminy no
    ahasakana ny toky efa nomen’i RAY.
    ATAOVY MENATRA IREO IZAY MITADY HAMINGANA IZAO TOLONA EFA NIARETANAY
    NY MAFY INDRINDRA NIARAKA T@’I JESOA IZAO RY RAY O! Amen!

  9. Tsy azoko mihitsy inona no tokony hapikorapaka antsika satria araka le fanazavan’ny filoha Ravalomanana iny anie mbola mandalo étape maromaro vao hoe izao izany no tena décision farany eh. Manana finoana daholo fa izy ary any efa mba miezaka mafy mandresy lahatra ny sadec . Raha ohatra ka havadik’ireo indray ny FR de izay isika no tokony hiady mafy satria manao tsinotsinona ny tolona atao sy ny dinika rehetra efa natao hatrizay mahereza daholo « MINO FOTSINY IHANY »

  10. Ny UE aza efa noaoka an’ireo FRANTSay ireo koa tsy hitako mihintsy izay hampikoropaka????
    Ny amerikanina efa manda!!!! tsy maintsy mba mamono lolo izy fa efa tampina ny daomy,fa mino
    aho fa tsy ho lasa lavitra eo intsony ireo fa aza mety handairan’ny asan’ny devolin’ireo.Sendra ny ngidiny tsy teliny
    izy izao.Heveriny fa toa an’i domelina sy ireo pitaty ranon’potaka ireo daholo angaha ny GASY ,Mino mafy aho fa tsy
    ahavanona n’inon’inona eo intsony ireo fa efa izao tontolo izao no manara-maso antsika koa mba MAHATSINITSINY e!

  11. Efa mazava ny resaka !! Fa mba inona marina no tadiavin’ity Salau-Mao ity ê ?
    Hitondra vahaolana sa hampiady an-trano ny vahoaka malagasy ???
    Mitovy amin-dry Shhhhhhhhhh !!!

  12. Inona moa no tadiaviny, tsy izao ve no nomena tapi-maso ami-na « SAFIR na EMERAUDE … » kilao – iza no mahalala ho tonga hatrany aman-taoniny

  13. ntsooh!ny zavatra efa miova ao ambadika ao dia tsy mahalala akory i Zafy!zany raha manao kirin’antitra ka!da ahoana ndray ny manaraka!tena tsy faka taranaka ireto Sadik ireto moa oh!

  14. Efa miteny aho fa tsy maintsy ny malagasy IRERY ihany no mandray andraikitra. Miomana e! matoritoria fa hanaterako hena e! mandrimandria eo ihany nefa ny aretina ity efa cancer. Fa inona foana no andrasana e! tsy azoko mihitsy isika malagasy ity kah! sa tena mety amintsika ve izao efa mihinana ny aman.. e! Miandry toloram-potsiny daholo, tsss. Tena kentrina iray trano.

  15. Rehefa tsy mahay manao stratégie ianareo ry mpitarika dia ajanony fa mijaly loatra ny vahoaka a! ilaozana mivorivory etsy sy eroa, mifampiraharaha e! miandry ny any an-kafa hanao ny adidinao e! efa hita fa olona tsy tokony hifampiraharahana no en face, efa hita fa olona tsy mena-mivadika ny mpanongam-panjakana dia mbola ireo ihany no hifampiresahana eo, aiza ilay tena fitiava-tanindrazana e! rehefa mampiseho fahavononana sy fahasahiana ianareo mpitarika dia efa vonona hatry ny ela izahay, fa ianareo ilaozana be fikafika. Mankaleo. Tandremo fa efa tofoka ny vahoaka an! sao hifoteran’ny rambony eo vao gaga/

  16. Io fa norarafan’ny sadc rano mangatsika i Levalo efa nilaza hoe mody aho!Domelina ô!Mbola hivory ihany ve tsy mety fay e? Andao indray dia mody omena fanantenana dia eo amin’izay no tena hamaranana ny tantaran’i Levalo kely saina

  17. Be saina ianareo koa mbola tsy nahazo fankatoavana na dia efa namahandalitra tetsy sy teroa aza????
    dia tsy henatra tsy tahotra Pip!pip! eraky ny tanana,efa tsy zakanareo intsony ilay
    alahelom-bahoaka ka efa hatonantonany fotsiny sisa.lainga hafafy lava izao no hanaronana ny ratsy
    rehetra nanapotehana an’i Malagasy.
    Ilay fomba oah aza hailika @ olona fa zakao ny anareo,hitondra soa sy fanambinana ho an’ny taranaka
    faramandimbinareo izao hataonareo izao fa tohizo dia aza malaky AHILIKA fa ANAREO ny ANAREO!
    Mifalia dia manjakazaka @ alahelon’olona fa izany no NITEZANA sy NANALEHIBEAZANA anareo dia
    atoroy tsara ny taranakareo fa izao famotehana sy fangalarana sy fisandohana ary fangejana izao no mety.

  18. Kabarin’olon-dresy kabarim-baviantitra kabarin-domelina ve hampiova inona? Mbola tsy takatry ny saikelinareo ihany ve izany sa rehefa domelina dia domelina beu?

  19. Izahay tsy ho handairan’ny devolinareo @ ity laiga marivotototra lava ity ry shhhhhhhh a!
    Rehefa rano ny kapa dia zakao fa aza malaky midelira mianakendry mba manilika ny fanahy
    ratsinareo aty,misy domelina ohatra anao io eto ambonin’ny tany ????????????????????mbola tsy nahita aho!
    Ianao no resiny devoly dia izao HATONATONANY izao ,aza malaky manilika fa ZAKAO ny anareo,mbola ho aiza
    vao filazana fotsiny fa TSY MAINTSY MODY DADANAY dia efa dia efa mitsangana hatramin’ volon-javatrareo ianareo,
    dia io niteniteny foana ,ny zavatra hataonareo no ahilika aty MODY ADALA fa efa RANO NY KAPA!MBOLA AIZA E!
    DADANAY TSY MAINTSY MIVERINA Fa HAKAPOY @ VATO NY LOHA rehefa tsy zakan’ny tsenanareo izany!

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *