1 pensée sur “Mankafiza ny sarin’ireo tia tanindrazana, 23 Jona 11”

  1. Raha dinihina ny anton-dia ingahy simao ity dia ampiady ny samy malagasy no tena diany eto koa samia mailo isika fa iraka hanapotika ny tolona no diany eto madagasikara fa tsy handamina ary misy maniraka azy ao; menasofina miaraka amin’ny mainty sofina voakarama. Mahereza amin’ny tolona izay atao isika rehetra.NY MARINA TSY MBA TIA TENA FA TIA NY TENA

Laisser un commentaire

Votre adresse de messagerie ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *